Fifampizarana

Fifampizarana Informazioni di contatto, mappa e indicazioni stradali, modulo di contatto, orari di apertura, servizi, valutazioni, foto, video e annunci di Fifampizarana, Agenzia pubblicitaria, Serina.

tena mafana ny andro😓 sa inona no fanazavanareo ny manjoa an'ity olona ity😟
17/05/2026

tena mafana ny andro😓 sa inona no fanazavanareo ny manjoa an'ity olona ity😟

16/05/2026
En Chine à partir de 16 ans les enfants savent déjà comment fabriquer un téléphone.Chez vous en Afrique à 23 ans il est ...
12/05/2026

En Chine à partir de 16 ans les enfants savent déjà comment fabriquer un téléphone.
Chez vous en Afrique à 23 ans il est imam ou pasteur au campus.
Le seul continent qui se croit plus musulmans que les musulmans eux même et plus chrétiens que les chrétiens eux même.

bref ; heureux les pauvres en esprit 🥱
mila mandinika hoe mitondra makaiza le fandementsaina

🟢𝗠𝗶𝗮𝗹𝗮 𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗶𝗹𝗮𝘆 𝗕𝗮𝗼𝗯𝗮𝗯 𝗹𝗲𝗵𝗶𝗯𝗲 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮 𝗲𝘁𝗼 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮Any amin'ny tanànan'Andombiry no misy azy. Tsitakakantsa no ana...
12/05/2026

🟢𝗠𝗶𝗮𝗹𝗮 𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗶𝗹𝗮𝘆 𝗕𝗮𝗼𝗯𝗮𝗯 𝗹𝗲𝗵𝗶𝗯𝗲 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮 𝗲𝘁𝗼 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮

Any amin'ny tanànan'Andombiry no misy azy. Tsitakakantsa no anarany noho izy lehibe ka tsy heno ny feo raha any ambadika no miteny. 28,82 m ny haavony, 27, 30 m ny sakany.
Vinavinaina ho 1300 taona hatramin'ny 1500 taona izao ny taonany.
Ity sary faharoa ity dia nalaina tamin'ny 08 Mey 2026.
Efa mamoaka fofona maimbo ary efa miha simba sy mihintsana izy.

📸Wilfred Ramahafaly

11/05/2026

fivorina alohany fitsangatsatsanganana😅

09/05/2026

tsy afera e....

ALEO ATAO NUMERIQUE NY TARATASINTSIKA MBA HIALANA AMIN'NY KOLIKOLY DY FANDROVITANA BOKY ...VAO KOPIA NO ATAO DIA MISY MI...
08/05/2026

ALEO ATAO NUMERIQUE NY TARATASINTSIKA MBA HIALANA AMIN'NY KOLIKOLY DY FANDROVITANA BOKY ...
VAO KOPIA NO ATAO DIA MISY MIMENOMENONA...

Fa ny commune koa tsy mahay sy tsy mahavita ny asany fa tia vola nefa kamo ny ankamaroany ...

kely d efa papa sosy sahady
08/05/2026

kely d efa papa sosy sahady

Rah ianao no mpitendry de inona no ataonao...
07/05/2026

Rah ianao no mpitendry de inona no ataonao...

‼️😭🚨 ZAZA 5 MOIS   VELONA FA EFA     .Zazakely vao 5 mois no nis nanary alina, nisy nahita tety Ampasipotsy. Efa nifandr...
06/05/2026

‼️😭🚨 ZAZA 5 MOIS VELONA FA EFA .

Zazakely vao 5 mois no nis nanary alina, nisy nahita tety Ampasipotsy.
Efa nifandrombahan'ny alika ilay zaza ary naratra sy voarangotra ny tongony.

Tsy mba nofonosina lamba akory ilay zaza fa tena akanjo an-koditra fotsiny.
Mandoa be tsy mijanona ary mifanintona ilay zaza ary efa nentina eny @ toeram-pitsaboana .

©️ Bit service Mada

05/05/2026

EFA TSY DIA MISY MANAO KILALAO TOIZAO INTSONY NY ANKIZY SY TANORA SATRIA NAHOANA??

Indirizzo

Serina

Notifiche

Lasciando la tua email puoi essere il primo a sapere quando Fifampizarana pubblica notizie e promozioni. Il tuo indirizzo email non verrà utilizzato per nessun altro scopo e potrai annullare l'iscrizione in qualsiasi momento.

Condividi