Rado concept

Rado concept Conception, Impression numérique et offset, vente tee-shirt personnalisé, découpe autocollant, ...

🎁 Izy ilay nahazo ny cadeau tamin’ny lalao volana Août ! 🥰Faly izahay nanolotra ny cadeau ho azy. 💜Misaotra betsaka tami...
18/09/2026

🎁 Izy ilay nahazo ny cadeau tamin’ny lalao volana Août ! 🥰

Faly izahay nanolotra ny cadeau ho azy. 💜
Misaotra betsaka tamin’ny fandraisana anjara ary arahabaina indray e ! 🎉

Fa maninona no misafidy zavatra mitovy amin’ny rehetra, raha afaka mamorona izay tena anao ianao ?Maillot, lambahoany, t...
16/09/2026

Fa maninona no misafidy zavatra mitovy amin’ny rehetra, raha afaka mamorona izay tena anao ianao ?

Maillot, lambahoany, tote bag, coussin, mug, T-shirt… ny style-nao no atao eo. 🎨

Sublimation amin’ny supports isan-karazany ho an’ny équipe, entreprise, événement, cadeau na projet personnel.

Loko, motif, soratra, design na identité anao - ataovy tena miavaka.

👉 Manana projet ? Alefaso aminay ny idée-nao.

📞 038 48 807 16
📍Soamanandrariny près de la FJKM

15/09/2026

Fa mampiteny irery mihintsy ity asa ity 🤣

13/09/2026

Iza avy tokoa moa ireo ekipa mavitrika ato concept ??

Votre bloc-notes, à votre image. ✨📞 038 48 807 16📍Soamanandrariny près de la FJKM
10/09/2026

Votre bloc-notes, à votre image. ✨

📞 038 48 807 16
📍Soamanandrariny près de la FJKM

✨ Manana hevitra tianao hatao miavaka ve ianao?Na fanomezana ho an’olona tianao, na maillot ho an’ny ekipanao, na zavatr...
07/09/2026

✨ Manana hevitra tianao hatao miavaka ve ianao?

Na fanomezana ho an’olona tianao, na maillot ho an’ny ekipanao, na zavatra kely hahatsiarovana mariage na événement, na T-shirt amin’ny loko tianao… dia afaka manampy anao izahay. ✨

🎁 Mug & gourde personnalisés
👕 Maillots personnalisés
🌸 Pins personnalisés
🎨 T-shirts maro loko

Lazao anay ny hevitrao, dia andao hataontsika miavaka! 💛

05/09/2026

🚀 Fantatrao ve hoe inona no mitranga rehefa misy astronaute latsaka avy eny amin’ny habakabaka? 👀🌌

02/09/2026

🎉 Tonga ilay machine vaovao !

Tamin’ilay jeu Facebook, olona 2 no nahita ny valiny marina ! 👏

Ary izao… iza no handresy ? 👀🎁

🏆 Tee-shirt + sweat personnalisé

Arahabaina ny mpandresy ! ❤️

🔥 Sublimation : maillots, draps & rideaux, flags, beach flags, tote bags, coussins… sy mbola maro hafa !

📞 038 48 807 16
📍Soamanandrariny près de la FJKM

Tsara ny impression… fa tena mahomby ve ilay affiche? 👀Mety ho tsara be ilay impression-anao : mazava ny sary, tsara ny ...
30/08/2026

Tsara ny impression… fa tena mahomby ve ilay affiche? 👀

Mety ho tsara be ilay impression-anao : mazava ny sary, tsara ny loko, tsara kalitao ny papier…

Fa rehefa jerena eny an-dalana dia tsy azon’ny olona akory hoe inona no tianao hambara.

Izay indrindra no maha samy hafa ny impression tsara sy ny communication mahomby.

Ohatra, raha affiche no hataonao, tsy maintsy eritreretina hoe :

👉 Hojeren’ny olona akaiky sa lavidavitra?
👉 Hafiriana izy no hanana fotoana hamakiana azy?
👉 Inona no zavatra tokony ho hitany voalohany?
👉 Ary inona no tianao hataony rehefa avy nahita ilay affiche?

Satria tsy mitovy ny fomba famolavolana affiche, carte de visite, flyer na packaging.

Ny support tsirairay dia manana ny fampiasana azy.

Ka alohan’ny hilazana hoe :

« Ataovy tsara kalitao fotsiny ny impression »

dia tsara kokoa ny manontany hoe :

« Inona no tena tokony hahombiazan’ity support ity? »

💡 BEAU ≠ EFFICACE.

Eritrereto aloha ny fampiasana azy, vao eritreretina ny impression.

Raha mbola tsy azonao antoka hoe inona ny format na support mety amin’ny projet-anao, afaka miresaka aminay ianao. 📩

27/08/2026

Ny feon’ny atelier rehefa tena miasa 😂🔥

Address

Lot II E 30AA Ambohidahy

101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rado concept posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Rado concept:

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Advertising & Marketing Company?

Share