Weldon-freelancer

Weldon-freelancer Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Weldon-freelancer, Ivato aeroport, Ambohidratrimo.

17/08/2024

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Mihajatiana Radolalaina, Micka Ramily, Music'art Hajanirina Patrick, Mihajatiana Fitsikina

29/07/2024

Loza. Za nividy savony teny Analakely Dia nivadika téléphone😂

24/07/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Rici Jocelyn, Jacques Raveloarison, Rica Rubis Rakotomalala

IDEE CADEAU.Mandrosoa Ivato. 034 88 475 38
19/02/2022

IDEE CADEAU.
Mandrosoa Ivato.
034 88 475 38

😉😉😉 St VALENTIN…JOYEUX St VALENTIN…😉 😉 😉😉 😉 😉MIARAHABA ANTSIKA REHETRA ! Indrindra IANAREO MPIFANKATIA 😉 😉 😉Ity misy zav...
11/02/2022

😉😉😉 St VALENTIN…JOYEUX St VALENTIN…😉 😉 😉

😉 😉 😉MIARAHABA ANTSIKA REHETRA ! Indrindra IANAREO MPIFANKATIA 😉 😉 😉
Ity misy zavatra mahafinaritra kely ho zaraiko aminareo. KARAZANA RANOMANITRA, DEODORANT, PRODUIT COSMETIQUE, SHAMPOING, MASQUE , BAIN, ARTICLE DE CADEAUX MARO SAMY HAFA toy ny MONTRE (luxe), CADRE PHOTO … Ireo rehetra ireo dia afaka atao fanomezana hoan’ ny OLON-TIANA, na NAMANA koa aza moa manin e !
AFAKA Miantso ny 034 88 475 38 ianao na tonga eny MANDROSOA Ivato aO AMIny « IDEE CADEAU » ;
Miala ARRET MANDROSOA IVATO → Mandeha midina miankavana(pavée raha avy any @ VILLE) → eo ampitan’ny mpambogady (grossiste LFL) no misy anay « IDEE CADEAU »
Dia tongava fa hisy PANIER tsara tarehy kely afaka asiana cadeaux omenay hoan’ireo mpanjifa 10 tonga voalohany manomboka ny SABOTSY 12 fevrier HAtramin’y 14 fevrier 2022.
Ankoatr’izay misy kilalao kely koa ity. Izay manao « J’AIME + commentaire : IDEE CADEAU + PARTAGE » farany hatramin’ny 20H00 / 14 fevrier 2022/ ATo @ page YLOOK dia mahazo LOKA ranomanitra SCANDALE.

Address

Ivato Aeroport
Ambohidratrimo
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Weldon-freelancer posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Weldon-freelancer:

Share