Malagassy Mahay Marketing

Malagassy Mahay Marketing Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Malagassy Mahay Marketing, Marketing Agency, Ambohijatovo.

‼️Partie 8‼️📛Fantatrao ve fa mihena visibilité anao amin'ny facebook raha toa ka...👇⏩TSY FAHARETANA AMIN’NY FAMOAHANA❌ O...
31/03/2026

‼️Partie 8‼️
📛Fantatrao ve fa mihena visibilité anao amin'ny facebook raha toa ka...👇

⏩TSY FAHARETANA AMIN’NY FAMOAHANA

❌ Olana
Mamoaka be indray mandeha dia tsy hita ela.

✅ Vahaolana
Mamoaha lahatsoratra 3–4 isan-kerinandro tsy tapaka.
🎯 FAMINTINANA

📛Mihena ny fahitana rehefa:
Tsy misy engagement
Tag be loatra
Fivarotana tafahoatra
Misy fitondran-tena mitovy amin’ny spam

✅Mitombo ny fahitana rehefa:
Misy commentaire
Mijanona mamaky ny olona
Misy partage
Misy fifandraisana tsy tapak

↘️Aza adino ny manaraka ny pejy sy mi-partage . Tagueo ny namana hi-abonné ny pejy dia omenay formation gratuite ianareo☺️

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Vals Rud, Ten'Shiah Rabe, Ranto Anjaniaina, Ny Aiko Ramanamisata, Niaina Ravak...
28/03/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Vals Rud, Ten'Shiah Rabe, Ranto Anjaniaina, Ny Aiko Ramanamisata, Niaina Ravaka, Miangola Rovatiana, Stephanie Pounie, Ony Iarisoa, Fanjasoa Rasamoelimalala, Jean Rinà Löx, Andrianiaina Nirintsoa, Tanjoniaina Fifaliana, Jean Stev Rakotobe, Jusluc Njatomanana, Rinah Huntley, Lila Lila, C'est Njato, Mahavoriaharena Ginottee, Aï Nà Soa, Sitrakiniavo Jinny Ramarosandy, Wilfridà Marie, Hasina Razanamialisoa, Salinà Estera

‼️Partie 7‼️🚨Fantatrao ve fa mihena ny visibilité anao amin'ny facebook raha toa ka...👇 ⏩ TSY MAHASARIKA NY FIANDOHANA❌ ...
28/03/2026

‼️Partie 7‼️
🚨Fantatrao ve fa mihena ny visibilité anao amin'ny facebook raha toa ka...👇

⏩ TSY MAHASARIKA NY FIANDOHANA

❌ Olana
Mamakivaky fotsiny ny olona nefa tsy mijanona mamaky.

✅ Vahaolana
Ataovy mahery ny fehezanteny voalohany
Ataovy mazava sy fohy
Mampiasa teny mahasarika

🚨Inona no tinao ho zarainay maimaimpoana?☺️
⁉️Aza adino fa mahazo formation gratuite fona izay abonné sy mizara ny publication

‼️Partie 06‼️🚨FORMATION GRATUIT HATRANY🚨⏩Fantatrao ve fa mihena visibilité anao amin'ny  facebook raha toa ka...👇📛MISY F...
27/03/2026

‼️Partie 06‼️
🚨FORMATION GRATUIT HATRANY🚨

⏩Fantatrao ve fa mihena visibilité anao amin'ny facebook raha toa ka...👇

📛MISY FAMANTARANA RATSY📛

❌ Olana
Raha misy olona:
- Manafina ny lahatsoratrao
- Miala amin’ny fanarahana anao
- Mitaraina
Dia mety hihena ny fahitana.

✅ Vahaolana
Aza manafintohina tsy ilaina
Aza manery fivarotana
Manomeza lanja marina

Tinao ve ra omenay formation gratuite ianao?
Abonneo fotsiny ny page dia partageo, ary mentionneo ny namana☺️

🚨Partie 5🚨‼️FORMATION GRATUITE‼️Fantatrao ve fa mihena ny visibilité anao amin'ny facebook raha toa ka...👇‼️VOTOATY MIVE...
25/03/2026

🚨Partie 5🚨
‼️FORMATION GRATUITE‼️

Fantatrao ve fa mihena ny visibilité anao amin'ny facebook raha toa ka...👇
‼️VOTOATY MIVERIMBERINA LOTRA NO ATAONAO‼️
❌ Olana
Mitovy foana ny endrika sy ny hafatra.

✅ Vahaolana
Manovaova:
- Tantara manokana
- Torohevitra fohy
- Alohan’ny / Aorian’ny (avant/après)
- Fanontaniana
- Horonantsary fohy

⏩ Inona ihany koa no tinao ho zarainay maimaimpona?

🚨Partie 4🚨‼️FORMATION GRATUIT‼️⏩Fantatrao ve fa mihena ny visibilité anao amin'ny facebook raha toa ka....👇⭕ ROHY MAKANY...
24/03/2026

🚨Partie 4🚨
‼️FORMATION GRATUIT‼️

⏩Fantatrao ve fa mihena ny visibilité anao amin'ny facebook raha toa ka....👇

⭕ ROHY MAKANY IVELANY BE LOATRA⭕

❌ Olana
Rohy mankany amin’ny YouTube, tranonkala, na WhatsApp dia mety hampihena fahitana.

✅ Vahaolana
Apetraho ao amin’ny commentaire ny rohy
Mampiasa vidéo apetraka mivantana ao amin’ny Facebook
Manazava mivantana ao anaty lahatsoratra ny votoaty

🚨Aza adino ny mizara sy mi-abonné raha te ahazo ilay formation gratuit☺️

‼️Partie 3‼️🚨FANTATTAO VE? 🚨MIHENA NY VISIBILITE ANAO AMIN'NY Facebook RAHA TOA KA... 👇 ⏩ FIVAROTANA FOANA NO ATAONAO AO...
16/03/2026

‼️Partie 3‼️

🚨FANTATTAO VE? 🚨
MIHENA NY VISIBILITE ANAO AMIN'NY Facebook RAHA TOA KA... 👇

⏩ FIVAROTANA FOANA NO ATAONAO AO

❌ Olana
Raha dokambarotra sy fivarotana foana ny lahatsoratra dia mihena ny fahitana.

✅ Vahaolana (Fitsipika 80/20)
80% fanomezana lanja (torohevitra, tantara, fanabeazana)
20% fivarotana

‼️Araho ny pejy, mentionneo ny namana dia homenay formation gratuit ianareo☺️

11/03/2026

📛PART 2📛⁉️Fantatrao ve fa mihena ny visibilité anao amin' ny FACEBOOK ra toa ka... 👇                 🚨 TAG OLONA BE LOAT...
11/03/2026

📛PART 2📛
⁉️Fantatrao ve fa mihena ny visibilité anao amin' ny FACEBOOK ra toa ka... 👇

🚨 TAG OLONA BE LOATRA🚨

❌ Olana
Raha tsy mamaly ireo olona natao tag → famantarana ratsy
Raha manafina ilay notification izy → famantarana ratsy
Mety ho heverina ho spam
✅ Vahaolana
Tag olona 2 na 3 tena mahaliana ilay lahatsoratra ihany
Avelao ireo liana no haneho hevitra samirery
Aza manao tagging tafahoatra

⁉️ Tinao ve ra omenay formation gratuit ianao??

⁉️ Fantatrao ve fa mihena ny visibilité anao @ Facebook raha toa ka...👇          📛TSY AMPY FIFANDRAISANA HAINGANA📛❌ Olan...
09/03/2026

⁉️ Fantatrao ve fa mihena ny visibilité anao @ Facebook raha toa ka...👇

📛TSY AMPY FIFANDRAISANA HAINGANA📛

❌ Olana
Raha ao anatin’ny 30–60 minitra voalohany:
Vitsy ny “like”
Vitsy ny “commentaire”
Tsy misy “partage”
Dia heverin’ny rafitra fa tsy mahaliana ilay votoaty.

✅ Vahaolana

- Mamoaka lahatsoratra amin’ny ora misy olona maro
- Mametraka fanontaniana amin’ny farany
- Mamaly haingana ny commentaire
Manasa ny olona haneho hevitra

⁉️Aza adino ny mi-abonnée sy mizara

🛑Mahalina anao ve ra omenay formation gratuit ianao☺️?

Address

Ambohijatovo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Malagassy Mahay Marketing posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share