VINA Market-online

VINA Market-online Idée cadeaux pour amis et toute la famille, chaque article est original, adapté et disponible à temps

📢📢DESTOCKAGE PROMO66PROMO 📢📢🔥👉SAC A DOS /  Afaka hitondrana fitaovana tsara, mety hitondrana laptop 15,6" ihany koa, vit...
14/10/2024

📢📢DESTOCKAGE PROMO66PROMO 📢📢🔥

👉SAC A DOS / Afaka hitondrana fitaovana tsara, mety hitondrana laptop 15,6" ihany koa, vita amin'ny toile mahazaka orana,

👉POWER BANK Super Fast Charge, 50000mAH, 66W Tena miharitra, USB-type C et Android, Affichage numérique des charges, Mahazaka telephone roa miaraka, Mafonja sy mavesatra

👉ASPIRATEUR INTELLIGENT: Afaka manala ireo vovobovoka eo amin'ny gorodona, Mety amin'ny carrelage, parquet...., Avela miasa irery fa tsy baikona

👉 HOME CINEMA- vidéo Projecteur: Mandeha wifi 5G sy mamaky vidéo MP4 amin'ny USB. Source LED

☎️Contact: 034 07 951 38
🚦Lieu: Anosisoa Ambohimanarina, ampitan'ny BNI, tsy lavitra ny firaisana faha-6
☝️Afaka manao livraison an 😊

Aleo ihany manao Achat en ligne @ izao ka🫵😉😎.Manala fasahiranana kokoa ny mividy zavatra en ligne nohon’ny fotoana lanin...
31/08/2024

Aleo ihany manao Achat en ligne @ izao ka🫵😉😎.
Manala fasahiranana kokoa ny mividy zavatra en ligne nohon’ny fotoana laninao🕐🕑🕜 @ embouteillages 🚗🚌🛻sy ny fotoana itadiavana ilay entana na ivezivezena ampitoviana prix😿😖🥵😵‍💫 eny an-tsena.

Matetika nefa mora kokoa ny vidiny🤑, toy ny eto aminay VINA SHOPPING. Maro isan-karazany ary natao ho an’ny rehetra ny entana ato aminay : new technologies📻🎮🖥🎧, articles de mode, accessoires pour étudiants,…

Ny spécialités anay : cadeau original class, bien emballé 🎁🎀🎊 sy miavaka (spécialité produit unique et exclusif), ho an’ny ankizy, tanora, olon-dehibe, lehilahy na vehivavy, rehefa misy ilanao izany (maika be indraindray) @ fotoana manokana toy ny anniversaire, mariage, Krismasy sy faran’ny taona, …(coffrets, jeux de société tendance, jouets éducatifs, boky, etc)

Assurénay fa matotra ny: fandraisana sy famaliana ny mp anareo @ mombamomba ny entana, ny conseils @ safidy atao, ny livraison malaky (azo jerena sy récupéné eny @ boutique ihany koa) ary ny SAV.

Ny client fidèle koa dia tsy adinonay.

Araho tsy tapaka ary ny page ahitanao ny arrivage vaovao sy ny promo ataonay 🙂🙂🙂

28/08/2024

📢📢Zava-baovao indray ity an...
🛞🛞ASPIRATEUR INTELLIGENT🛞🛞
🗣Afaka manala ireo vovobovoka eo amin'ny gorodona
🤥Mety amin'ny carrelage, parquet....
😁Avela miasa irery fa tsy baikona
⏳Afaka miasa mandritra ny 40minitra

☎️034 07 957 38
🏠Ambohimanandray Ambohimanarina
🛻Afaka manao livraison ko an!

Ny mora nefa tsara hatrany no atolotray ho anao 😊POWER BANK Super Fast Charge😊 Manamaivana fasahiranana sy mitsitsy koko...
26/08/2024

Ny mora nefa tsara hatrany no atolotray ho anao 😊POWER BANK Super Fast Charge😊 Manamaivana fasahiranana sy mitsitsy kokoa
🔋50000mAH, 66W 🔥 Tena miharitra
🔋Super Fast Charge ⚡️ ora iray dia efa mahafeno telephone
🔋USB-type C et Android
🔋Affichage numérique des charges
🔋Mahazaka telephone roa miaraka
🔋Mafonja sy mavesatra💪
Prix PROMO: 75000Ariary💥
☎️034 07 951 38

🧍Efa tena akaiky ny fidiran'ny mpianatra🧍🧍Mety aminao ito sac à dos ito, sady prix promotionnel💥🔹Afaka hitondrana fitaov...
25/08/2024

🧍Efa tena akaiky ny fidiran'ny mpianatra🧍🧍Mety aminao ito sac à dos ito, sady prix promotionnel💥
🔹Afaka hitondrana fitaovana tsara
🔹Mety hitondrana laptop 15,6" ihany koa
🔹Matière: toile
🔹Vidiny: 23 000Ariary
🔹Frais de livraison à partir de 3 000Ariary
🔹Contact: 034 07 951 38

03/08/2024

Send a message to learn more

Address

MIA 61/II Ter Miadana Ambohitrimanjaka
Ambohitrimanjaka
105

Telephone

+261340212122

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VINA Market-online posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to VINA Market-online:

Share