Mariø Lin

Mariø Lin Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mariø Lin, Ambodifamba, Andapa.

Animateur & Journaliste de la Radio Feon'Andapa (RFA 94.6Mhz) ANDAPA

Création Spot Publicitaire📢🔊
𝓜𝓪𝓻𝓲𝓸 𝓛𝓲𝓷
Contact: 032 73 329 50
034 71 789 65
E-mail: [email protected]
__________________________________________

Hoanareo izay organisateur tehiara-hiasa amin'ny mpanakanto YACK MJ Baba Marigozy dia efa afaka mitagna date sao tara ai...
03/02/2026

Hoanareo izay organisateur tehiara-hiasa amin'ny mpanakanto YACK MJ Baba Marigozy dia efa afaka mitagna date sao tara ai ,efa reo ny laharana na numéro afaka antsoinareo mivantana ka aza misalasala miantso,,Na SHOW CASE na GRAND COMPLET mandeha jiaby
Misaotra indrindra tompoko

🎉Heureux anniversaire Zokibe,🎂Mitomboa vola, misondrota vononahitra.☺️
04/07/2025

🎉Heureux anniversaire Zokibe,🎂

Mitomboa vola, misondrota vononahitra.☺️

🟢RAHA TE HO SAMBATRA______________________________✅ Aza mamorona olanaTandremo ny hasarontam-piaro diso toerana fa lasa ...
17/11/2024

🟢RAHA TE HO SAMBATRA
______________________________

✅ Aza mamorona olana
Tandremo ny hasarontam-piaro diso toerana fa lasa fijaliana hoazy ho anao.
Tandremo ny fitiavan-draha fa lasa mahazo olana hoazy.

✅ Aza mitady aretim-po
Tia anao izy, tiavo, tsy tia anao izy, avelao any dia ankafizo ny fiainanao.

✅ Aza mitazona alahelo ela loatra
Nisy zavatra tsy nety nataon’olona dia mitezera fa aza mitazona alahelo ela loatra fa mifalia dia hadinoy izy. Mampijaly sady mamparary fo no mahafaty haingana ny mitazona alahelo.

✅ Aza tia mitaraina lava
Aza mifantoka amin'ny zavatra tsy mety fa mifantoha amin'ny zavatra mety. Ho sambatra kokoa ianao raha laninao amin'ny fankasitrahana ny zavatra manodidina anao ny tontolo andronao

✅ Aza ankinina amin'ny hafa ny fahasambaranao
Ny antony tsy mahasambatra anao dia ny fanankinanao ny fahasambaranao amin'ny hafa.
Afaka ny ho sambatra foana ianao na tsisy azy. Ataovy ao aminao izay fototrin’ny fahasambarana izay dia ho hitanao fa na iza hiala dia ho sambatra foana ianao.

✅ Mitadiava vola dia ampifalio ny tenanao fa ilaina ihany koa ny mampiada-tena fa tsy voatery hampiadana olona foana ary ankino amin’Andriamanitra fa izy tsy manary anao.

____________________________
ARY AIZA HO AIZA ANAO AMIN'IZAO??

✅Namagna💪GJ OLivier
06/10/2024

✅Namagna💪
GJ OLivier

Reality...😧
21/09/2024

Reality...😧

🤗 Havako anao.
18/09/2024

🤗 Havako anao.

Asa ty Rfa Feon'Andapa  #94.6Mhz ANDAPA
18/09/2024

Asa ty Rfa Feon'Andapa #94.6Mhz ANDAPA

Address

Ambodifamba
Andapa
205

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mariø Lin posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mariø Lin:

Share