Tolo-Tady Communication

Tolo-Tady Communication Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tolo-Tady Communication, Marketing Agency, Ampamantanana/Ambohitsoa, Antananarivo.

Pour nos projets vidéos, nous recherchons des filmakers. pour recevoir le TDR du poste, veillez nous adressez un message...
17/02/2023

Pour nos projets vidéos, nous recherchons des filmakers. pour recevoir le TDR du poste, veillez nous adressez un message privé sur facebook ou par e-mail à l'adresse : [email protected]

08/02/2023

Raha ny tsy fanajana ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana na « infraction au code de la route » eto Madagasikara 🇲🇬no isaina dia tsy ho voahisa satria raha ny eto an-drenivohitra fotsiny no jerena dia isaky ny iray metatra dia mety hahitana izany😔😔. Amin’ireo fandikana lalana ireo dia ireto no tena tsikaritra matetika🧐 ataon-tsika mpitondra fiara eny an-dalana eny :

🔸 Ny « défaut de clignotant » ↔️ : maro ny mpitondra no tsy mampiasa izany « clignotant » izany intsony rehefa hijanona amin’ny toerana iray, na hanao dépassement, na hivily sns…
🔸Ny fampiasana finday eo am-pamiliana 📲 : maro no mitondra fiara no mi-téléphone na mijery téléphone eo am-pitondrana fiara ary dia tena mety ho zava-doza hoan'ny fifamoivoizana izany
🔸 Ny fijanonana amin’ny toerana voarara na « Stationnement interdit » ⛔️ : samy mijanona eny amin’izay toerana mahampety azy ny mpitondra ankehitriny, na dia toerana voarara aza izany.
🔸Ny tsy fametahana ceinture de sécurité 👮‍♀️: 90% ny mpitondra fiara eto Madagasikara dia tsy mametaka ny ceinture de sécurité.
🔸 Ny fandehanana mafy amin'ny toerana voarara 🚫 : Maro no mandeha mafy indrindra ao anatin'ny tanan-dehibe.

01/01/2023
Après l'effort, le réconfort! Notre métier est dur mais passionnant avec des hauts et Des bas🙂🙂! Mais notre motivation r...
26/11/2022

Après l'effort, le réconfort!
Notre métier est dur mais passionnant avec des hauts et Des bas🙂🙂! Mais notre motivation reste intact, surtout que nous croyons profondément que nous apportons un impact positif pour la société et l'environnement...aussi minime soit-il!!!✊✊✊
Go, go on....✌️✌️

17/10/2022

Faly izahay fa orinasa sôsialy roa no miara-miasa sy mikambana ato amin'ny ONG ARABé amin'ny fanantanterahina ireo tetik'asa maro samy hafa, dia ny Tolo-Tady Communication sy ny Madagascar Lead's - Etudes, Formations et conseils.



01/09/2022

Address

Ampamantanana/Ambohitsoa
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tolo-Tady Communication posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tolo-Tady Communication:

Share