10/08/2026
๐คArahabaina fa nahazo herinandro vaovao indray!๐
Mino izahay fa mbola te hijery film tena tsara ianareo mandritra ity herinandro ity e? ๐ Ndao indray ary hiaraka amin'i GASYSTAR TV e!๐บ
๐ Natao karazany mihitsy mba hanomezana fahafaham-po ho an'ny rehetra:
๐ฌAction be miaraka amin'i JACKIE CHAN no anombohana azy amin'ilay : " VANGUARD ", nivoaka tamin'ny 2020, ary mitantara ny fiainan'ilay mpanam-bola iray sy ny zanany vavy izay saika nosoparan'ireo mpaka ankeriny. Mbola anatin'ny heriny tsara i Jackie fa araho anie e!๐
๐ฌTantaran'ny reni-pianakaviana iray "sara" izay nitady ny zanany nanjavona tampoka no hoentin'i Jeanne Goursaud, mpilalao fototra ao anatin'ny
" EXTERRITORIAL " no horonan-tsary harahantsika ny Talata. Mampitaitaina hatramin'ny farany, ary mana-porofo ny fitiavan'ny reny ny zanany.๐ซฃ๐ซฃ
๐ฌ"FASTER" no arahintsika ny Alarobia, mbola ao anatin'ny action hatrany, ary mbola resaka fiara sy ny "vitesse" be! miaraka amin'i Dwayne johnson! Tsy resahana betsaka fa tena matsiro!๐
๐ฌIlay mpilalao film fanta-daza Brad pitt no iaraka amintsika ny alakamisy ao anatin'ilay " BULLET TRAIN ", tsy dia mahazatra izy ity fa misy idiran'ilay sary miaina hoe: ladybug!๐ mbola anaty action ihany nefa a! tsara jerena!๐๐
๐ฌFa ao anatin'ny film d'horreur no hamaranantsika ny herinandro:
" EVIL DEAD BURN" ny Zoma ๐ฑ๐จ, izay efa nandrasantsika efa ela! tonga izy ity dia mankafiza ary e!
๐ฌ" SMILE 1 " ny sabotsy, mitantara ny fanahyy mipetraka amin'olona iray ka rehefa mitsiky io olona io dia ny aza mifanena aminy fa hahita loza ianao! ๐งโโ๏ธ๐งโโ๏ธ
๐ฌ" SMIILE 2 " ny tohiny, ny alahady! tena mbola mampiorokoditra tanteraka! โ ๏ธโ ๏ธ
๐Aza miala ary e! hahafinaritra ny herinandro eto amin'ny ๐๐๐ฆ๐ฌ๐ฆ๐ง๐๐ฅ โ
DTT 108 โ
DTH 788 isaky ny amin'nyโ๏ธ 8ora sy sasany alina, ary amin'ny โ๏ธ 7ora sy sasany rehefa alahady!
โผโ โ Aza adinoina fa arahintsika manomboka ny Alarobia izao amin'ny 6 ora hariva ny serie "FAMATO" ry zareo a! ๐๐
๐๐๐Dia mirary herinandro faritra ho antsika ary e!
Ovay ilay fijery!