Skwad Mada

Skwad Mada Skwad, l'application que met en relation les créateurs de contenu et les marques ✨

Miarahaba anareo indray e! Tapitra ny lalaotsika anh, mankasitraka ireo nandray anjara :)Ireto avy ary no nahazo ny loka...
22/06/2023

Miarahaba anareo indray e!

Tapitra ny lalaotsika anh, mankasitraka ireo nandray anjara :)

Ireto avy ary no nahazo ny loka :
Carinah Stephanie
Ëlle Andria
Tsito Tsaraina
Nh Ravonjiarisoa
Nina Rktmv
Mia Emøcore

Arahabaina ianareo 🥳🎊Afaka miditra MP ianareo hahafahana mandamina ny fakanareo ny loka 🎁

Ao daholo ve e,Mbola afaka mandray anjara tsara izay mbola tsy nilalao anh ! 😉Mbola manana hatramin'ny rahampitso ianare...
20/06/2023

Ao daholo ve e,

Mbola afaka mandray anjara tsara izay mbola tsy nilalao anh ! 😉

Mbola manana hatramin'ny rahampitso ianareo 😊

Mino izahay fa salama daholo isika👋

Ho fanamarihana ny fisokafan'ny orinasa SKWAD eto Madagasikara ary dia faly izahay hampilalao anareo e 🥰🥰! Ireto hitanareo ireo no loka ho zarainay😍 !

👉Tsotra kely ny fitsipika :

1- Manao "J'aime" ny pejy Skwad Mada
2- Commenteo ary identifieo ny namanao 3 hiara-hilalao sy hanao "j'aime" ny pejy
3- Partageo eo anao ity publication ity (en mode public)

Izay olona 7 mahazo "Réaction" betsaka indrindra nataony no mahazo ny loka.

Amin'ny 21 Jona ho avy izao no mifarana ny lalao ary ny 23 Jona no fizarana ny loka.

👉Aza adino anh😊, mbola mitady olona izahay hiara-hiasa : na lahy na vavy, mampiasa ny tambajotran-tserasera : facebook, instagram, tiktok, sns ary manana smartphone ka manana namana/mpanaraka (amis/abonnés) mihoatran'ny 500.

Raha te hahazo vola 💰💰'ny interactions azonao ary ianao dia aza adino ny manaraka ny pejy.

Mino izahay fa salama daholo isika👋Ho fanamarihana ny fisokafan'ny orinasa SKWAD eto Madagasikara ary dia faly izahay ha...
08/06/2023

Mino izahay fa salama daholo isika👋

Ho fanamarihana ny fisokafan'ny orinasa SKWAD eto Madagasikara ary dia faly izahay hampilalao anareo e 🥰🥰! Ireto hitanareo ireo no loka ho zarainay😍 !

👉Tsotra kely ny fitsipika :

1- Manao "J'aime" ny pejy Skwad Mada
2- Commenteo ary identifieo ny namanao 3 hiara-hilalao sy hanao "j'aime" ny pejy
3- Partageo eo anao ity publication ity (en mode public)

Izay olona 7 mahazo "Réaction" betsaka indrindra nataony no mahazo ny loka.

Amin'ny 21 Jona ho avy izao no mifarana ny lalao ary ny 23 Jona no fizarana ny loka.

👉Aza adino anh😊, mbola mitady olona izahay hiara-hiasa : na lahy na vavy, mampiasa ny tambajotran-tserasera : facebook, instagram, tiktok, sns ary manana smartphone ka manana namana/mpanaraka (amis/abonnés) mihoatran'ny 500.

Raha te hahazo vola 💰💰'ny interactions azonao ary ianao dia aza adino ny manaraka ny pejy.

En ce jour spécial, SKWAD Mada souhaite une très bonne fête à toutes les mamans🥂🎉🍾
04/06/2023

En ce jour spécial, SKWAD Mada souhaite une très bonne fête à toutes les mamans🥂🎉🍾

Address

22 Rue Andrianary Ratianarivo Immeuble Ex-Teillet & Labrousse
Antananarivo
101

Telephone

+261320314371

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Skwad Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Skwad Mada:

Share