Tolotr'asa.MG

Tolotr'asa.MG Mitady Mpiasa Commercial

🎉 Eto Toamasina mitady 100 mpivarotra sur terrain (andalambe).18 taona no miakatra (Lahy-Vavy)Tsy mila diplaomaVo vita n...
17/10/2023

🎉 Eto Toamasina mitady 100 mpivarotra sur terrain (andalambe).
18 taona no miakatra (Lahy-Vavy)
Tsy mila diplaoma
Vo vita ny formation >> tonga dia MIASA :
- Misy base
- Misy prime sur vente
Contact: 038 80 046 33
Toerana: Bureau ‘Testeur Glycémie’ ao Bazary Kely akaikin'ny Be Lambo.
Mitondrà: CV, certificat de résidence, 2 sary tapaka, photocopie CIN.
(tsy mamaly MP fa tonga dia miantso na manantona mivantana)

26/09/2023

📌Société eto Antananarivo mitady 200 vendeurs sur terrain
18 taona no miakatra (Lahy-Vavy)
Tsy mila diplaoma
KARAMA:
- misy base
- misy commission
- misy prime raisina isanandro
Adiresy: Ankadifotsy ambonin'ny Assurance MAMA
contact: 038 15 008 87
Mitondrà: CV, certificat de résidence, 2 sary tapaka, photocopie CIN
(tsy mamaly MP fa tonga dia miantso na manantona mivantana)

Mitady Mpiasa Commercial

13/10/2022

ASA FIANAR - MPIVAROTRA SIM eto FIANARANTSOA :

Tonga dia MIASA daholy voa vita ny Formation 1 andro.

Ny ASA: Fixe + PRIME hatramin'ny Ar400.000/mois.

Fepetra takiana:
- Lahy na Vavy 18 taona no mihoatra

Raha mahaliana anao dia tonga dia antsoy ny:
📞032.52.958.21.
📞034.84.925.34.
📞032.19.138.70.
📞032.89.886.75.

Dossier ilaina: CV, photocopie CIN, certificat de résidence vao2, sary tapaka 02.

Mitady Mpiasa Commercial

08/10/2022

ASA FIANAR - MPIVAROTRA SIM eto FIANARANTSOA :

Tonga dia MIASA daholy voa vita ny Formation 1 andro.

Ny ASA: Fixe + PRIME hatramin'ny Ar400.000/mois.

Fepetra takiana:
- Lahy na Vavy 18 taona no mihoatra

Raha mahaliana anao dia tonga dia antsoy ny:
📞032.52.968.21.
📞034.84.925.34.

Dossier ilaina: CV, photocopie CIN, certificat de résidence vao2, sary tapaka 02.

Mitady Mpiasa Commercial

08/10/2022

ASA - MPIVAROTRA SIM eto ANTANANARIVO:

Tonga dia MIASA daholy voa vita ny Formation 1 andro.

Ny ASA: Fixe + PRIME hatramin'ny Ar400.000/mois.

Fepetra takiana:
- Lahy na Vavy 18 taona no mihoatra

Raha mahaliana anao dia tonga dia antsoy ny: 032.50.390.80 na 034.72.115.41.
na manantona mivantana ao amin'ny Bureau Ankadifotsy Befelatanana, (lalanà makan’@ RAFIDISON, ao ambon’ny Assurance MaMa Ankadifotsy)

Dossier ilaina: CV, photocopie CIN, certificat de résidence vao2, sary tapaka 02.

Mitady Mpiasa Commercial

20/08/2022

ASA - COMMERCIAL TERRAIN
eto ANTANANARIVO:

Tonga dia mahazo Ar10.000.
(Prime de Recrutement/Formation terrain).

Ny ASA: Fixe + PRIME hatramin'ny Ar400.000/mois.

Fepetra takiana:
- Lahy na Vavy 18 taona no mihoatra

Raha mahaliana anao dia tonga dia antsoy ny: 034.72.115.41 na: 032.50.390.80
na manantona mivantana ao amin'ny Bureau Ankadifotsy Befelatanana.

Dossier ilaina: CV, photocopie CIN, certificat de résidence vao2, sary tapaka 02.

Mitady Mpiasa Commercial

Mitady COMMERCIAL TERRAIN betsaka;eto ANTANANARIVO:Misy Fixe : Ar150.000hatr@ Ar200.000+ PRIME hatramin'ny Ar200.000.Fep...
28/03/2022

Mitady COMMERCIAL TERRAIN betsaka;
eto ANTANANARIVO:

Misy Fixe : Ar150.000hatr@ Ar200.000
+ PRIME hatramin'ny Ar200.000.

Fepetra takiana:
- Lahy na Vavy 18 taona no mihoatra
- Bonne présentation
- Sariaka sy tia mifanerasera amin'ny olona

Raha mahaliana anao dia tonga dia antsoy ny:
032.50.390.80 na 034.72.115.41
na manantona mivantana ao amin'ny Bureau Ankadifotsy Befelatanana.

Dossier ilaina: CV, photocopie CIN, certificat de résidence vao2, sary tapaka 02.

01/03/2022

Mitady Assistant - TOAMASINA
Olona hiasa monina eto Toamasina
Fepetra takiana:
- Lehilahy 20 taona no mihoatra
- Manana diplaoma BAC minimum
- Matotra , Mazoto ary vonona hiasa sur terrain
- Mahay mifandray
- Mahay informatique

Dossier ilaina:
- CV
- Sary tapaka 02
- certificat de résidence (latsaky ny 1mois)

Koa raha liana@zany dia antsoy ny
032 40 115 29

Orinasa ao TOAMASINA mitady olona 50eo2; hivarotra puce eny andalambe.KARAMA:  + PRIME hatramin'ny 200.000ar na mihoatra...
24/01/2022

Orinasa ao TOAMASINA mitady olona 50eo2; hivarotra puce eny andalambe.
KARAMA: + PRIME hatramin'ny 200.000ar na mihoatra

Fepetra takiana:
- Lahy na vavy 18 taona no mihoatra
- Matotra sy vonona hivarotra puce mandendeha
- Bonne présentation
- Sariaka sy tia mifanerasera amin'ny olona
- Mahay mampiasa sy/na mananana smartphone (Android)

Raha mahaliana anao dia antsoy ny: 032 40 115 29 na manantona mivantana ao amin'ny boutique Orange ao Bazary Be.

Dossier ilaina: CV, photocopie CIN, certificat de résidence, sary tapaka 02

ASA misy TOERANA 30isa TANA.Mpivarotra puce sy tolotra mora amidy (travail d’équipe).Toerana - Antananarivo renivohitra....
26/11/2021

ASA misy TOERANA 30isa TANA.
Mpivarotra puce sy tolotra mora amidy (travail d’équipe).
Toerana - Antananarivo renivohitra.

* misy BASE; karama (Ar150.000 na Ar200.000ARIARY/ mois) + PRIMES maro2 hatr@ 200.000ARIARY.
* olona tia mifanerasera@ mpanjifa andalambe
* asa natao ho an'ny rehetra (vavy na lahy +18taona)
* olona vonona sy mazoto hiasa sur terrain

Dossier Ilaina: CV, Sary tapaka1, Photoc. CIN

Tongava maro, MITONDRA namana.
Atero ao Bureau ao Ankadifotsy.
Anontanio ao "TESTEUR Store", anelanelan'ny "Assurance MaMa" sy "Bigody".
Atsoina : 034.72.115.41 - 032.69.983.81 (08h à 16h) andro fiasana.

Address

Ankadifotsy Befelatanana
Antananarivo
101

Telephone

+261347211541

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tolotr'asa.MG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share