BotMada

BotMada Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from BotMada, Marketing Agency, Ambohidroa Ambohimanarina, Antananarivo.

🚀 Automatisez votre Facebook Messenger facilement avec BotMada
🤖 Créez des chatbots intelligents pour répondre à vos clients 24/7
📈 Augmentez vos ventes et automatisez votre marketing

🌐 https://botmada.com⁠�

06/05/2026

Ahoana ny atao raha hanisy bouton Quick replies ?
Ato indray no ahitanao ny fomba fanasiana bouton ao amin'ny Messenger

Alefaso ao amin'ny commentaires ny question raha misy 👍

06/05/2026

Salama daholo☺️☺️,
Ito Ilay tutoriel fomba fanaovana automatisation page Facebook sy Messenger

Ireto no tena ilaivana azy fa mbola marobe ny zavatra azonao atao am'iny :
👉 Mamaly message automatique, izay Message Privé rehetra tonga ao amin'ny page'nao dia afaka valiny avokoa, izany hoe ianao manao configuration fotsiny.
👉 Mamaly commentaires automatique, afaka mijery sy mamaly commentaires publique automatiquement izy, ary afaka mandefa Message Privé ( Mp ) an'ilay olona nandefa commentaires.
👉 Mamaly message sy commentaire 24/24h et 7/7j

Mbola marobe ny zavatra atao ao fa Ireo aloha ny tutoriel androany fa ezahana atao vidéo otran'izao daholo izy rehetra 😍 ialana tsiny amin'ilay somary misy mikotaba amin'ilay vidéo 😅

✏️Lien an'ilay site web : https://app.botmada.com/
⁉️ Mila manana compte email sy numéro téléphone miasa fotsiny ianao. Misy version gratuite pendant 1 mois be izao 🤫🤫

Mandefa Mp ao amin'ny WhatsApp raha misy question na ihany ko ataovy ao amin'ny commentaires Ilay question ☺️
WhatsApp : 034 72 628 24

Address

Ambohidroa Ambohimanarina
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BotMada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share