29/05/2024
💥 Manomboka androany ny fotoanatsikaaaa Salon TORIMASO (30 mai hatr@ asabotsy 01jona)
Palais des sports mahamasina
⛔Tsy misy vidim-pidirana ⛔
Ho hita ao ireo
✅ Rehetra mahakasika fandrina (kidoro, ondana, drap sns
✅ Kojakoja fanaingona trano
✅Ny produit bien-être rehetra (cosmétiques, tisaneries, thés, massage sns..
Tongava maro