21/02/2025
Salama tompoko.
Lav auto dia faly manolotra ho anao lavage fiara sy moto haute pression miaraka amin'ny aspirateur amin'ny sarany mirary ary miaraka amin'ny tolotra miavaka satri dia mahazo pause gouté ny chauffeur sy ny pilote na moto ary koa mahazo lavage iray gratuit ho an ireo panjifa nahavita lavage im-polo (10x).
Koa manasa anao ary ho avy andray anjara.
Toerana en face ibis hotel .
contact 038 55 647 98
034 70 283 90