De-tatoueur Mada

De-tatoueur Mada **Dé-tatoueur Mada 🇲🇬**
Vous regrettez un tatouage ? On s'en occupe.

Technologie laser dernière génération pour un effacement sûr et progressif.
📍 FDC 67Ha Sud, Antananarivo
📞 RDV : Messenger ou WhatsApp
💬 Devis gratuit en MP
Parce que chaque p

🆘Manala ny tache rehetra mahazo ny oditra, manala  , manala vergetures, manala cicatrice,🪯👉Aza misalasala manantona anay...
12/07/2026

🆘Manala ny tache rehetra mahazo ny oditra, manala , manala vergetures, manala cicatrice,🪯
👉Aza misalasala manantona anay eto @ FDC Andohatapenaka na miantso 034 12 672 60 na WhatsApp 032 92 726 79, tsisy effets secondaire ✅tsy mamela trace,✅ tongava soa tompoko.🙏🙏

☣Tangava raha misy tatouage tinao esorina✡
06/07/2026

☣Tangava raha misy tatouage tinao esorina✡

05/07/2026
🆘Mbola mandray anao izahay tongava manantona anay ety @ FDC 67ha sud,na miantso ☎️ 0341267260,raha misy   tinao esorina ...
03/07/2026

🆘Mbola mandray anao izahay tongava manantona anay ety @ FDC 67ha sud,na miantso ☎️ 0341267260,raha misy tinao esorina ☯️🔯🔯

🆘☯️Ho anao izay Mbola tsy mahafantatra ny fomba fanalana  , matahotra hoe sao dia misy effet dia ho azavaiko tsotra.⚛️⚛️...
02/07/2026

🆘☯️Ho anao izay Mbola tsy mahafantatra ny fomba fanalana , matahotra hoe sao dia misy effet dia ho azavaiko tsotra.⚛️⚛️⚛️
🖍️Ny laser no mandoro sy mandevona Ilay encre tsikelikely,tsy mikasika ny nofo Ary tsy manimba oditra.⚕️⚕️⚕️
✅Raha misy tinao esorina Ary dia aza misalasala manantona anay ety @ FDC Andohatapenaka WhatsApp ✉️0329272679 tongava soa tompoko 🙏🙏

⚕️☯️Efa misokatra ho antsika ny Toerana fanalana  ,ety @ FDC Andohatapenaka,aza misalasala Ary manantona anay Raha misy ...
01/07/2026

⚕️☯️Efa misokatra ho antsika ny Toerana fanalana ,ety @ FDC Andohatapenaka,aza misalasala Ary manantona anay Raha misy tinao esorina,efa reo numéro na miditra Mp, tongava soa tompoko 🙏

⛔⚕️Mandray anareo izay te hanala  , izahay,Ary vonona anampy anao izahay raha to ka efa te hiala ianao na nanenina namet...
30/06/2026

⛔⚕️Mandray anareo izay te hanala , izahay,Ary vonona anampy anao izahay raha to ka efa te hiala ianao na nanenina nametak'azy☯️ ,efa misy ny fitaovana manokana machine fanalana
🔯Afaka madio tsara ny nao,tsisy effet secondaire, tsisy cicatrice azo antoka tsara ny fahasalaman'ny oditranao⛑️
👉 Toerana FDC Andohatapenaka na miantso 034 12 672 60 WhatsApp 032 92 726 79 na miditra Mp tongava soa tompoko 🙏

30/06/2026
⛔Miarahaba antsika rehetra.☯️🔯izahay dia manala   rehetra misy amin'ny vatan'olombelona,efa misy ny fitaovana manokana m...
29/06/2026

⛔Miarahaba antsika rehetra.☯️
🔯izahay dia manala rehetra misy amin'ny vatan'olombelona,efa misy ny fitaovana manokana machine laser professionnel fanalana na (tomboka-vatsa),azo atao tsara manadio ny oditranao miverina @ laoniny,miala tsara daholo na encre inona na encre inona nampiasanao,ho anao te hanala ,na efa leo azy reny,na tsy mety @ olona akaiky anao Ilay izy.☣️
🆘 Aza misalasala Ary manantona anay ety FDC 67ha sud 📌 na miantso mivantana 034 12 672 60 na WhatsApp 032 92 726 79,na miditra Mp.✉️
⚕️Tsisy effet secondaire,tsy misy cicatrice n'y ato aminay azo antoka tsara ny fahasalaman'ny oditranao, miverina madio bé ⛑️⚕️

Address

FDC 67ha Sud
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when De-tatoueur Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share