Allié Boost

Allié Boost Allié Boost dia vonona ny hanampy anao @ alalany torohevitra sy ireo tolotra ato aminay. Mba hampir

Boosté votre activité.Boosté votre visibilité.Boosté votre rentabilité.Avec  Seulement 5500ar par jours.Minimum 2 jours....
24/01/2022

Boosté votre activité.
Boosté votre visibilité.
Boosté votre rentabilité.

Avec
Seulement 5500ar par jours.
Minimum 2 jours.

Vennez en MP ou contact rapid 0349756261

Mety ahaliana anao ve ? (Sondages kely) 📚 Boky fampianarana Boost pages. Inona no tena tianao ho fantatra mahakasika azy...
28/12/2021

Mety ahaliana anao ve ?
(Sondages kely)

📚 Boky fampianarana Boost pages.

Inona no tena tianao ho fantatra mahakasika azy io?

Apetraho eo @ commentaires ireo teboka tianao ho valiana.

Aza hadino fa Mbola mitohy hatrany ny promotion eto @  5.500ar/jours2jours minimumEto koa izahay dia mirary fety sambatr...
27/12/2021

Aza hadino fa Mbola mitohy hatrany ny promotion eto @

5.500ar/jours
2jours minimum

Eto koa izahay dia mirary fety sambatra ho Anao sy ny fianakavianao.

FA MANINONA NO ILAINA NY BOOST (SPONSORISATION) Maro @ tsika no efa manao azy ity, Misy ihany koa no tena mbola tsy maha...
13/12/2021

FA MANINONA NO ILAINA NY BOOST
(SPONSORISATION)

Maro @ tsika no efa manao azy ity, Misy ihany koa no tena mbola tsy mahalala. Fa androany izahay mba hitondra fanazavana fohy mahakasika ny fanaovana boost. Ireo tsara ho fantatra sy ny tombotso azo avy .

1) Ny dia fanaparitahana ny publication izay ataonao. SPONSORISATION no tena fiantso azy. Afahanao mametraka tsara ny tanjon'ilay publication. Ny taonan'olona ahita azy. Ary ny tena mahafinatitra dia tena afaka atao preci tsara Ilay cible. Mba hifanaraka amin'ny mety ho liana amin'ilay publication. Marihina fa andoavambola anefa ny manao sponsorisation.

2) Ny boost dia tsy migarentie hoe tsy maintsy ahalafo ianao, eo no mahadiso hevitra ny sasany. Tsy hoe manao boost ianao dia tsy maintsy ahalafo. Ny dia manaparitaka ny publication nao any amlay client mety ho liana amlay publication nao. Ny fahalafosana kosa dia miankina @ Ilay produits amidinao, ny fahaizanao mandresy lahatra azy, ary fahaizanao maneho ilay publication (offre irrésistible)

3) Ny ihany koa dia fomba iray ampisehoqnao @ mpanjifa fa olona matotra sy matihanina ianao @ asa izay ataonao. Aza hadino fa tena zava-dehibe izany.

Tena maro dia maro ny zavatra Afaka ho resahana mahakasika ny tontolony boost. Fa aleo zaraina tsy keli-kely mba ho mora ny mitadidy azy. Aza hadino ny mi-abonner mba haharahanao n'y fizarana rehetra eto.

N.B: Mbola mitohy hatrany ny fihenam-bidy eto @ . Raha mila fanazavana dia aza misalasala manantona @ MP na miantso mivantana.

Mirary herin'andro feno fahombiazana ho anareo izahay eto @  Ary te hisaotra 🙏 ireo izay nametraka fitokisana taminay ha...
13/12/2021

Mirary herin'andro feno fahombiazana ho anareo izahay eto @

Ary te hisaotra 🙏 ireo izay nametraka fitokisana taminay hatrizay. Ary ho anao izay mitady prestataire hanao ny ato aminay dia aza misalasala manantona ao @ MP fa vonona ny hanome fahafam-po anao izahay.

Aza hadino ary ny manao j'aime ny pejy. Fa hamoaka tolotra vaovao izahay. Natao izany mba hampiroborobo ny activités nao eto @ Facebook.

Vous pouvez nous contacter sur wahatsap.
03/12/2021

Vous pouvez nous contacter sur wahatsap.

6 ÉLÉMENTS D'UNE BONNE PUBLICATION FACEBOOK. (Partie 01)Betsaka no tsy mahalala fa ny publication tsika rehetra dia mand...
01/12/2021

6 ÉLÉMENTS D'UNE BONNE PUBLICATION FACEBOOK. (Partie 01)

Betsaka no tsy mahalala fa ny publication tsika rehetra dia mandalo sivana avokoa izay vao aparitany FB any muran'olona isankarazany. Indrandra fa isika izay manana pages.

Ka ny publication izay mahafeno ilay fepetra takiany ihany no omeny lanja sy sehatra kokoa.

Ka indro ary atolotray ho anao Ireto singa 06 Ireto hanampy anao @ famoronanao ny publication izay ataonao. Ary maniry izahay mba hisy fitomboana ny visibilité ny publication izay ataonao aoriany fampiharanao ity.

Araho Ary.

1) Lahantsoratsa Mazava sy Manome lanja ny mpamaky.

Legend hoy ny fiantso tsika azy. Miezaha manao Lahantsoratsa fohy nefa mazava tsara ny tianao hambara. Ary indrindra manome lanja ny mpamaky. Raha mampiasa teny vahiny ianao dia ezaho ny tsy handiso fanoratra.

2) Mampiasa emojis 😁

Ny réseau sociaux rehetra dia manome lanja azy io. Noho izy sary iray nefa mampiseho ny fientrehampo.

Fadio anefa ny mampiasa azy be loatra (agressif). Zany hoe ampiasao izy rehefa tena tokony Ilana azy. Ary ezaho ny hampifandray azy @ ilay Lahantsoratsa izay soratanao.

3) Serasera (Interactions)

Aza hadino fa ny FB dia natao hifaneraserana, hifanakalozana, SNS...izay no tena antom-pisiany FB. Na dia hoy ianao hoe ny ahy dia resaka business ihany no ilako azy.

Isakiny hanao pub ianao dia aza hadino fa fifaneraserana ny FB. Tsy ianao irery no miteny...fa entano ny olona mpanaraka ny pub nao mba handray anjara, mametraha fanotaniana, asio zavatra ifandraisanao sy ny mpamaky ny pub rehetra ataonao.

4) Sary maneho hivitra

Singa iray tsy azo ialana io. Tsy mitovy mihintsy ny vokatra hita @ pub iray misy sary sy ny tsy misy sary.

Tsy ny sary rehetra anefa no tena ahitana vokatra. Fa sary mampiseho ilay zavatra resahanao ao Lahantsoratsa (Légende). Mpanaraka izay dia sary personnalisé na nandalo fanamboaranao manokana. Voa maika maha tsara zavatra aza raha toa ka nasianao soratra mitovy @ lohateny ilay Lahantsoratsa nataonao lay izy.

Ireo aloha no ezaho ampiharina. Ho zarainay eto @ manaraka ny 02 ambiny.

Raha mahaliana anao ny pub toy izao eto @ pejy dia asehoy eo @ commentaire ny hevitrao. Na loha hevitra tianao ho resahantsika @ manaraka.

Aza hadino ary ny mijara sy manao j'aime ny pejy.



_________****************___________________

ARARAOTY ILAY PROMO DÉCEMBRE
BOOST PAGES - PUB - VIDEO - MESSAGE
SEULEMENT À 5.500AR/JOURS

https://www.facebook.com/110743264771543/posts/113477707831432/?app=fbl
______________________________________________

💥PROMO DÉCEMBRE 💥Amin'izao ankatrokiny fety izao dia manao fihenam-bidy izahay. Mba hampiroborobo ny varotra sy ny activ...
01/12/2021

💥PROMO DÉCEMBRE 💥

Amin'izao ankatrokiny fety izao dia manao fihenam-bidy izahay. Mba hampiroborobo ny varotra sy ny activité nao eto @ Facebook.

Promotion unique :🙈🙈🙈
🌟5500ar/24h
🌟Min 2jours
🌟Actif vo mandoa vola
🌟Mamerim-bola raha misy olana.

Araraoty ary satria voafetra ihany ny olona raisina isan'andro.

💥💥Tongasoa eto @ Pejin'ny Allié Boost.💥💥Fifaliana ho anay🌟✨ ny mitondra ny experience anananay mahakasika ny marketing d...
27/11/2021

💥💥Tongasoa eto @ Pejin'ny Allié Boost.💥💥

Fifaliana ho anay🌟✨ ny mitondra ny experience anananay mahakasika ny marketing digital indrindra fa ny services de Boost izay ho entinay hampandroso ny varotra sy ny activité izay ataonao.

⚡Araho akaiky ny pejy fa ankotran'ny services atolotray dia hizara ihany koa izahay torohevitra maro isankarazany mambany varotra sy ny fintantana ny pejy.

Tsy ho ela dia avokanay ito ny promotion @ izao fanokafana izao. Aza Tara ary fa voafetra ny toerana.

Aimer 👍 et abonné 🤝pour rien manquer.

Address

Antananarivo

Telephone

+261349756261

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Allié Boost posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Allié Boost:

Share