19/05/2026
‼️Tsy te handany fotoana mivezivezy nefa mila Impression tsara kalitao, asa voakaly ary amin’ny vidiny mora indrindra hatrany ?
Natao ho anao ireto tolotra manaraka ireto :
Conception et/ou impression :
✅ Carte de fidélité et Carte de visite
✅ Valopy kely personnalisée
✅ Cv et Lettre de motivation
✅ Invitations, billets, livrets de Messe
✅ Carnet de correspondance, bulletin de notes, carte d’écolage
✅ …
Saisie, correction, mise en page, mise en forme, impression :
✅ Boky mémoire, rapport de stage, sns
‼️ Alefanao WhatsApp na MP fotsiny ny fichier dia ataonay avy hatrany ny impression !
Amin’ny vidiny mirary hoy aho an😏
Aza misalasala intsony àry fa efa maro ny afa-po e👍😊