Mia location voiture

Mia location voiture Votre sourire, notre victoire"

🥰 Ny clients no mpanjaka 👑

Nos services🚗:
🌇 Course en ville
✈️ Transfert Aéroport/Gare/Hôtel
🎦 Tournage clip /film
👰 Tête de Cortège Mariage
🌏 Excursion
🚨 Urgence
🚚 Livraison

" Votre trajet, notre mission.

Nissan Qashqai❤️Disponible pour location koa 🥰tena hoe confortable no sady luxe be 🔥🥰
15/02/2026

Nissan Qashqai❤️
Disponible pour location koa 🥰
tena hoe confortable no sady luxe be 🔥🥰

Ny clients no mpanjaka 🥰🚘 Location voiture avec chauffeur 🚗🎖️Ny mampiavaka anay:↪️ tomobila confortable sy madio tsara.⏰...
18/01/2026

Ny clients no mpanjaka 🥰
🚘 Location voiture avec chauffeur 🚗
🎖️Ny mampiavaka anay:
↪️ tomobila confortable sy madio tsara.
⏰ Tsy mba tara mihintsy fa ara-potoana tsara
⏳ Disponible 24 h/24h
💲Tarif morabe raha hoarina aminy qualité ny service atolotray
🔰 Chauffeur tsotra sy cool be ary mahay mandray client tsara 🥳
🚙 Ireto ary ny santionany services ataonay:
☑️Maka sy manatitra @ gare routière / aéroport
☑️ Manao course rehetra eto Antananarivo
🔰 Manao tournage clip / film......
🔰 Mariage & cortège
❗Fitsangatsanganana / vacances
❗ Urgence rehetra ( misy marary @ alina / antony manokana....)
Sy izay rehetra mety hilana fiara🚗.
Momba ny fiara🚙
🥰Hyundai getz 05 places ( mitovy @ sary)
🤔 Raha mahaliana anao ny tolotra dia aza misalasala ny miantso na manantona birao mivantana.
☎️ 0️⃣3️⃣4️⃣ 1️⃣7️⃣ 7️⃣3️⃣8️⃣ 3️⃣8️⃣
📞 WhatsApp : +261 34 17 738 38
Birao: Ambohipo 3 chemins derrière la banque BNI Madagascar.

Afaka manao tête de cortège koa ny CAPTIVA ❤️
06/01/2026

Afaka manao tête de cortège koa ny CAPTIVA ❤️

📢Tarif cadeau de Noël 🎉📦80.000 ar seulement journée en ville spécial pour cette semaine 📌🏷️Mp pour réserver votre date✨‼...
15/12/2025

📢Tarif cadeau de Noël 🎉📦
80.000 ar seulement journée en ville
spécial pour cette semaine 📌🏷️
Mp pour réserver votre date✨‼️

Manome fahafahampo ny mpanjifa foana🔥❤️🚗
22/09/2025

Manome fahafahampo ny mpanjifa foana🔥❤️🚗

Location Ampefy🥰Mankasitraka foana aminy fahatokisana🙏🧳
06/05/2025

Location Ampefy🥰
Mankasitraka foana aminy fahatokisana🙏🧳

Transfert Aéroport 🥰. ✈️Wishing you a smooth flight sir 🙏Misaotra anao nisafidy anay 🥳
06/05/2025

Transfert Aéroport 🥰. ✈️
Wishing you a smooth flight sir 🙏
Misaotra anao nisafidy anay 🥳

Hit the road
03/05/2025

Hit the road

03/05/2025
👑 Ny clients no mpanjaka 🥰🚘 Location voiture avec chauffeur 🚗🎖️Ny mampiavaka anay:↪️ 4×4 confortable sy madio tsara ary ...
02/05/2025

👑 Ny clients no mpanjaka 🥰
🚘 Location voiture avec chauffeur 🚗

🎖️Ny mampiavaka anay:
↪️ 4×4 confortable sy madio tsara ary vita entretien tsara.
⏰ Tsy mba tara mihintsy fa ara-potoana tsara
⏳ Disponible 24 h/24h
💲Tarif morabe raha hoarina aminy qualité ny service atolotray
🔰 Chauffeur tsotra sy cool be ary mahay mandray client tsara 🥳

🚙 Ireto ary ny santionany services ataonay:

☑️Maka sy manatitra @ gare routière / aéroport
☑️ Manao course rehetra eto Antananarivo
🔰 Manao tournage clip / film......
🔰 Mariage & cortège
❗Fitsangatsanganana / vacances
❗ Urgence rehetra ( misy marary @ alina / antony manokana....)
Sy izay rehetra mety hilana fiara🚗.

Momba ny fiara🚙
🥰4×4 captiva Chevrolet 07 places ( mitovy @ sary)
🚄 Matanjaka no sady rapide no stylé/ climatisé

🤔 Raha mahaliana anao ny tolotra dia aza misalasala ny miantso na manantona birao mivantana.
☎️ 0️⃣3️⃣4️⃣ 1️⃣7️⃣ 7️⃣3️⃣8️⃣ 3️⃣8️⃣
📞 WhatsApp : +261 34 17 738 38
Birao: Ambohipo 3 chemins derrière la banque BNI Madagascar.

Address

Antananarivo

Telephone

+261341773838

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mia location voiture posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mia location voiture:

Share