Wecom Pour toutes vos actions de communication et vos évènements.

24/12/2025
Mpankafy anao no niandohanay, dia niara-dalana teny amin’ny sehatry ny kanto teny isika. Niova ho finamanana madio ny fi...
02/10/2025

Mpankafy anao no niandohanay, dia niara-dalana teny amin’ny sehatry ny kanto teny isika.
Niova ho finamanana madio ny fiarahana, ka mifanohana eny, tsy misy fepetra.
Mirary ny soa sy ny tsara indrindra hatrany rahalahy Mbola Talenta.

Mitomboa Hasina, mitombo Talenta !
Amin’ny fo feno fitiavana.

Mirary soa indrindra Mbola Talenta aaaa!!! Ho kanto sy mahafinaritra hatrany ny tohiny e!
02/10/2024

Mirary soa indrindra Mbola Talenta aaaa!!!
Ho kanto sy mahafinaritra hatrany ny tohiny e!

Arahaba tratry ny Asaramanitra !26 jona 2024
26/06/2024

Arahaba tratry ny Asaramanitra !
26 jona 2024

📣📣📣𝐑𝐞𝐣𝐨𝐢𝐧𝐬-𝐧𝐨𝐮𝐬 !!!🔴Tu as du charisme et tu sais convaincre?🔴Tu es un(e) pro de la négociation? 🔴Tu aimes les défis et t...
02/04/2024

📣📣📣𝐑𝐞𝐣𝐨𝐢𝐧𝐬-𝐧𝐨𝐮𝐬 !!!
🔴Tu as du charisme et tu sais convaincre?
🔴Tu es un(e) pro de la négociation?
🔴Tu aimes les défis et tu ne recules devant rien pour atteindre tes objectifs?

Nous recherchons 𝒖𝒏(𝒆) 𝒄𝒐𝒎𝒎𝒆𝒓𝒄𝒊𝒂𝒍(𝒆)
Plein(e) de p͙e͙p͙s͙ et de b͙o͙n͙n͙e͙ ͙h͙u͙m͙e͙u͙r͙ pour rejoindre notre équipe.
Avec nous, pas besoin d’un dress-code source de stress, ni de réunions interminables,
Juste de la détermination et des défis à relever

📝PROFIL :
- BACC+2 en Commerce
- Première expérience commerciale réussie
- Proactif/ve
- Maîtrise de la langue Française, l’Anglais sera un atout
- Aisance relationnelle
- Bon sens de la communication

🎯MISSIONS :
- Développement du portefeuille client
- Analyse des besoins clients
- Mise en avant des offres et des services
- Prospection
- Rapport d’activité commerciale
- Suivi du dossier client depuis la prospection à la fin du projet

Envoie-nous ton dossier (Lettre de motivation + CV avec photo récente) à l'adresse :
[email protected]
032 44 847 69 // 038 44 331 59

On a hâte de te rencontrer

01/04/2024

Akon'ny takarivan'ny P***a niarahana nirevy Lôlô sy ny Tariny
Tao amin'ny Hôtel Des Thermes Antsirabe.
Milay foana, alefa foana, sûra foana !!!
Mankasitraka tompoko ô ! 🙏

31/03/2024

Revy Lôlô sy ny tariny
Aty amin'ny Hôtel des Thermes Antsirabe
Joyeuses Pâques daholo ooo !

Animations Road-showAnimatrices de vente et Animateur Micro
29/03/2024

Animations Road-show
Animatrices de vente et Animateur Micro


📣📣📣Eoooo ary hoeee!!!???🥳Toerana malaza indrindra rehefa fetin'ny P***a ? 🥳✔️Antsirabe !!!'Ndao hiova revy, fa tsy hiova...
22/03/2024

📣📣📣Eoooo ary hoeee!!!???
🥳Toerana malaza indrindra rehefa fetin'ny P***a ? 🥳
✔️Antsirabe !!!
'Ndao hiova revy, fa tsy hiova toerana ary amin'ity he!
𝑹𝒆̂𝒗𝒚 𝑳𝒐̂𝒍𝒐̂ 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝑻𝒂𝒓𝒊𝒏𝒚 ao amin'ny 𝑯𝒐̂𝒕𝒆𝒍 𝒅𝒆𝒔 𝑻𝒉𝒆𝒓𝒎𝒆𝒔 𝑨𝒏𝒕𝒔𝒊𝒓𝒂𝒃𝒆
Ny 𝟯𝟭 𝗺𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮 manomboka amin'ny 𝟳𝗼𝗿𝗮 𝗵𝗮𝗿𝗶𝘃𝗮
Revirevy manodidina ny piscine io an !

Address

Namontana Angarangarana
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:30
Tuesday 08:00 - 17:30
Wednesday 08:00 - 17:30
Thursday 08:00 - 17:30
Friday 08:00 - 17:30
Saturday 09:00 - 12:00

Telephone

+261324484769

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Wecom posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Wecom:

Share