Y-APP

Y-APP Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Y-APP, Advertising/Marketing, Madagasca, .

🎯 Transformer les connaissances en opportunités.
📖 Formations gratuites
💡 Astuces utiles
🚀 Motivation & développement personnel
✨ Progressez chaque jour avec Y-APP.

LIVRAISON GRATUITE TANA + FORMATION GRATUITE IZAY MAKA AMIN'ITYIzay tsy mahazo an'ity kosa no manenina a,Tsy simbanao ve...
26/08/2026

LIVRAISON GRATUITE TANA + FORMATION GRATUITE IZAY MAKA AMIN'ITY
Izay tsy mahazo an'ity kosa no manenina a,
Tsy simbanao vetivety zan io, tena marevina be sady tsy lamba io fa imperméable ireny(ny fermeture kosa tsy imperméable eu)

Tokony nataoko live moa fa mbola vao matahoatra manao live le formateur anareo 🫪😃
Mbola tsy ampy ny fotoana mantsy e, sady mampianatra tsinona de tsy afaka miandry anareo hitambatra am live manjary misy tsy mahazo, fa ataoko vidéo de zay mila tonga de mandefa message fa omeko ra mbola tsy lany.

Malaky fa vitsy Kely ihany ny sisa ato ann

0389187806/0330685452
MITOHY FOANA NY FORMATION MANAFATRA ENTANA AVY ANY CHINE ANN☺️

TSISY MIALA EO RA TSY MAHAY,Amin'izao fankalazana niforonan'ity pejy ity izao dia manolotra an'io tolotra tena feno nefa...
26/08/2026

TSISY MIALA EO RA TSY MAHAY,

Amin'izao fankalazana niforonan'ity pejy ity izao dia manolotra an'io tolotra tena feno nefa mora be io ho an'izay mahatratra izany aho.

Aza misalasala mandefa message na whatsapp,

Akotran'io moa de misy foana ny formation en salle sy particulier ary ny amin'ny lieu public

0389187806/0330685452

Omeko formation gratuite manafatra entana avy any chine Ireo olona 2 voalohany ireo fa mba mandefasa message amiko azafa...
25/08/2026

Omeko formation gratuite manafatra entana avy any chine Ireo olona 2 voalohany ireo fa mba mandefasa message amiko azafady,

Ianareo no nanao partage sy interaction betsaka indridra tao anatin'ny herinandro ka omeko formation complète manafatra entana avy any chine.

Tohizo hatrany fizarana sy fanaovana interaction ato amin'ny pejy fa efa hoavy tsy ho ela ilay fond be a🥰

25/08/2026

ITY FAMPIANARANA VAOVAO
Tsy natao hampideraderana akory fa fampianarana fotsiny ihany 🥰

Aza misalasala mandefa message ra mahalina anao,
Aza adino koa manaraka ny pejy,
Efa nataoko ao am premier commentaire ao

🎉 J’ai obtenu le badge de nouveau talent cette semaine, en reconnaissance du contenu captivant que je crée et qui suscit...
24/08/2026

🎉 J’ai obtenu le badge de nouveau talent cette semaine, en reconnaissance du contenu captivant que je crée et qui suscite l’intérêt de mes fans !

Noho izany dia hanome formation technique azahoana client maimaimpona ho an'zay 5 voalohany manoratra message amiko ao anatin'ny 15 min aho

24/08/2026

ATO FANAZAVANA MOMBA FORMATION GRATUITE VENTE EN LIGNE,

Misy formation manafatra entana avy any chine koa,

Ao am premier commentaire ny fanazavana hafa

RAPITSO AM ENINA MARAINA ALEFAKO ETO NY FANAZAVANA MOMBA ILAY FORMATION Misy bonus be de be koa ao,Aza adino manaraka pe...
23/08/2026

RAPITSO AM ENINA MARAINA ALEFAKO ETO NY FANAZAVANA MOMBA ILAY FORMATION

Misy bonus be de be koa ao,
Aza adino manaraka pejy

FAMPIANARANA MAIMAIMPONA ZAY MAHATRATRA AN'IO ANDROANY,Tena natao ho fifanampiana ity ka aza tara,Soraty avy hatrany eo ...
23/08/2026

FAMPIANARANA MAIMAIMPONA ZAY MAHATRATRA AN'IO ANDROANY,

Tena natao ho fifanampiana ity ka aza tara,
Soraty avy hatrany eo amin'ny commentaires hoe formation de tonga dia valiako ny commentaire anao de jereo message avy eo,
(Mampiasà Messenger)

Aza adino koa mi mentionné namanao mba hahita an'ity fa tena mety ho ilain'zareo ity,

Ra tianao hanomezako fampianarana maimaimpona toy izao dia aza adino manisy j'aime sy manaraka ny pejy

Mandefasa mp na message WhatsApp

21/08/2026

SADY MANAO FORMATION MANAFATRA ENTANA AVY ANY CHINE, NO MAKA RIVODRIVOTRA ETY TSIMBAZAZA PARK

Mahazo tombony izay mahita ity vidéo ity hatramin'ny farany

Ao am premier commentaire ao misy info

20/08/2026

ITY FAMPIANARANA MANOKATRA PAGE PRO

Ra tianareo hanaovako vidéo tsara be otran'zao foana de aza adino manisy j'aime sy mi partage ary manaraka ny pejy

Address

Madagasca

101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Y-APP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Advertising & Marketing Company?

Share