26/05/2026
Salama tompoko ! 👋😊🥰✨
Contact☎️📞📱:+261 38 06 682 13
WhatsApp 💬📲:+261 38 06 682 13
IZAHAY DIA FIKAMBANA DÉPANNEURS PROFESSIONNELS ET SPÉCIALISTES AMIN'NY FANAMBOARANA ÉCRAN PLAT REHETRA, TSY MIFIDY MARQUE, TSY MIFIDY KARAZANA. 🔧🛠️🔨📺💪
Misy an'ireto karazana olana ireto ve ny télévision anao? 📺❓🤔⚠️
📌 Maizina be ny écran nefa misy feo mandeha ihany 🌑📺🔊🎶🎵
📌 Misy feo fa ny sary no lasa maizimaina na tarafina @ hazavana vao hita ? 🌑💡🔦✨📺
📌 Mijanona témoin rouge fotsiny fa tsy mety velona (🔴🔳🔳🔳) ❌🟢⛔📺
📌 tsy misy témoin mirehitra mihintsy (🖥️🔳💻) ⚫❌💀📺
📌 Misy sary fa tsy mamoka feo (🎬🔇🔇🔇) 🖼️✅🔊❌🤐
📌 Sady tsy misy sary no tsy misy feo na mi clignote fotsiny ny témoin ? ❌🖼️❌🔊💡⚠️💡⚠️💡
📌 Misy tranga hafahafa tsy dia mahazatra eo @ écran (trace 🧵📏, bande 📏🧵, lokoloko samy hafa 🎨🌈🟥🟦🟩, sary négatif 🖤⬜🔄, manao arc en ciel 🌈✨🌟, ...) ?
📌 TV mi clignote fotsiny, 💡💡💡⚠️⚠️⚠️
📌 TV efa velona dia miverina mi redémarre, 🔄🔄⏏️🔄🔄📺
📌 TV Sharp mi- clingot rouge fotsiny ny témoin fa tsy mety velona ? 🔴🔴🔴❌📺🔴
📌 Lasa mipendrapendrana ny écran na maïzena dia aveo mazava maizina dia aveo mazava 🌗🌓🌗🌓⚡💡⚫
✅ Ankoatra an'ireo olana voalaza sy izay tsy voalaza ihany koa. ➕➕✨
Aza misalasala miantso mivantana ny laharana: 📞📞📞☎️☎️☎️
Contact☎️📞:+261 38 06 682 13
WhatsApp 💬📱:+261 38 06 682 13
na mandefa afatra - Dépanneur Écran Plat fa vonona ny handray 🤝✋✅, hamaliny ✔️✔️🎯 ary hanome fahafaham-po anao izahay Tompoko. 😊🥰😇
Afaka manantona ianao afaka mideplace ihany koa izahay 🚗🚐💨🥰😊
Mankasitraka Tompoko ! 🙏🙏✨😊