28/04/2026
๐๐ฅ๐๐ข ๐๐๐ง๐ฆ๐๐ฅ๐๐ก๐ ๐ณ ๐โ ๐๐ก๐๐ฆ๐๐ก'๐ก๐ฌ ๐ง๐๐ก๐ ๐ ๐๐ ๐ฃ๐๐๐ฉ๐๐๐ ๐ก๐ฌ ๐ฉ๐๐๐๐ฉ๐๐ฉ๐ฌ ๐๐ข๐ง๐๐๐ข๐ง๐.
Ny vehivavy โbotabotaโ dia manana hatsarana miavaka sy manintona aminโny lafiny maro, tsy aminโny endrika ivelany ihany fa aminโny toetra sy fihetsika koa. Ireto avy ireo hatsarana ananany:
1. ๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐๐ ๐ฒ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ ๐๐ผ๐ฎ๐ท๐ฎ๐ป๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐
- Endrika feno sy malefaka
- Ny bika dia tena manintona sy manome hafanana
- Matetika ilay ''courbes'' iny no mampiseho ilay vatana feno fahavokarana
๐ฎ. ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ผ๐ธ๐ถ๐๐ฎ๐ป-๐๐ฒ๐ป๐ฎ
- Efa maro no mahay mitondra tena aminโny fahatokisana ny vatany (fa tsara sy mafatifaty izy)
- Tsy menatra intsony amin'ny bika ananany,
- Izany no mampitombo ny hasarobidin'ny fisiany.
๐ฏ. ๐๐ถ๐๐ถ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ
- Anisany mampiavaka azy ilay fony malefaka sy feno fitiavana
- Mahay mikarakara sy manome fitiavana ho anโizay manodidina azy sy ny akaiky azy.
๐ฐ. ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ถ๐๐ฒ๐น๐ฎ๐ป๐
- Noho ilay abehany dia hatsapana fiarovana sy filaminana ny fahitana azy.
- Vao mahita azy ihany koa anefa dia hita izy fa manana fahalemem-panahy
๐ฑ. ๐๐ถ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ (๐ฐ๐ต๐ฎ๐ฟ๐บ๐ฒ ๐ป๐ฎ๐๐๐ฟ๐ฒ๐น)
- Anisan'ny efa aseho matetika fa tsy voatery hoe kelikely sy manifinify vao ho tsara bika sy tarehy
- Ny fisiany dia efa mampiavaka azy ary ny fihetsiny dia efa ampy hahasarika izay manodidina eo.
๐ฒ. ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐บ๐ถ๐ต๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ-๐ถ๐๐ ๐ฎ๐๐
- Tsy mba mpanilikilika na koa miady amin'ny tsy fitoviana ny VEHIVAVY BOTABOTA, fa tena maneho hatrany fa samy manana ny hatsarany ny vehivavy rehetra.
- Tia mampiseho ihany koa fa ny hatsarana dia tsy voafetra aminโny endrika sy ny bika ihany
๐ณ- ๐๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ณ๐ถ๐ท๐ฒ๐ฟ๐ ๐๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ
- Miasa milamina sy mavitrika amin'ny vokatra azo avy amin'ny ezaka atao ny VEHIVAVY BOTABOTA.
- Matetika dia ny fahaizany maneho izay reny ao anatiny na tsiky na tomany no tena mammiavaka azy (tsy mihatsaravelatsihy)
Raha fintinina, dia voasoritra amin'ny fitambaranโny ๐ฏ๐ถ๐ธ๐ฎ, ๐๐ผ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ, ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ผ๐ธ๐ถ๐๐ฎ๐ป-๐๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ณ๐ถ๐๐ถ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ no tena endrika tsara mampiavaka ny Vehivavy BOTABOTA satria tsy ny habenโny vatana no mamaritra ny hatsarana, fa ny fomba itondrana ny tena sy ny toetra ao anatiny ary ny fomba fijery.
โฅ ๐น๐บ๐๐บ๐๐บ๐๐บ๐ ๐๐ป๐บ ๐๐ ๐ฟ๐บ๐๐๐บ๐ฟ๐บ๐๐๐บ๐๐บ๐๐บ ๐๐ ๐๐พ๐๐พ๐๐๐บ.
ยฉ Kala Bota > Kala Bota Community