Premier Choix By Tahina

Premier Choix By Tahina Entana mifanaraka aminy filanao andavan'andro 😊
Kalitao tsara aminy vidiny mirary✅
💎6 mai 2026💎
(1)

🇲🇬Aloavy amin'i MVola ny recharge-nao amin'ny compteur prépayé Jirama!Tsy mivoaka ny trano, tsy milahatra intsony sady m...
22/11/2025

🇲🇬
Aloavy amin'i MVola ny recharge-nao amin'ny compteur prépayé Jirama!
Tsy mivoaka ny trano, tsy milahatra intsony sady misy fanamarinana!
Tsindrio haingana ny #111*1*5 # ary araho ny toromarika.

, tsotra, haingana, azo antoka!

🇫🇷
Achetez les recharges de compteur prépayé Jirama avec MVola!
C'est sans déplacement, sans contact et vous recevez également un reçu par mail.
Tapez vite le #111*1*5 # et suivez les instructions.

, simple, immédiat, sécurisé!

18/11/2025
🚖 Za Mpaymaka Taxi-moto sy Tuk-tuk @ MVola !Na aiza na aiza misy anao, rehefa mahita gilet mavomavo MVola ianao dia afak...
17/11/2025

🚖 Za Mpaymaka Taxi-moto sy Tuk-tuk @ MVola !
Na aiza na aiza misy anao, rehefa mahita gilet mavomavo MVola ianao dia afaka haloa amin'ny MVola ny saran-dalàna !
📱 Tsindrio #111*1 # !
Alaivo ny App MVola :
- Play Store: https://bit.ly/3QB2mot
- App Store: https://bit.ly/3MKjRkO
, miara-dalana amiko isan'andro!

🚖Mpaymaka Taxi-moto et Tuk-tuk avec MVola !
Paie facilement tes frais de Taxi-moto ou de Tuk-tuk avec MVola, dès que tu vois un gilet jaune MVola !
📱Tapez le #111*1 #
Télécharger l'App MVola :
- Play Store: https://bit.ly/3QB2mot
- App Store: https://bit.ly/3MKjRkO
, mon partenaire au quotidien!

🎊Arabaina Rado Rakotomandimby Fitness -page officiel nanandratra avo an'i Madagasikara ! Nahazo ny laharana voalohany iz...
17/11/2025

🎊Arabaina Rado Rakotomandimby Fitness -page officiel nanandratra avo an'i Madagasikara !
Nahazo ny laharana voalohany izy tamin'ny fifaninanana bodybuilding +80 kg izay natao tany Indonésie ny 11-17 Novambra.
Misaotra Rado !
______

🎊 Félicitations à Rado pour avoir hissé Madagascar au sommet !
Notre ambassadeur a décroché la première place au championnat mondial de bodybuilding +80 kg, qui s’est tenu le 11 au 17 novembre en Indonésie.
Misaotra Rado !

🇲🇬 Tsy mila milahatra intsony !Alaivo mivantana ao amin'ny kaontinao MVola miaraka amin'ny Bank to MVola!Tsindrio ny  #1...
16/11/2025

🇲🇬 Tsy mila milahatra intsony !
Alaivo mivantana ao amin'ny kaontinao MVola miaraka amin'ny Bank to MVola!

Tsindrio ny #111*1*8 # na ampiasao ny App MVola.
- Play Store: https://bit.ly/3QB2mot
- App Store: https://bit.ly/3MKjRkO
Banky mpiara-miasa: BNI Madagascar, BOA, BMOI, BRED Madagasikara, Baobab Banque ary MCB Madagascar.

, tsotra, haingana, azo antoka!

🇫🇷 Plus besoin de faire la queue !
Liez votre compte bancaire à votre compte MVola pour avoir accès à votre argent en quelques clics !

Tapez le #111*1*8 # ou utilisez l'App MVola.
- Play Store: https://bit.ly/3QB2mot
- App Store: https://bit.ly/3MKjRkO
Rapprochez-vous de votre gestionnaire de compte pour la liaison de votre compte bancaire et votre compte MVola.
Banques partenaires: BNI Madagascar, BOA, BMOI, BRED Madagasikara, Baobab Banque, MCB Madagascar.

, simple, immédiat, sécurisé!

MisaotraMankasitra amin'ny fahatokisanao 💚 Ampiasao ny App MVola fa azahoanao tombontsoa maro👇👉Fiverenana 100% ny frais ...
15/11/2025

Misaotra
Mankasitra amin'ny fahatokisanao 💚
Ampiasao ny App MVola fa azahoanao tombontsoa maro👇
👉Fiverenana 100% ny frais de transfert
👉Fiverenana 50% ny frais de retrait

✨ Ary ny tsara indrindra ? Hitohy hatrany ireo tombotsoa ireo.
Alaivo ny App MVola.
- Play Store: https://bit.ly/3QB2mot
- App Store: https://bit.ly/3MKjRkO


----------------------------

MVola vous remercie
Merci pour votre fidélité 💚
Profitez de ces avantages sur l’App MVola 👇
👉100% des frais de transferts remboursés
👉50% de cashback sur vos frais de retrait

✨ Ces avantages ne sont pas prêt de s’arrêter ! .
📲Téléchargez l'App MVola.
- Play Store: https://bit.ly/3QB2mot
- App Store: https://bit.ly/3MKjRkO

🇲🇬 Za MPaymaka Canal+ dia mijery ny chaînes tiako rehetra ! 🔥Aloavy @ MVola ny réabonnement Canal+, ary mazahoa Tout Can...
14/11/2025

🇲🇬 Za MPaymaka Canal+ dia mijery ny chaînes tiako rehetra ! 🔥
Aloavy @ MVola ny réabonnement Canal+, ary mazahoa Tout Canal+ mandritra ny 21 andro!
➡️ Tsindrio ny #111*1*5*5 # raha hanao réabonnement.
, miara-dalana amiko isan'andro!

🇫🇷 Za MPaymaka Canal+ pour regarder mes chaînes préférées !🔥
Payez votre réabonnement Canal+ via MVola, et profitez de 21 jours de Tout Canal+ !
➡️ Tapez le #111*1*5*5 # pour vous réabonner.
, mon partenaire préféré au quotidien!

🇲🇬MVola, ny safidy mora indrindra ! 😉Araroty ireo PROMO MVola : 👉-25% amin'ireo frais de retrait REHETRA na amin'ny  #11...
14/11/2025

🇲🇬MVola, ny safidy mora indrindra ! 😉

Araroty ireo PROMO MVola :
👉-25% amin'ireo frais de retrait REHETRA na amin'ny #111*1*4 # na amin'ny App
👉-50% ny frais de transfert amin'ny #111*1*2 # ary averina 100% ny frais amin'ny App

📲Aza adino ny manao mise à jour na alaivo ny App MVola.
- Play Store: https://bit.ly/3QB2mot
- App Store: https://bit.ly/3MKjRkO

-------------------------------------

🇫🇷MVola, le choix le moins cher !😉

Profitez des PROMO MVola :
👉-25% sur TOUS les frais retrait, sur le #111*1*4 # et l'App
👉-50% de frais sur #111*1*2 # et 100% remboursés sur l'App

📲N'oubliez pas de faire la mise à jour ou téléchargez l'App MVola.
- Play Store: https://bit.ly/3QB2mot
- App Store: https://bit.ly/3MKjRkO

🏆Arabaina ny Ekipa baolina kitra vehivavin'ny MVola !Nanandratra ny lokon’i MVola tamin’ny fifaninanana baolina kitra no...
13/11/2025

🏆Arabaina ny Ekipa baolina kitra vehivavin'ny MVola !

Nanandratra ny lokon’i MVola tamin’ny fifaninanana baolina kitra nokarakarain’ny Association Sportive des Banques (ASB) ny ekipa vehivavin'ny MVola !

Ity fandresena ity dia mariky ny fiaraha-miasa, ezaka, fanohanana ary firaisankina , na teo amin’ny kianja na amin’ny asa andavanandro. 💪
____________________________

🏆Elles ont tout donné… et elles ont gagné !
Grâce à nos championnes MVola remporte le tournoi féminin de l’ASB (Association Sportive des Banques)🎉
Entre éclats de rire, belles passes et esprit d’équipe, elles ont fait vibrer tout MVola 💚
Bravo les championnes — cette victoire, c’est la vôtre… mais aussi un peu celle de toute la famille MVola ! 🙌

13/11/2025

🇲🇬
Ry mpanjifa hajaina,

Misedra olana ny fidirana amin'ireo tolotra MVola ankehitriny.

Efa an-dalam-pamahana ny olana ireo teknisianina rehetra.
Mankasitraka amin'ny faharetana ary ialana tsiny amin'ny mety ho sakana.



🇫🇷
Chers clients,

Des perturbations se font sentir sur les services de MVola.

Nos équipes techniques sont à pied d'œuvre pour vous permettre d'accéder plus rapidement à nos services.
Nous vous remercions de votre patience et nous nous excusons de tout éventuel désagrément.

🇲🇬 MVola miara-dalana aminao!🎊PROMO : Na inona na inona handefasanao vola dia samy hahazoanao fihenam-bidy avokoa ny fra...
03/11/2025

🇲🇬 MVola miara-dalana aminao!

🎊PROMO : Na inona na inona handefasanao vola dia samy hahazoanao fihenam-bidy avokoa ny frais de transfert amin'izao ! 🤩
👉 -50% ny frais amin'ny #111*1*2 #
👉 Ary ho averina 100% ny frais amin'ny App

Aza adino ny manao mise à jour na alaivo ny App MVola.
- Play Store: https://bit.ly/3QB2mot
- App Store: https://bit.ly/3MKjRkO



-------------------------------------

🇫🇷 MVola toujours à vos côtés!

🎊Profitez des PROMOTIONS sur vos frais de transfert, peu importe votre option! 🤩
👉 -50% de frais sur #111*1*2 #
👉 100% remboursés sur l’App

N'oubliez pas de faire la mise à jour ou téléchargez l'App MVola.
- Play Store: https://bit.ly/3QB2mot
- App Store: https://bit.ly/3MKjRkO

Address

329
Antananarivo
102

Telephone

+261383348387

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Premier Choix By Tahina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Premier Choix By Tahina:

Share