06/01/2024
A.C.E.M.
(Association des Choffeures Experimente de Madagascar)
Efa misokatr oatsik mpamily rehetra Zay mbol ts ao anaty fikambanana n birao...Maro n tombotso afaka ifampizarana ato anat fikambanana ...koa manasa anw na ianao mtady mpamily azo antoka n'a enw mpamily mitady asa azo antoka miakina @ fifanarahan_kasa!afaka manome fiara azo antoka iany ko n'y fikambanana oan'ireo anofa fiara...
Ko manasa anareo tsy ankanavaka...
Pdt ACEM Mr Jule 0383613204/0331341578