25/04/2025
๐๐ฌ๐ฒ ๐ฏ๐จ๐๐ญ๐๐ซ๐ฒ ๐ก๐จ ๐ญ๐ข๐๐ง'๐ง๐ฒ ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ ๐ซ๐๐ก๐๐ญ๐ซ๐ ๐ข๐๐ง๐๐จ, ๐๐ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐๐ง๐ข๐ง๐จ๐ง๐ ๐ข๐ณ๐๐ง๐ฒ!
Aza avela hanova ny hafalianao ny fankahalana tsy misy antony.
๐ฆ ๐s๐ฒ ๐ขz๐ฒ ๐งo m๐m๐l๐จn๐ ๐n๐o.
๐ฆ T๐ฌy i๐ณy n๐จ ๐ฆa๐งd๐จa n๐ฒ ๐กo๐a๐ง-๐ญr๐n๐จn๐o.
๐ฆ T๐ฌy i๐ณy n๐จ ๐ฆa๐งo๐ฆe v๐จl๐ ๐n๐o.
Tsy misy antony tokony hiasanao saina amin'ny tsy fitiavany anao !
Raha misy olana aminao izy, tokony hifampiresaka fa tsy hanaratsy.
Miresaha aminโny rehetra.
Fa omeo toerana ao am-ponao izay manaja anao.
Kely ny androm-piainana.
Ka lanio aminโny fitiavana sy fanatsarana ny fiainanao sy fanaovana soa izany.
Aza lany fotoana aminโny fifandirana sy fankahalana tsy mitondra mankaiza.
Izaho manokana, aleoko manampy olona toy izay handany fotoana amin'ny fanaratsiana olona.
Ary ianao mba ahoana?