24/08/2017
Miarahaba antsika rehetra,
Dia mbola faly hatrany izahay manolotra zava-baovaovao miavaka momba ny "carterie" rehetra.
Tongava hatrany mitsidika ny boutique UNIQUE Création eo akaikin ny BNI Antsakaviro izay hitanao amin ny sary io ny plan de reperage misy anay.
Marihina fa mbola manankery hatrany ny "carte de reduction" 15% ho an 'izay nitsidika ny "Stand" nisy anay nandritra ny salon de mariage.
Ho an'izay tsy nandalo tany amin salon kosa dia tongava fa maro ny tolotra afaka atolotray anareo.
Mankasitraka anareo mpanjifa hatrany izahay.
Misaotra Tompoko