Tranga hafakely .

Tranga hafakely . Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tranga hafakely ., Marketing Agency, FA 243 bis Ambohimanatrika, Antananarivo.

๐Ÿ”ฏ๐Ÿ’ ๐Ÿ’ Tranga hafakely  ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ’ ๐Ÿ’    ๐—ป๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ ๐Ÿฎ ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ , ๐—ป๐—ฎ๐—ท๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ป๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—น๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐˜† ๐—ป๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐—ฎ๐˜‡๐˜† , ๐—บ๐—ถ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ...
13/06/2026

๐Ÿ”ฏ๐Ÿ’ ๐Ÿ’ Tranga hafakely ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ’ ๐Ÿ’ 

๐—ป๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ ๐Ÿฎ ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ , ๐—ป๐—ฎ๐—ท๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ป๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—น๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐˜† ๐—ป๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐—ฎ๐˜‡๐˜† , ๐—บ๐—ถ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ผ๐˜๐—ผ ๐—ถ๐˜‡๐˜† ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ฝ๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ป-๐—ท๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐˜†, ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ผ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐˜€๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ . ๐Ÿฎ๐Ÿฐ ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐˜๐˜† ๐—ฎ๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† , ๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐—ฎ ๐Ÿฑ๐Ÿฌ๐Ÿฌ.๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฌ ๐—ธ๐—บ ๐—ถ๐˜‡๐˜† ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ nanao ๐—ฎ๐—ฐ๐—ฐ๐—ถ๐—ฑ๐—ฒ๐—ป๐˜ ๐—ถ๐—ป-๐Ÿญ๐Ÿฏ .

๐Ÿ’ Taminโ€™ny 21 Septambra 1997 , nilalao teo an-tokontany i Guo , zaza 2 taona sy tapany . Tampoka teo dia tsy hita izy , nisy ramatoa nitondra izy ary nivarotra azy avy eo . Ilay rainy kosa niala taminโ€™ny asany ary lasa nandeha nitady azy . Nafatony taminโ€™ny moto ny sariny , ataony toy saina , ary lasa izy mitety tanร na mitady ny zanany .

๐Ÿ’ Ilay zanany aminโ€™io efa aminโ€™ny faritra tena lavitra azy , teo aminโ€™ny folo taona nitadiavana izy no nijanona kely ary nanangana ONG fikarohana zaza very , zaza 100 mahery no hitanโ€™ny ray aman-dreniny noho io ONG io . Rehefa nijanona kely dia nitohy indray ny fikarohana . Nahavita 500.000km ranamana , moto 10 no efa nampiasany , ary in-13 accident . Matetika izy no any ambany tetezana na anaty trano rava no matory .

๐Ÿ’ Taminโ€™ny 2015 dia nivoaka ilay sarimihetsika "๐˜“๐‘œ๐˜ด๐‘ก ๐‘Ž๐˜ฏ๐‘‘ ๐ฟ๐˜ฐ๐‘ฃ๐˜ฆ" , izay miresaka momba ny zaza very , tena nalaza nanerana ny Chine izy io ary teo no ny fanjakana no nanangana paikโ€™ady aminโ€™ny resaka ADN . Ny zaza natsangana na very dia manantona polisy , ny polisy no mampiditra ny momba azy ao anatinโ€™ilay plateforme , ary ireo ray aman-dreny ihany koa manao toy zay .

๐Ÿ’ Taminโ€™i 11 Jolay 2021 no nihaona voalohany izy 3 mianaka , i Guo sy ireo ray aman-dreniny , tamin-dranomaso mo ilay fihaonana ary tao aminโ€™ny paositrinโ€™ny polisy no natao . Nisafidy ny hijanona hikarakara ireo nanangana azy mo i Guo , ary nanome toky fa hifandray tsy tapaka aminโ€™io ray aman-dreniny niteraka azy .๐Ÿ”ฏ๐Ÿ’ ๐Ÿ’ 

โ™ฅ๏ธ๐Ÿฅน ๐ผ๐˜ป๐‘Ž๐˜บ ๐˜ช๐‘™๐˜ข๐‘ฆ ๐‘“๐˜ช๐‘ก๐˜ช๐‘Ž๐˜ท๐‘Ž๐˜ฏโ€™๐˜ช ๐˜‹๐‘Ž๐˜ฅ๐‘Ž

๐Ÿ’ ๐Ÿ’ โœณ๏ธโœณ๏ธtranga hafakelyโœณ๏ธโœณ๏ธ๐Ÿ’ ๐Ÿ’  ๐ŸŸข๐—ง๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐˜๐˜† ๐˜‡๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ ๐—ถ๐˜๐˜†.Misy aretina hafakely i Olivia F...
10/05/2026

๐Ÿ’ ๐Ÿ’ โœณ๏ธโœณ๏ธtranga hafakelyโœณ๏ธโœณ๏ธ๐Ÿ’ ๐Ÿ’ 

๐ŸŸข๐—ง๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐˜๐˜† ๐˜‡๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ ๐—ถ๐˜๐˜†.

Misy aretina hafakely i Olivia Farnswort, britanika izy ary misy aretina tsy fahita firy dia ny tsy fisian'ny chromosome 6 (6p deletion).
Io tsy fahatomombanana io no tsy fisian'ny fahatsapana manaintaina, noana ary reraka.
Tamin'ny mbola zazakely izy dia zara raha matory, tsy mba mitomany izany ary zara raha misakafo.
Teo amin'ny faha 7 taonany (2016) dia voadonan'ny fiara izy ary nipitika alavitra fa tsy nahatsiaro nanaintaina fa niarina izy tsy nitaraina, naratra kely fotsiny no hita taminy.
Gaga ny mpitsabo ary tsy mbola nahita toa izany.
Efa tovovavy izy ankehitriny ka mila arahi-maso matetika noho izy tsy mahatsapa ny loza mety ahazo azy satria tsy maheno fanaintainana akory ka na zavatra ahafaty azy aza dia heveriny tsy dia maninona.

TsetsatsetsaTsyAritra

๐Ÿ’ ๐Ÿ’ ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏTranga hafakely๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ’ ๐Ÿ’ ๐Ÿ–ค๐Ÿค๐Ÿ›‘ ๐—ง๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ป'๐—ถ  . ๐—ก๐—ผ๐—ฑ๐—ถ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐˜† ๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—น๐˜† 26 ๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐˜๐˜€๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐˜๐—ฒ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฎ   (๐—ฒ๐˜‚๐˜๐—ต...
29/03/2026

๐Ÿ’ ๐Ÿ’ ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏTranga hafakely๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ’ ๐Ÿ’ 
๐Ÿ–ค๐Ÿค๐Ÿ›‘ ๐—ง๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ป'๐—ถ . ๐—ก๐—ผ๐—ฑ๐—ถ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐˜† ๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—น๐˜† 26 ๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐˜๐˜€๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐˜๐—ฒ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฎ (๐—ฒ๐˜‚๐˜๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ฒ) ๐—ถ๐˜‡๐˜†.

โญ• Niteraka resabe tany Espagne ny tranga nahazo ity tovovavy espagnol 25 taona ity. Tsy dia nifandray loatra tamin'ny fianakaviany izy satria notaizana tany amina toby iray miankina amin'ny fanjakana tamin'ny fahazazany. Nilaza izy fa niharan'ny herisetra ara-nofo imbetsaka, izay niteraka fikorontanan-tsaina sy ratram-po (traumatisme) lalina teo aminy. Namoy fo sy namono tena noho izany mihitsy izy (mitsambikina avy eny aminโ€™ny rihana faha-5). Tsy maty anefa izy tamin'izany, saingy lasa nalemy (paraplรฉgique) ary niaritra fanaintainana ara-batana mafy.

โญ• Noho izany fijaliana ara-tsaina sy fanaintanaina ara-batana tsy hay sitranina izany dia nanao fangatahana ofisialy izy tamin'ny Aprily 2024. Na dia teo aza ny fanoherana sy fitoriana maro nataon'ny rainy teny amin'ny fitsarana dia neken'ny mpitsara ny fangatahany ho faty. Nolazainy tamin'ny resadresaka farany nifanaovana taminy fa nahatsapa ho irery foana izy ary tsy zakany intsony ny fijaliana mianjady aminy isanโ€™andro. Tsiahivina fa nanomboka ny taona 2021 no nankatoavinโ€™i Espagne ny lalร na momba ny "euthanasie" mba hanafahana ny marary ao anatin'ny fijaliana tsy ho sitrana intsony. ......................
๐Ÿ‘ Zarao ary araho hatrany ny pejintsika.๐Ÿ’ ๐Ÿ’ ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏ

๐Ÿ’ ๐Ÿ’ ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏTranga hafakely ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ’ ๐Ÿ’ ๐Ÿ”ด Tovolahy bogosy iray nanapakevitra hanaisotra   noho ny fitiavam-bola๐Ÿ’ต๐Ÿฅฒ๐Ÿ“Œ Tany ivelany no Niseh...
07/03/2026

๐Ÿ’ ๐Ÿ’ ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏTranga hafakely ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ’ ๐Ÿ’ 

๐Ÿ”ด Tovolahy bogosy iray nanapakevitra hanaisotra noho ny fitiavam-bola๐Ÿ’ต๐Ÿฅฒ

๐Ÿ“Œ Tany ivelany no Nisehoan'ity tranga hafakely ity. Nanapakevitra ity Tovolahy iray ity hanaisotra ny azy (castration) noho ny baiko avy tamin' ny sakaizalahiny sy ny fitiavam-bola ๐Ÿ’ต tafahoatra ๐Ÿฅฒ.
Noesorina arak'izany i baban'i Hamba sy ireo kambana roa ireo satria tapa-kevitra hiala amin'ny sokajy maha lehilahy azy i ralehilahy ๐Ÿฅฒ.
Ry tanora!. Aza simbaina torakizao ny vatana sy maha izy anao fa fahotana bevava eo anatrehan'Andriamanitra izany rehetra izany.
Tiavo ny tenanao ary ekeo izay nohariana anao ka soava Famindra hatrany ry Tovolahy sy Tovovavy isany๐Ÿ’ ๐Ÿ’ ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏ

๐Ÿ’ ๐Ÿ’ ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏTranga hafakely๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ’ ๐Ÿ’ ๐Ÿ”ฅ๐Ÿง๐Ÿ˜ฑ ๐—ง๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ 500 ๐˜๐—ฎ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ถ๐˜€๐—ฎ ๐—”๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฒ๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ป'๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜†  #๐—บ๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—ถ๐—ป'๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ผ ๐˜€๐—ฎ...
04/02/2026

๐Ÿ’ ๐Ÿ’ ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏTranga hafakely๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ’ ๐Ÿ’ 

๐Ÿ”ฅ๐Ÿง๐Ÿ˜ฑ ๐—ง๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ 500 ๐˜๐—ฎ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ถ๐˜€๐—ฎ ๐—”๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฒ๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ป'๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† #๐—บ๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—ถ๐—ป'๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ผ ๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—บ๐—ถ๐—ต๐—ฒ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ณ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ฎ๐˜†, , ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—น๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜† ๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† #๐—ฒ๐—•๐—ฎ๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ.

โญ• Niainga tamin'ny vazivazy nandritra ny resadresaka nifanaovany tamin'ilay "influenceur" ity hevitra ity, rehefa niresaka momba ilay mosoara nampiasain'i izy ireo, izay lafo 4.500 Euros tamin'ny taona 2008. Nanomboka tamin'ny 1 Euro monja ny tolotra, saingy niakatra haingana be izany. Tao anatin'ny telo andro monja dia olona 93 isa no nifaninana nividy azy ary efa tafakatra hatramin'ny 100.000 Euros izao ny vidiny.

โญ• Anio Alarobia 4 Febroary no hifarana ilay lavanty ary voalaza fa hatolotra ho an'ny fikambanana mpanao asa soa ny vola azo avy amin'izany. ...................
๐Ÿ’ ๐Ÿ’  Zarao ary araho hatrany ny pejintsika.๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏ

๐Ÿ’ ๐Ÿ’ ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏTranga hafakely๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ’ ๐Ÿ’ LEHILAHY MIAVAKA โŒ๏ธAMOO Hadji,Lehilahy 80 taona Nationalitรฉ :Iranienneโžก๏ธLEHILAHY MALOTO INDRINDRA...
31/01/2026

๐Ÿ’ ๐Ÿ’ ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏTranga hafakely๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ’ ๐Ÿ’ 

LEHILAHY MIAVAKA
โŒ๏ธAMOO Hadji,Lehilahy 80 taona
Nationalitรฉ :Iranienne
โžก๏ธLEHILAHY MALOTO INDRINDRA eto an-tany, Tsy nandro ,tsy nandalo savony nandritra ny 68 taona.
Zaza tomady sy madio tsara izy fony fahazazana satria voakarakara ny Ray aman-dreniny.
Matahoatra rano kosa izy nanomboka 10 taona ary nitsahatra tsy nandro intsony.
โŒ๏ธSigara sy hena ny sakafo tena tiany.โŒ๏ธ
Araho tsy tapaka ny page Tranga hafakely . raha liana zava- mahagaga ianao๐Ÿ’ ๐Ÿ’ ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏ

๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ’ ๐Ÿ’ โ™ป๏ธAny Inde ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ณ dia betsaka ny lehilahy samy lehilahy mifampitantana eny an-dalana. Efa fomban'izy ireo hatramin'izay ...
30/12/2025

๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ’ ๐Ÿ’ โ™ป๏ธAny Inde ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ณ dia betsaka ny lehilahy samy lehilahy mifampitantana eny an-dalana.
Efa fomban'izy ireo hatramin'izay ilay izy, fomba iray ahitana ny tena maha mpinamana, tsy anatin'ilay fijery tandrefana hoe misipa samy lehilahy akory fa manana ny fiijery manokana ho azy ireo ry zareo dia ny fifampitokisana, finamanana toy ny vehivavy samy vehivavy mifampitantana ihany fa ny fomba fijerintsika no novain'ny tandrefana hoe mpisipa raha lehilahy samy lehilahy no mifampitantana.
๐Ÿ’ ๐Ÿ’ ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏ

โœกโœก๐Ÿ’ ๐Ÿ’ Tranga hafakely momban' ny goaika๐Ÿ’ ๐Ÿ’ ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏ๐Ÿฆ๐Ÿœ๐Ÿ’ŠRehefa tsy salama ny goaika dia mitady akanim-bitsika izy. Tsy mba hihinana ...
30/12/2025

โœกโœก๐Ÿ’ ๐Ÿ’ 
Tranga hafakely momban' ny goaika๐Ÿ’ ๐Ÿ’ ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏ

๐Ÿฆ๐Ÿœ๐Ÿ’ŠRehefa tsy salama ny goaika dia mitady akanim-bitsika izy. Tsy mba hihinana no anaovany izany fa mba hampirisihana ny bibikely. Mihozongozona ny vatany ny vorona, mikosoka ny volony, ary mamelatra ny elany, tsy mihetsika raha mbola mandady amin'ny faritra rehetra amin'ny vatany ny vitsika.

Mandritra io dingana io, ny vitsika dia mamoaka asidra formika, akora voajanahary manana toetra manohitra bakteria sy katsentsitra. Ity akora ity dia miasa amin'ny bakteria, bibikely ary katsentsitra miafina ao amin'ny volon'ny goaika. Fantatry ny vorona ny vokatry ny akora ary mampiseho an-tsitrapo ny tenany amin'izany ho ampahany amin'ny fitondran-tenany voajanahary.

Ity fomba fanao ity dia antsoina hoe "anting." Indraindray, ny goaika dia manangona ny vitsika amin'ny vavany ary manosotra azy ireo mivantana amin'ny volony, mampiasa azy ireo ho toy ny fanafody voajanahary, tsy mila fanampiana avy any ivelany ๐Ÿ’ ๐Ÿ’ ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏ

Mahasalama ny fihinana voankazo na ny voankazo hita mandavan- taona ( toy ny akondro ) na ny manaraka tonon- taona, mazo...
06/12/2025

Mahasalama ny fihinana voankazo na ny voankazo hita mandavan- taona ( toy ny akondro ) na ny manaraka tonon- taona, mazotoa mihinana voankazo๐Ÿ˜€๐Ÿ˜€๐Ÿ˜€

๐Ÿ’ ๐Ÿ’ ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏtranga hafakely๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ’ ๐Ÿ’ ๐Ÿ’Š๐Ÿ˜‚ ๐—œ๐˜๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—ต๐—ผ๐—ฒ ๐—ฃ๐—ถ๐—น๐˜‚๐—น๐—ฒ ๐—ฃ๐—ฒ๐˜ , ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐—ฝ๐—ถ๐—น๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ธ๐—ฒ๐—น๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ฒ๐˜๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ , ๐˜๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐—ป๐˜๐˜€๐—ผ๐—ป๐˜† ๐—ป๐˜†...
06/12/2025

๐Ÿ’ ๐Ÿ’ ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏtranga hafakely๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ’ ๐Ÿ’ 

๐Ÿ’Š๐Ÿ˜‚ ๐—œ๐˜๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—ต๐—ผ๐—ฒ ๐—ฃ๐—ถ๐—น๐˜‚๐—น๐—ฒ ๐—ฃ๐—ฒ๐˜ , ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐—ฝ๐—ถ๐—น๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ธ๐—ฒ๐—น๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ฒ๐˜๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ , ๐˜๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐—ป๐˜๐˜€๐—ผ๐—ป๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐—ฟ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ณ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ ๐—น๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ .
Araho tsy tapaka ny page Tranga hafakely . Raha te ahita zavatra mahatsikaiky ianao

๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท Ilay lehilahy frantsay Christian Poincheval no namorona azy ity , pilina kely mahamanitra hetotra , tsy zavatra simika izy ity fa tena natoraly . Tsy manakana ny hetotra tsy hivoaka fa manamanitra azy fotsiny .

๐Ÿฝ๏ธ Nisy fotoana izy nisakafo niaraka taminโ€™ny namany , nisy namany iray nangetotra tao , tena tsy azo iainana mihitsy ilay fofona . Tonga dia tsy nahinan-kanina izy ka teo no nitsiry ny hevitra hoe aleo manao zavatra manamanitra hetotra .

๐ŸŒธ Ny fangaro ao anatiny dia saribao , fenouil, algues, myrtillesโ€ฆ

๐ŸซMaromaro ny hanitra misy toy ny rose , chocolat , sakamalaho , chlorophylle ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ”ฏ๐Ÿ’ ๐Ÿ’ 

ARAHO TSY TAPAKA NY PAGE

Address

FA 243 Bis Ambohimanatrika
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tranga hafakely . posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share