Mora sono

Mora sono Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mora sono, Marketing Agency, antananarivo, Antananarivo.

❤️"Hampiboiboika renirano ao amin'ny tendrimbohitra mangadiady Aho ary loharano ao amin'ny lohasaha🤗
Hanao ny efitra ho farihy Aho,ary ny tany karakaina no loharano miboiboika"❤️
Isaia 41: 18

Speacker bluetooth miaraka micro anakiray annnmaneno kely ry reto annnn038 48 655 04
13/11/2025

Speacker bluetooth miaraka micro anakiray annn
maneno kely ry reto annnn
038 48 655 04

Mini speaker kely oooohhhhmande bluetooth , usb ,Fm radioireo ny couleur dispo zareo annn nareo mbola ivarotra ah manome...
06/11/2025

Mini speaker kely oooohhhh
mande bluetooth , usb ,Fm radio
ireo ny couleur dispo zareo annn

nareo mbola ivarotra ah manome prix de gros ihany kou izahay

aza tara ary oooo
038 48 655 04

⭐Mini speaker bluetooth chargeable ⭐☺️ Afaka hoentintsika aminizay toerana tiantsika aleha tsy mimbahan- toerana akoury ...
29/08/2025

⭐Mini speaker bluetooth chargeable ⭐
☺️ Afaka hoentintsika aminizay toerana tiantsika aleha tsy mimbahan- toerana akoury

‼️Ho anareo izay mbola ivarotra annn aza misalasala zareo annn prix bojoooo beuh annnn sady vaovao sous carton ‼️

☎️ 038 48 655 04

Aiza daholo ilay olona mitady baffle anaovana Bampampa ireny ohhh 😉😁😁😁Ireto misy maro be ry namana ah sady prix mora aan...
22/08/2025

Aiza daholo ilay olona mitady baffle anaovana Bampampa ireny ohhh 😉😁😁😁
Ireto misy maro be ry namana ah sady prix mora aannn
Misy karazany maro ureo fa apetrao ny fanontaniana dia alefaso ny commande 📩 mp na 📞 miantso avy hatrany 038 48 655 04
Livraison possible soamantsara aza tara ary 🤗

‼️ PROMOTION ‼️📢Ireto indray no ataontsika promotion mandritra ny farany volana zareo ah 📢😉Ho anareo izay mbola tsy naha...
23/07/2025

‼️ PROMOTION ‼️

📢Ireto indray no ataontsika promotion mandritra ny farany volana zareo ah 📢
😉Ho anareo izay mbola tsy nahazo sy maniry te ampiasa aza manahy intsony fa efa ito le tsara ho anao 🤗

✅Subwoofer misy karazany modele anaky telo (03) ireo an atao 🔴🔵⚪ ataovy malalaka tsara ny safidy ry namana isany annn
✅ Options: Bluetooth, Fm radio , Usb , Cards
Mande 12v - 220 v
✅ Accessoire : commande

🎁🎁 Prix cadeau be ry reto annnn 😱 amin'ny vidiny 800 000 fmg 🎁🎁 dia efa mampiasa sy mahazo subwoofer ianao aminizao annnn

🔔 Eoooohhhh!!!! Tongava maro fa efa sasa- miandry anareo izahay annn
Alefaso ny commande 📲 na Tanà ianao na Province
Laharana tokana : 038 48 655 04

❌Entana vaovao sous carton tompoko ❌
🚗Manao livraison soamantsara ny frais miankina amin'ny toerana misy anao

Euhhh 📢 Aza tara annn 😉      ‼️ P R O M O T I O N ‼️      Marque : 🐃 TAUREAU🐃✅Ampli- baffle haut parleur 26 cmTena tsara...
15/07/2025

Euhhh 📢 Aza tara annn 😉

‼️ P R O M O T I O N ‼️
Marque : 🐃 TAUREAU🐃

✅Ampli- baffle haut parleur 26 cm
Tena tsara feo be 😱 sady efa misy (02) entrée micro + (01) entrée guitare
Mande Fm radio, Bluetooth, USb , Cards

✅ Ampli- baffle haut parleur 21cm
Kelikely mafaifaty ry zareo annn 🤗 misy entree micro anaky (02) ihany kou annn
Mande Fm radio , Bluetooth, Usb, Cards

✅ Ampli - baffle haut parleur 16 cm
Kely sady tsy manerinery 😁
Misy entree micro (02) ihany kou ry reto annn na dia kely ary 😱
Mande Fm radio, bluetooth , Usb, Cards

👍 Ho anareo mbola ivarotra ireto avy ny prix fa kousa misy condition + (03) paire ny entana alaina isanisany
26 cm: 1 250 000 fmg
21 cm: 750 000 fmg
16 cm : 725 000 fmg
👍 Raha ho antsika ividy antsinjarany ihany kou ianareo dia tsy adinonay fa manampy( +100 000 fmg) ianareo dia afaka mampiasa soamantsara 😁

❌Promotion 15 juillet 2025 - 26 juillet 2025❌
Misy garantie tompoko ooooo ‼️
Manasa anao ary izahay anjifa ny vokatra hatrany alefaso ao 📩Mp na miantso avy hatrany ianao ☎️ 038 48 655 04

Livraison à partir de 5000 ar miankina amin'ny toerana misy anao tompoko

📢📢📢 Aiza daholo ohhhh 📢📢📢O ry reto ah tena aza tara efa tena mora be ny baffle antsikaIreto avy ny karazanyMisy :➡️ 26 s...
10/07/2025

📢📢📢 Aiza daholo ohhhh 📢📢📢
O ry reto ah tena aza tara efa tena mora be ny baffle antsika

Ireto avy ny karazany
Misy :➡️ 26 simple
➡️31 simple
➡️31 double na colone ozizy isika izay
➡️ 38 simple
➡️38 double na colone

🤗Malaky ry reto fa izahay efa sasa miandry anareo miaraka amin'ireto arrivage anay vaovao be ireto annn ‼️‼️

✅ Ho anareo mbola hivarotra aza manahy akoury ianareo fa prix hafa mihintsy mba hisian'ny fifanampiana amontsika no omena anareo 😘
✅ Ho anareo izay manjifa singany sy ampiasa ihany koa anefa ts adino aminizany fa efa noezahantsika natao prix mirary avokoa ny entana antsika

✅ Avec garantie soamantsara ny entana antsika zareo annn 😁
✅ Entana vaovao avokoa ihany koa 💯
✅ Manao livraison soamantsara izahay tompoko ohhh 🤝 entana anao voaray sy mahafampo no tonga any aminao 🛵🛵
☎️ 038 48 655 04

Ireo ny ampli de salon Matanjaka tsara sady bombaaa beuhAza tara fa mandalo ny tsara annnMandefa en gros sy en detail iz...
07/07/2025

Ireo ny ampli de salon
Matanjaka tsara sady bombaaa beuh
Aza tara fa mandalo ny tsara annn

Mandefa en gros sy en detail izahay an
Mp avy hatraby na miantso
038 48 655 04
Livraison manerana an'i Madagasikara zareo annnn

Table mixage marque YAMAHA16 piste reference MG 16 xumatanjaka tsara sady efa professionnel ry reto ah ho anareo mpampad...
30/04/2025

Table mixage marque YAMAHA
16 piste reference MG 16 xu

matanjaka tsara sady efa professionnel ry reto ah

ho anareo mpampadihy, fiangonana, sy tia mampiasa maneno aza tara fa efa sasa miandry anareo izahay😉

Alefaso ny commande ry zareo an na Faritra na Tana misy anao📩
tsy maintsy tonga ny entana anao raha mbola eto Madagasikara no misy anao 🌎
laharana tokana ihany no azahoana anay
☎️038 15 079 46

entana antsika vaovao sous carton

Io zareo micro sans fil ahhhTena tsara be sady efa professionnel ah matanjaka be Pile chargeable no ao aminazyBatterie m...
19/04/2025

Io zareo micro sans fil ahhh
Tena tsara be sady efa professionnel ah matanjaka be
Pile chargeable no ao aminazy
Batterie matanjaka tsara 8 à 10h

Aza tara fa efa ato aminay ny tsara annn
Nareo izay any amin'ny faritra ka de andray anjara tonga any ny anjaranao fa alefaso ny commandinao

Miandry commandinareo izahay fa aza tara anan
Livraison raha mbola eto Mada dia alefa sy tsy maintsy tonga ny entana

Laharana tokana : 038 15 079 46
Entana sous carton avokoa

Address

Antananarivo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mora sono posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share