13/01/2022
Amin'izao fahalasan Itompokolahy RASAMIMANANA François de Salle izao ISGEI sy ny tompon andraikitra rehetra dia mihombim pahoriana tanteraka amin'ny fianankaviany. Mandria am piadanana Mr le professeur Misaotra betsaka tamin ireo vitanao rehetra 😭😭😭