Boost Live-Manager

Boost Live-Manager ✨TONGASOA ETO AMIN'NY PEJY✨
Facture NIF/STAT :Disponible sur demande

📢 Te hahazo vokatra tsara kokoa amin'ny Boost Publication?Tadidio fa tsy ny Boost irery no mamaritra ny fahombiazan'ny P...
10/07/2026

📢 Te hahazo vokatra tsara kokoa amin'ny Boost Publication?

Tadidio fa tsy ny Boost irery no mamaritra ny fahombiazan'ny Pagenao. Mila mifameno ihany koa ny kalitaon'ny publication, ny audience kendrena, ny budget ary ny objectif apetraka.

✨ Rehefa milamina tsara ireo dia afaka:
✅ Mampitombo ny engagement
✅ Mahatonga olona maro hahafantatra ny Pagenao
✅ Mampitombo ny messages sy ny fahafahana mahazo mpanjifa vaovao

🎯 Boost tsara = Stratégie tsara + Contenu tsara + Audience mety.

27/06/2026

// IREO '' ERREUR '' 08 MILA HIALÀNA ALOHAN'NY HANAO VENTE EN LIGNE👇:

🔍 Résultat concret, stratégie efficace.Tamin’ity campagne ity dia nahatratra 2 940 interactions izahay, tamin’ny coût pa...
22/06/2026

🔍 Résultat concret, stratégie efficace.
Tamin’ity campagne ity dia nahatratra 2 940 interactions izahay, tamin’ny coût par interaction tena ambany (0,00125 $) — porofo fa miasa ny approche stratégique sy ny ciblage marina.

💡 Ny tanjona dia tsy hoe mahazo visibilité fotsiny, fa mamadika izany ho engagement réel sy vokatra azo tsapain-tanana.
🚀 Raha te hahazo vokatra mitovy na mihoatra ianao, dia fotoana izao hanatsarana ny stratégie digitale-nao💪

|AZA MANDANY BUDGET INTSONY|💪 Ampiasao ny méthode marina📩 Te hahazo résultats tena izy? Andao hiara-hiasa...
08/05/2026

|AZA MANDANY BUDGET INTSONY|
💪 Ampiasao ny méthode marina
📩 Te hahazo résultats tena izy? Andao hiara-hiasa...

📢‼️ ANNONCE IMPORTANT:|Ry mpanjifa hajaina|Mba jereo kely ity fanambarana ity fa ilaina amin’ny fandaminana ny commande-...
30/04/2026

📢‼️ ANNONCE IMPORTANT:

|Ry mpanjifa hajaina|
Mba jereo kely ity fanambarana ity fa ilaina amin’ny fandaminana ny commande-nao. Misaotra betsaka 🕰️

Te hahazo témoignage tsara tahaka izao koa ve ianao? ⭐👉 Izahay no hanampy anao hanatsara ny stratégie marketing-nao🎯📞 +2...
22/04/2026

Te hahazo témoignage tsara tahaka izao koa ve ianao? ⭐
👉 Izahay no hanampy anao hanatsara ny stratégie marketing-nao🎯

📞 +261 38 34 200 16

💡 Tsy ny isan’ny followers no mamaritra ny fahombiazana… fa ny engagement 💡Page misy interaction = Page mitombo 🚀👉 BOOST...
22/04/2026

💡 Tsy ny isan’ny followers no mamaritra ny fahombiazana… fa ny engagement 💡

Page misy interaction = Page mitombo 🚀

👉 BOOST LIVE MANAGER dia manampy anao hahazo audience tena active.

✨ RETOUR CLIENTS✨
22/04/2026

✨ RETOUR CLIENTS✨

📢 FAMPAHAFANTARANA:
31/03/2026

📢 FAMPAHAFANTARANA:

28/03/2026

� Aza misalasala miantso !

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Boost Live-Manager posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share