05/05/2026
Akory aby e! 🎉
Vaovao manokana ho an’ny kilasy faharoa (T2/10ème)indray no atolotray ho anareo androany ✅
📚 Ao anatin’ity «pack» ity dia hahitana:
🔰 boky fampiharana (exercices)miisa roa (2): Français sy Mathématiques
🔰 boky fanitsiana (corrigés) iray (1): tafiditra ao anatin’io boky iray io ihany ny fanitsiana ireo boky fampiharana roa
💰 Ny vidiny ? 13.900Ar fotsiny ho an’ireo boky telo ireo ! ( Contenu en noir et blanc, format A5)
Aza tara ary fa efa azo jifaina avy hatrany ireo vokatra ireo.
📩 Raha liana ianao dia afaka mandefa hafatra mivantana ato amin’ny pejy na miantso ny 020 85 665 02.
📍 Adresse : CNAPMAD Ankorondrano (200m miala eo amin’ny gymnase Ankoay)
🚚 Afaka manao livraison ihany koa izahay na eto Antananarivo na any amin’ny faritra