Garderie Soamirindra

Garderie Soamirindra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Garderie Soamirindra, Advertising/Marketing, ankazomanga, Antananarivo.

11/08/2024

🥳🤍
BLK STATU ✍🏻

11/08/2024

🥳🤍
BLK STATU

👩‍👩‍👧‍👦NENY a!Manana olana amin'ny toerana na ny olona hitaiza ny zanakao ve ianao?▶️tokony hiasa ve ianao nefa tsy misy...
05/08/2024

👩‍👩‍👧‍👦NENY a!Manana olana amin'ny toerana na ny olona hitaiza ny zanakao ve ianao?

▶️tokony hiasa ve ianao nefa tsy misy mitaiza ny zanakao ?
▶️Mitady olona na toerana azo antoka hitaizana ny zanakao ve ianao?
▶️Misy fotoana tsy maintsy alehanao, nefa tsy misy olona afaka mitaiza ny zanakao (iray andro, week-end, jour férié,...)
VAHAOLANA HO ANAO ary afaka mamaly izay inao ny

ao amin'ny

ATSIMO /secteur 5

Ohatran'ny any an-trano ihany izy aty aminay e!
(mibe, misakafo,milalao, maka aina, matory,...)
▶️raha mahaliana anao ary dia afaka miantso ny :
034 02 670 52 /033 05 322 09/032 52 179 72
na mandefa hafatra miafina ihany koa!

Address

Ankazomanga
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Garderie Soamirindra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share