Wanay Malagasy

Wanay Malagasy T-SHIRT "Satria Malagasy aho" sy karazany hafa. Mandray anareo an-tanan-droa izahay !
☎️+261 38 45 591 42

🔥🔥RETOUR CLIENTS 🔥🔥Misaotra anareo dia mbola vonona ny hanome ny tsara hatrany ! ❎️ Asio j'aime ny page❎️ Zarao amin'ny ...
16/07/2026

🔥🔥RETOUR CLIENTS 🔥🔥
Misaotra anareo dia mbola vonona ny hanome ny tsara hatrany !
❎️ Asio j'aime ny page
❎️ Zarao amin'ny namana

👀Betsaka no liana hoe : "Inona marina ilay hoe SSP?" Ato aminay ...𝐒𝐒𝐏 = 𝐒𝐰𝐞𝐚𝐭 𝐒𝐭𝐲𝐥𝐞́ 𝐏𝐞𝐫𝐬𝐨𝐧𝐧𝐚𝐥𝐢𝐬𝐞́ 😎Betsaka no efa faly...
10/07/2026

👀Betsaka no liana hoe : "Inona marina ilay hoe SSP?"
Ato aminay ...

𝐒𝐒𝐏 = 𝐒𝐰𝐞𝐚𝐭 𝐒𝐭𝐲𝐥𝐞́ 𝐏𝐞𝐫𝐬𝐨𝐧𝐧𝐚𝐥𝐢𝐬𝐞́ 😎
Betsaka no efa faly sy ravo nahazo ny SSP-ny.😂

✅Prix : 𝟔𝟎.𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫

🚨Likeo ny page dia aza adino ny mi-partage @ namana samy mahazo ny anjara SSP-ny daholo fa ianao rery ve 😂

Contact rapide : 𝟎𝟑𝟖 𝟒𝟓 𝟓𝟗𝟏 𝟒𝟐
Livraison dans tout Madagascar

𝑺𝑰𝑼𝑼𝑼 !⚽️ Efa raraka ny ekipan'ny admin e 🤧 Iza no mahafantatra ? ⚽️ Alefaso koa ny pronostikanareo dia mentioneo ny nam...
09/07/2026

𝑺𝑰𝑼𝑼𝑼 !
⚽️ Efa raraka ny ekipan'ny admin e 🤧 Iza no mahafantatra ?

⚽️ Alefaso koa ny pronostikanareo dia mentioneo ny namana na vehivavy ary 😝

⚽️ Dia ohatry ny ahoana ny tianao raha hipersonnalisé t-shirt ? Mba alefaso ihany koa hoe 😁
👉Mba partazeo 🥹

𝐏𝐔𝐁 : Souvenir mondial 2026, alefaso mp dieny zao. T-shirt personnalisé à partir de 𝟐𝟓.𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫 𝐌𝐢𝐬𝐲 𝐬𝐰𝐞𝐚𝐭 𝐢𝐡𝐚𝐧𝐲 𝐤𝐨𝐚 𝐚𝐯𝐞𝐜 𝐞𝐭 𝐬𝐚𝐧𝐬 𝐜𝐚𝐩𝐮𝐜𝐡𝐨𝐧 Contact rapide : 𝟎𝟑𝟖 𝟒𝟓 𝟓𝟗𝟏 𝟒𝟐

Vonona ve hiatrika ny 2026 ? Vonona ianao fa tsy misy hoe ! 💪🔥Tohizo ny tsara rehetra tamin’ity taona ity, ary hakao les...
30/12/2025

Vonona ve hiatrika ny 2026 ? Vonona ianao fa tsy misy hoe ! 💪🔥
Tohizo ny tsara rehetra tamin’ity taona ity, ary hakao lesona ny lasa rehetra.
Atombohy amin’ny famolavolana ny "mindset" ary aza adino ny mivavaka.✨

Efa nandalo teto ny t-shirt “Za aza adalaina”, “Je vais aller au bureau”, “Satria Malagasy aho”, nanamarika tantara ary ity “VRAI BOTO DE MADAGASCAR” hanokafantsika ny taona vaovao. Identifieo zalahy 🤣🤣

Disponible manomboka ny 5 janvier 2026, alefaso dien’izao ny commande.
Mandefa prix de gros.

📍 Travail soigné – Livraison rapide
📞 Contactez-nous dès maintenant : 038 74 861 15
👉 WANAY MALAGASY
✊ Satria Malagasy Aho

Aux côtés de quels artistes as-tu passé le plus de temps en 2025 ?Regarde ton Wrapped sur Spotify, puis immortalise-le e...
30/12/2025

Aux côtés de quels artistes as-tu passé le plus de temps en 2025 ?
Regarde ton Wrapped sur Spotify, puis immortalise-le en personnalisant ton t-shirt spécial chez nous.✨
Le prix est un peu chaud, mais cela en vaut le coup 🤝

🔥 PROMOTION SPÉCIALE T-SHIRT PERSONNALISÉ 🔥Vous êtes une association, une entreprise, une église, une école ou un groupe...
26/12/2025

🔥 PROMOTION SPÉCIALE T-SHIRT PERSONNALISÉ 🔥

Vous êtes une association, une entreprise, une église, une école ou un groupement ?
👉 Optez pour des t-shirts personnalisés en gros, de qualité et à petit prix !

✅ Impression personnalisée (logo, texte, visuel)
✅ Tailles disponibles : S – M – L – XL – 2XL – 3XL
✅ Idéal pour événements, uniformes, campagnes, sorties de groupe

🎉 OFFRE PROMOTIONNELLE
🛒Gros plus de 5pcs 20.000 Ar/pièces

📍 Travail soigné – Livraison rapide
📞 Contactez-nous dès maintenant : 038 74 861 15

👉 WANAY MALAGASY
✊ Satria Malagasy Aho

25/12/2025
Miresaka izy roa lahy dia hoy ilay iray hoe"Zah no nahay ludo ndrindra tao am-penarana"  🤣🤣De namaly ilay iray hoe " nba...
23/12/2025

Miresaka izy roa lahy dia hoy ilay iray hoe
"Zah no nahay ludo ndrindra tao am-penarana" 🤣🤣
De namaly ilay iray hoe " nbankinlah daholo zany ny kil?"
"Ewa, na mbola jeu vitsika ary hahaha"

Resaka tao anaty bus io 😂
🤦🏻 Ary inona no hainao indrindra tany am-pianarana ? Haha

𝗪𝗔𝗡𝗔𝗬 𝗠𝗔𝗟𝗔𝗚𝗔𝗦𝗬 spécialisé dans la fabrication de vêtements.🎨 Personnalisation : (logo, nom, numéro, design)• T-shirts• M...
22/12/2025

𝗪𝗔𝗡𝗔𝗬 𝗠𝗔𝗟𝗔𝗚𝗔𝗦𝗬 spécialisé dans la fabrication de vêtements.

🎨 Personnalisation : (logo, nom, numéro, design)
• T-shirts
• Maillots

👗 Confection de vêtements sur mesure :
• Toge
• Tenues chorales
• Robes
• Tous types de vêtements de mode

🧵 Broderie professionnelle
Qualité soignée et durable

👥 Nos services s’adressent à tous :
Particuliers, associations, entreprises, églises, écoles, etc.

👉 Ne garde pas ça pour toi ! Partage à un ami que cela pourrait intéresser☺️.

📞 Contact : 038 74 861 15
🚚 Livraison : Antananarivo et provinces

🎄Tantara tena mampihetsi-po🌟 Dokam-barotra Krismasy iray nahavita nampihetsi-po an’izao tontolo izao.Ny Intermarché dia ...
12/12/2025

🎄Tantara tena mampihetsi-po🌟 Dokam-barotra Krismasy iray nahavita nampihetsi-po an’izao tontolo izao.
Ny Intermarché dia namoaka tantara fohy (2 min) niteraka hafaliana sy fahatsapana lalina tamin’ny olona an-tapitrisany.

🐺💔 Loup iray tsy tian’ny biby rehetra…
Nahiliky ny biby maro tao an'ala izy noho izy mpiremby.
Kanefa nanapa-kevitra ny hanova ny tenany: nianatra nahandro sakafo voajanahary, nianatra nifampizara, nanao ny ezaka rehetra izy mba hitiavan'ny namany azy.

🍲❤️ Noho ny tonga ny Noely
Tafita ny ezaka nataony: niara-nisakafo tamin’ireo biby hafa izy farany, nanjary tsara fifandraisana tamin'izy ireo ary afaka nifampizara ny sakafo nokarakarainy tamin'ireo namany.

NB: Tsy ilay pub loatra tianay aseho eto fa ilay tantara ao anatiny

Ao ambany ao lien izay mbola tsy nahita

Address

Tana
Antananarivo
101

Telephone

+261348075037

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Wanay Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Wanay Malagasy:

Shortcuts

Share