M.S.A Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from M.S.A, Advertising/Marketing, Ampitatafika, Antananarivo.

https://t.me/FoxiGrowbot?start=ref_8288211429
Multi-Service Ampitatafika
📌 Carnet de correspondance
📌 Protège carnet
📌 Dépliant
📌 flyers, affiche
📌 Mandefa any amin'ny faritra
📌 sur commande

04/11/2025

Redisponible indray ny protège carnet.
alefaso ny commande ary tompoko

Noho ny tsy fisian'ny akora fototra anamboarana ny "protège carnet" dia mihato ny fandraisana "Commande" mandritra ny fo...
14/10/2025

Noho ny tsy fisian'ny akora fototra anamboarana ny "protège carnet" dia mihato ny fandraisana "Commande" mandritra ny fotoana tsy voafaritra.

ho anao izay mitady vadin'asa, ity misy asa en ligne afaka atao tsara.Fanamarihana : TENA MIASA FA TSY ILAY M'INVITÉ OLO...
28/09/2025

ho anao izay mitady vadin'asa, ity misy asa en ligne afaka atao tsara.

Fanamarihana : TENA MIASA FA TSY ILAY M'INVITÉ OLONA IRENY.

Tombony : maro no mpampiasa ary azo eo no eo ny karama amin'izay asa ataonao.

Ny asa atao : Tena tsotra, manaraka ny tâche izay apetraky ny mpampiasa. rehefa vita ny asa dia capturena atao fanamarihana ny asa vita mba anaovana ny payement anao.

Ny karama aloha kelikely arak'izany satria ilay asa ihany koa tena tsotra kely.

Ny base asa dia manao "suivre, na Mi abonner, na manao partage" compten'olona any andafy.

Ny sary 1 : mampiseho ny asa atao sy ny karamany.
Ny sary 2 : ireo mampiseho ny payement tamin'ireo asa vita

Ity no tombany vola mety ho azonao raha mazoto ianao.

asa 1 (1 tâche) : 0,0045$
raha mahavita miasa 8h ianao dia mahatratra 500 tâches.
zany hoe : 0,0045$ x 500 = 2,25$ (1jour)

raha 1 volana ( 22jours miasa)
2,25$ x 22jrs = 49,5$

raha avadika vola gasy izany dia :
eo eo amin'ny 247 500Ar raha 5000Ar ny devis.

Ny rétrait : dia tena mirary satria dia afaka sitonina amin'ny visa (orange na telma na banque na portefeuille éléctronique izany)

Lien tuto fanaovana inscription :
https://www.facebook.com/61570517123977/videos/821184360258566/?app=fbl

Lien tuto configuration compte :
https://www.facebook.com/reel/1297802611829854/?app=fbl

Lien tuto ny asa atao amin'ny IPWeb :
https://www.facebook.com/reel/796394756131316/?app=fbl

aza adino m'suivre ny page raha nahaliana anao ity

28/09/2025

Ny asa atao ao amin'ny IPweb

28/09/2025

Paramètre du compte (IPWeb)

25/09/2025
ho anao izay mitady vadin'asa, ity misy asa en ligne afaka atao tsara.Fanamarihana : tena miasa fa tsy ilay m'invite ire...
23/09/2025

ho anao izay mitady vadin'asa, ity misy asa en ligne afaka atao tsara.

Fanamarihana : tena miasa fa tsy ilay m'invite ireny.

Tombony : maro no mpampiasa ary azo eo no eo ny karama amin'izay asa ataonao.

Ny asa atao : Tena tsotra, manaraka ny tâche izay apetraky ny mpampiasa. rehefa vita ny asa dia capturena atao fanamarihana ny asa vita mba anaovana ny payement anao.

Ny karama aloha kelikely arak'izany satria ilay asa ihany koa tena tsotra kely.

Ny base asa dia manao "suivre, na Mi abonner, na manao partage" compten'olona any andafy.

Ny sary 1 : mampiseho ny asa atao sy ny karamany.
Ny sary 2 : ireo mampiseho ny payement tamin'ireo asa vita

Ity no tombany vola mety ho azonao raha mazoto ianao.

asa 1 (1 tâche) : 0,0045$
raha mahavita miasa 8h ianao dia mahatratra 500 tâches.
zany hoe : 0,0045$ x 500 = 2,25$ (1jour)

raha 1 volana ( 22jours miasa)
2,25$ x 22jrs = 49,5$

raha avadika vola gasy izany dia :
eo eo amin'ny 247 500Ar raha 5000Ar ny devis.

Ny rétrait : dia tena mirary satria dia afaka sitonina amin'ny visa (orange na telma na banque na portefeuille éléctronique izany)

Lien tuto fanaovana inscription :
https://www.facebook.com/61570517123977/videos/821184360258566/?app=fbl

aza adino m'suivre ny page raha nahaliana anao ity

Carnet, Protège carnet, Dépliant, Tirage sujet, Bulletin, snsAlefaso ary ny commande.
23/09/2025

Carnet, Protège carnet, Dépliant, Tirage sujet, Bulletin, sns
Alefaso ary ny commande.

ankoatrany Me pass azahoana vola "Mec"ity ihany koa misy tsara kokoa, satria olona mihitsy no manakarama anao. manaraka ...
21/09/2025

ankoatrany Me pass azahoana vola "Mec"

ity ihany koa misy tsara kokoa, satria olona mihitsy no manakarama anao. manaraka izay lazainy.
Tena tsotra satria m'suivre sy manao capture d'ecran fotsiny no atao, ny karama azo vetivety

araho ity rohy ity raha mahaliana anao
https://www.ipweb.pro/fr/?LaurentFabrice

ITY NO ATAO HOE BOATIN-DRAKITRA* Tsy misy vola arotsakao ao (0ar)* Mitango vola isan'andro fotsiny (check-in daily)* Mam...
21/09/2025

ITY NO ATAO HOE BOATIN-DRAKITRA
* Tsy misy vola arotsakao ao (0ar)
* Mitango vola isan'andro fotsiny (check-in daily)
* Mampiasa "stake" (mamboly vola izany) dia mioty vokatra
* Tsy mandany fotoana
* Mega ilainao isanandro (2Mo), juste anaovanao check daily sy stake fotsiny ( ilay mioty vola zany)

Afaka atao tsara sady tsotra, no anarany, azahoana vola antsoina hoe .

Mp ny raha mbola fanontaniana
Manaova inscription ato https://i.mec.me/?c=lwh1jhkm

Mp raha mila fanazavana fanampiny

09/09/2025

Address

Ampitatafika
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M.S.A posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share