28/05/2026
👉 Ahoana ny fomba hiatrehana recrutement ?
Maro ireo candidat recalé…
tsy voatery hoe tsy mahay,
fa satria mbola tsy ampy préparation sy assurance amin’ny oral. 💡
🎯 Rehefa recrutement dia matetika misy :
✔️ Test écrit
✔️ Test informatique
✔️ Entretien professionnel
✔️ Simulation d’appel na communication
👉 Izany hoe tsy ampy ny CV fotsiny.
Ny fomba firesakao, ny confiance-nao, ny réactivité-nao ary ny gestion de stress-nao no tena jerena.
💬 Indraindray dia olona mahay no tsy tafiditra… satria very confiance rehefa miatrika entretien.
Azo ianarana sy azo entraîné-na tsara anefa izany.
Rehefa voaomana ianao dia hafa tanteraka ny fomba isehoanao eo alohan'ny recruteur.
🎯 Koa raha te hahazo assurance à l’oral sy hiomana amin’ny recrutement tena izy ianao,
Job Courses dia vonona hanampy anao hahay hiatrika izany am-pahatokisana.
📍 67Ha – Ambadikin’ny arrêt bus 119
📞 034 60 967 91 / 038 26 713 42
🚀 Andao hiomana dieny izao… satria ny opportunité tsy miandry!