Lancé-ko

Lancé-ko Ouvert à tous collaboration

09/08/2026

❌VEHIVAVY TE HITERAIA NEFA TSY METY MAHAZO ❎

❌Inona no antony ?
❎Inona no tokony hatao raha te hahazo zaza ?

Araho ny fanadihadiana miaraka amin'i Maitre Soolo Ramala,

❌Inona no antony  tsy mampiteraka ?❎Inona no atao mba hampiteraka ? Anio hariva amin'ny 07ora ny fotoana hiarahana amin'...
09/08/2026

❌Inona no antony tsy mampiteraka ?
❎Inona no atao mba hampiteraka ?

Anio hariva amin'ny 07ora ny fotoana hiarahana amin'i Maitre Soolo Ramala,

Eto amin'ny pejy lencé-ko.

✨FANDAHARANA : Literatiora sy Riba 📽️Lohahevitra : Ny Famadihana .⭕Ho hitanao eto amin'ny pejy Lancé-ko  afaka andro vit...
03/08/2026

✨FANDAHARANA : Literatiora sy Riba
📽️Lohahevitra : Ny Famadihana .

⭕Ho hitanao eto amin'ny pejy Lancé-ko afaka andro vitsy...

Aza miala a.....

27/07/2026

TAMBAJOTRA
Diso ny hoe tambanjotra na tambazotra

Ao anatin'ny video ny fanazavaa miaraka amin'i MiAina Fenosoatoavina II

20/07/2026

📌 ITY sy INTY
✅ ITY : ampiasaina rehefa manondro zavatra na olona ,... ( mpisolo manondro )
Ohatra : Novidiako tao amin'ny magazay ity finday ity .
✅ INTY : Ampiasaina rehefa manolotra zavatra ,.. ( mpisolo manolotra )
Ohatra : Inty ny findainao mba raiso !

16/07/2026

MANAMPY ANAREO ITY FA JEREO

🫰Ho Anareo :
•ORIANASA
•MPANDRAHARAHA
•MPANANKATO
•MPIKABARY

Te hampahafantatra ny momba anareo na ny asa ataonareo ?

Manampy anareo ity fandaharana ity.

13/07/2026

🫰ANDROANY SY ANIO 🫰

Inona no mampiavaka azy ?
Rehefa inona no ampiasaina ?

Fanazavavana miaraka amin'i MiAina Fenosoatoavina II :

✨Mpampianatra
✨Mpikabary

10/07/2026

"MIHITSY " fa TSY MIHINTSY na MAHITSINY
Matatika afangarontsika ireo.

Ao anatin'ity video ity ny fanazavana .
Miaraka amin'i MiAina Fenosoatoavina II

06/07/2026

«AZO» sy «AFAKA»
Rehefa inona no ampiasaina ?
Ndao jerentsika miaraka amin'i MiAina Fenosoatoavina II ny fanazavana.

03/07/2026

Inona no mahasamihafa ny hoe
MANATONA SY MANANTONA
Ndao jerentsika ao anatin'ity fanazavana ity.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lancé-ko posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share