29/08/2026
Zaro amin' ny famakiana Boky amin' ny teny Malagasy ny mpianatra ,
Ireto indray ireo Boky Malagasy ao anatin'ny fandaharam-pianarana,
Maro amintsika Ray aman-drenin'ny mpianatra no maniry ny zanatsika ahafehy ny Teny Malagasy, na fanoratra na fiteny.
Dia hoy izahay hoe :
" Andrianiko ny teniko" 🥰🥰
👉👉👉Aza adino fa mbola manana vitsivitsy ho an'ny taom-pianarana 2026-2027 isika ☝️😍