25/01/2026
🚗 Olana amin'ny fiara? Aza miandry ho simba tanteraka!
Manao "Diagnostic" matihanina izahay ato amin'ny ELEKTRO MECA mba hahafantaranao marina ny vokatry ny tsy fahasalamana amin'ny fiaranao.
✅ Ny fahaiza-manao anananay:
Moteur
Boite de vitesse
Transmission
Frein
💰 Diagnostic manomboka amin'ny 50.000 Ar monja!
Aza mamela ny fiaranao ho amboamboarina fahatany, fa alefaso amin'ny manampahaizana.
📍 Fifandraisana: +261 34 69 279 67