DTF essentials

DTF essentials mivarotra consommables ( FILM PET 60cm, Encre,poudre)

Heyyy! Omano dieny  zao n stock consommable DTF  mois de Juin😀 Tsy dia betsaka ireto  arrivage tonga  ireto kay zay mana...
13/05/2026

Heyyy! Omano dieny zao n stock consommable DTF mois de Juin😀 Tsy dia betsaka ireto arrivage tonga ireto kay zay manao commande voalohany ihany no mahazo.
💵 Encre blanc 1L 80 000ar, FILM 60cm 230 000ar, Poudre 1kg 50 000ar
🚛Manao livraison,mandefa am Faritra
☎️038 36 697 98

Tonga ary Ilay nandrasana, Encre DTF,Blanc  85 000ar Mp  na ☎️ 038 36 697 98
12/12/2025

Tonga ary Ilay nandrasana, Encre DTF,Blanc 85 000ar
Mp na ☎️ 038 36 697 98

Ireo tombony ho azonao rehefa manana PRESSE A CHAUD DTF anao manokana ianao : ✅Tsy lany fotoana milahatra b  fa ao antra...
09/09/2025

Ireo tombony ho azonao rehefa manana PRESSE A CHAUD DTF anao manokana ianao :

✅Tsy lany fotoana milahatra b fa ao antrano ianao dia efa afaka mametaka azy

✅Manampy b amzao Jiro tapaka lava izao, fa na am 9alina Ary vao miverina ny jiro dia afaka tohizana ao antrano ny asa, ny commanden Client vita am fotoana nifanomezana🤗

✅ Tsy atahorana handoro lamba satria ianao no m ajuster ny température, ary mety am karazan-damba rehetra : coton , nylon , polyester,.....

✅Ho an'izay mividy ato aminay dia omena fikafika fametahana casquette amin'izy tony 😉

Mp aingana ary na antsoy ny 038 36 697 98
Dimensions : 38cm*38cm,
Mbola vaovao anaty carton
Prix : 850 000ar

Afaka manao livraison sy mandefa any am province

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DTF essentials posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share