31/08/2026
✨ Mbola mampiasa rasoir matetika ve ianao nefa tsy tianao ny vokany?
Mety efa niaina ireto ianao :
❌ Volo mitsiry haingana be
❌ Helika lasa maizina na misy tasy
❌ Hoditra mangidihidy
❌ Boutons sy poils incarnés
❌ Volo mihamafy sy manindrona rehefa maniry
😩 Raha izany no mahazo anao, mety izao no fotoana hanovanao fomba fanalana volo.
🍯 Andramo ny HONEY WAX !
Cire chaude manala ny volo hatrany amin’ny fakany, ka manome hoditra malama kokoa ary manampy haharitra ela kokoa ny résultat.
💛 Nahoana no Honey Wax?
✔ Volo esoriny hatrany amin’ny fakany
✔ Maharitra ela kokoa vao mitsiry indray hatramin'ny 3 herinandro 😉
✔ Hihamanify Kokoa ny volo rehefa ampiasaina azy
✔ Manampy hisoroka ireo olana ateraky ny fiaratana
✔ Hypoallergénique, mety amin’ny peau sensible
✔ Mahomby amin’ny volo manify na matevina
✔ Tsy mila bande intsony
✔ Mora ampiasaina ao an-trano
Tsy ny helika irery ihany anefa no mety aminy fa:
✨ volombava, tongotra, tanana, tratra, maillot...
🥰 Ary tsy teny fotsiny izany!
👉 Jereo ao amin’ny commentaires ny expérience-n’ireo efa nampiasa Honey Wax. ❤️
🎁 Rehefa mividy ianao dia mahazo :
✔ Vidéo fanazavana
✔ Torolalana fampiasana
✔ Conseil raha mila fanampiana
📦 Livraison Tana sy faritra
💬 Te hahalala ny prix sy ny détails ve ianao?
👉 Alefaso “INFO” amin’ny MP dia hamaly anao izahay.
⚠️ Aleo MP no alefa mivantana satria mety tsy hiseho aminay indraindray ny commentaires 🥹🙏
📞 038 18 421 09