29/03/2026
📅29 Mars 1947🇲🇬
🐦🔥Mahatsiaro ireo nijoro tamin-kasahiana tamin’ny taona 1947 isika.
🍁Amin’ny alalan’ity 𝐓-𝐬𝐡𝐢𝐫𝐭 𝐟𝐨𝐭𝐬𝐲 ity, mariky ny fandriampahalemana, sy ny 𝐏𝐞𝐭𝐚𝐤𝐨𝐟𝐞𝐡𝐲 𝐦𝐞𝐧𝐚, fahatsiarovana ny rà nalatsaky ny razantsika ho an’ny fahaleovantenan’i Madagasikara, dia manamafy indray ny firaiketany amin’ny tantarantsika sy ny hambom-pony maha-Malagasy azy ny SATA Malagasy.🎗️
🐦🔥Rendons hommage à ceux qui se sont levés avec courage en 1947.
🍁À travers ce 𝐓-𝐬𝐡𝐢𝐫𝐭 𝐛𝐥𝐚𝐧𝐜, symbole de paix, et sa 𝐁𝐫𝐨𝐝𝐞𝐫𝐢𝐞 𝐫𝐨𝐮𝐠𝐞, rappel du sang versé par nos aînés pour l'indépendance de Madagascar, SATA Malagasy réaffirme son attachement à notre histoire et sa fierté d'être Malagasy.🎗️