01/12/2025
𝗧𝗲́𝗹𝗲́𝗽𝗵𝗼𝗻𝗲 𝗺𝗮𝘁𝗮𝗻𝗷𝗮𝗸𝗮 𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗵𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗻-𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮𝗻𝘆
Raha mitady téléphone maharitra an-taonany ianao mba hatao cadeau fety ity dia ireto misy marques malaza tsara amin'izany, batterie tsara, ary qualité ambony :
🔥 1. iPhone (Apple)
✔ Maharitra hatramin’ny 4–6 taona
✔ Écran : Ceramic Shield → mafy, mahatanty bien ny rayures sy choc kely
✔ Choc : tena tsara – rafitra aluminium/steel mafy tsara
🔥 2. Xiaomi / Redmi
✔ Performance tsara amin’ny petit budget ( 300 000 Ar de efa mahazo amilay pro)
✔ Batterie : tena matanjaka (5000mAh+), maharitra na sous connexion ary
✔ Écran : Gorilla Glass 3/5 → tsy mora vaky
✔ Choc : tsara – matetika mahatanty fianjerana 1–1.5m raha misy coque
🔥 3. Nokia
✔ Performance tsara amin’ny petit budget ( 250 000 Ar de efa mahazo)
✔ Batterie : tena maharitra (2–3 andro)
✔ Écran : matanjaka, tsara ho an’ny asa ivelany
✔ Choc : 𝗺𝗮𝗿𝗾𝘂𝗲 𝗻°𝟭 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗿𝗲́𝘀𝗶𝘀𝘁𝗮𝗻𝗰𝗲 – tena mafy vatana
🔥 4. Oppo / Realme
✔ Batterie : 5000mAh + Charge 33W/67W → mora feno fa tsy mora lany
✔ Écran : AMOLED tsara, fa mety ho mora vaky raha tsy misy protection
💥 Choc : antonony – tsara, fa tsy mitovy amin’ny iPhone na Nokia
✅Torohevitra : Mahasahia mividy lafo raha te hanana ny Tsara😉
Aza hadino ny mi-abonner ny page❤️
Zarao raha misy tinao hividy telephone hatao cadeau ho anao🤭