Personaliz'eo

Personaliz'eo Personaliz'eo

🎉 Grace a vous, nous avons obtenu le badge de nouveau talent cette semaine,Merci les fans!
19/04/2026

🎉 Grace a vous, nous avons obtenu le badge de nouveau talent cette semaine,
Merci les fans!

🎁 Mitady cadeau tsy ho adino ve ianao?Aza manome zavatra tsotra…👉 'ndao hanome zavatra mitahiry fahatsiarovana 💖💖 BODYPR...
08/04/2026

🎁 Mitady cadeau tsy ho adino ve ianao?

Aza manome zavatra tsotra…
👉 'ndao hanome zavatra mitahiry fahatsiarovana 💖

💖 BODYPRESS PERSONNALISÉ
✔️ Tissu doux & confortable (mety tsara ho an’ny hoditry ny zazakely)
✔️ Impression haute qualité (tsy mora miala)
✔️ Personnalisable: sary, anarana, date de naissance, message…

🎁 Cadeau tena mety ho an’ny:
👶 zaza vao teraka (0 - 6mois)
🎉 Baptême (hatramin'ny 2ans)
🎂 Anniversaire

👶 natao ho an’ny zazah iray, tokana, tsy mitovy amin’ny hafa

💞 Kely izy... fa feno fitiavana

✅ Vidiny: 18 000 Ar monja”

🎁 Mbola omena fihenam-bidy hianao :
👉 “2 bodypress = 30 000 Ar”

📩 Alefaso MP dieny izao ary ny comandenao

31/03/2026
✨ TOTE BAG PERSONNALISÉ – STYLE & QUALITÉ AU TOP ! ✨Mitady sac tsara tarehy, matanjaka ary miavaka ve ianao?👉 Ity no vah...
31/03/2026

✨ TOTE BAG PERSONNALISÉ – STYLE & QUALITÉ AU TOP ! ✨

Mitady sac tsara tarehy, matanjaka ary miavaka ve ianao?
👉 Ity no vahaolana tonga lafatra ho anao!

👜 Tissu Soga épais – Haute qualité
✔️ Mahazaka entana mavesatra
✔️ Tsy mora rovitra
✔️ Mety amin’ny usage isan’andro

🎨 Impression Haute Qualité
✔️ Mazava sy tsy mora lefy
✔️ Afaka personnalisena araka izay tianao (sary, soratra, logo…)

💰 Prix abordable :
• PM 21cmx30cm: 10 000 Ar
• MM 31cmx36cm : 20 000 Ar
• GM 33cmx41cm: 30 000 Ar

🔥 Pourquoi choisir nos tote bags ?
✔️ Style unique (ianao no misafidy design)
✔️ Kalitao premium amin’ny vidiny mirary
✔️ Mety tsara na ho atao fanomezana na ho anao manokana

📩 Commandez dès maintenant !
038 20 350 05
Ataovy miavaka ny style-nao ✨

Mankasitraka anareo tamin'ny fahatokisana,Mandray commande hatrany izahay ho antsika olon-tsotra, fikambanana, orinasa,....
29/03/2026

Mankasitraka anareo tamin'ny fahatokisana,

Mandray commande hatrany izahay ho antsika olon-tsotra, fikambanana, orinasa,...

Manasa anao hiditra mp
na hiantso avy hatrany ny 038 20 350 05

👕 NOUVEAUX T-SHIRTS TENDANCE !Te hanao t-shirt original sy stylé ve ianao?Eto aminay no ahitanao design unique sy qualit...
06/03/2026

👕 NOUVEAUX T-SHIRTS TENDANCE !

Te hanao t-shirt original sy stylé ve ianao?
Eto aminay no ahitanao design unique sy qualité tsara 😍

✔ Tissu épais et confortable
✔ Impression haute qualité et durable
✔ Style moderne

📏 Tailles disponibles : XS - S – M – L – XL – 2XL

🎁 Mety ho an'ny :
• Association
• Couple
• Cadeau
• Amis
• Tenue quotidienne

Prix a partir de 10.000ar

📩 Commande en message privé
📞 Contact : 038 20 350 05

🔥🔥 PROMOTION SPÉCIALE CASQUETTES 🔥🔥✨ Personaliz'eo votre casquette selon votre style ! ✨Casquettes tsara kalitao amin'ny...
18/02/2026

🔥🔥 PROMOTION SPÉCIALE CASQUETTES 🔥🔥
✨ Personaliz'eo votre casquette selon votre style ! ✨

Casquettes tsara kalitao amin'ny loko maro azo isafidianana.
Mety tsara ho an’ny olon-tsotra, fikambanana, na orinasa te hampisongadina ny sariny.

🔹 Casquette Vierge : Manomboka amin’ny 7.500 Ar
🔹 Avec personalisation : Manomboka amin’ny 12.500 Ar

Livraison : 🚚 Manomboka amin’ny 2.500 Ar

Nahoana no mifidy ny Personaliz'eo?
✅ Kalitao voafantina : Satroka matevina tsara , mateza sy manana bika kanto.
✅ Stylé : sary mazava sy tsara kalitao ary tsy mora miala!
✅ Vidiny mirary : Tolotra mifanaraka amin’ny teti-bolanao amin'ny kalitao avo lenta.

Aza miandry intsony fa asio "style" sy maha-izy azy ny fiakanjonao!

Raha mila fanazavana fanampiny dia manasa anao izahay
📩 hiditra MP avy hatrany.
📞 na antsoy ny 038 20 350 05

'eo

Pourquoi choisir Personaliz’eo ?✔ Design unique✔ Impression de qualité✔ Finition propre✔ Adapté à votre style Exprimez v...
16/02/2026

Pourquoi choisir Personaliz’eo ?

✔ Design unique
✔ Impression de qualité
✔ Finition propre
✔ Adapté à votre style

Exprimez votre identité à travers ce que vous portez 🔥

Wear Your Identity 🔥

📞 +261 38 20 350 05

🔥 OUVERTURE OFFICIELLE – PERSONALIZ’EO 🔥Vous cherchez des articles personnalisés qui vous ressemblent vraiment ?T-shirts...
14/02/2026

🔥 OUVERTURE OFFICIELLE – PERSONALIZ’EO 🔥

Vous cherchez des articles personnalisés qui vous ressemblent vraiment ?

T-shirts 👕
Joggings 👖
Totebags 👜
Casquettes 🧢
Gourdes 🥤

✨ Chaque création est unique.
✨ Wear Your Identity.

📞 Commande: +261 38 20 350 05




Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Personaliz'eo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share