PAMMY ITY PEJY ITY DIA NATOKANA HANAMPY SY HANORO HEVITRA MOMBA NY OLANA MAHAZATRA AMIN’NY INFORMATIKA SY NY TEKNOLOJIA.

ETO IANAO DIA AFAKA MAHAZO FANAMPIANA AMIN’NY RESAKA CARTE MÉMOIRE, CLÉ USB, FORMATAGE, FAMINDRANA FICHIERS MAVESATRA, ARY FANAMARINANA NY V

Zavatra 3 ahafantarana fa tsara ilay USB na Carte mémoire amidin’ny mpivarotra1️⃣ Avelany ianao hanao TEST eo an-toerana...
27/11/2025

Zavatra 3 ahafantarana fa tsara ilay USB na Carte mémoire amidin’ny mpivarotra

1️⃣ Avelany ianao hanao TEST eo an-toerana
Toy ny:

test vitesse de copie,

mijery raha tsy manary données,

mijery raha mahazaka fichiers maro sy lehibe.
Raha tsy avelany hanao test dia mampiahiahy.

2️⃣ Manome GARANTIE
Mpivarotra matotra dia tsy matahotra manome garantie kely, raha sendra manary données na tsy mandeha rehefa tonga any an-trano.

3️⃣ Jereo ny VIDINY
USB na carte tsara dia tsy ho mora loatra.
Raha toy ny "kapila avo lenta" nefa vidiny ambany loatra → ahiana ho fake.

Fanamarihana manan-danja

Na dia vita test eo amin’ny mpivarotra aza, mety ho fichiers mifanaraka amin’ilay USB ihany no nataony. Rehefa ianao no mampiditra fichiers hafa, dia miseho ny olana.
➡️ Koa mitandrema foana, ary aza mividy raha misy zavatra mampiahiahy.

Raha vao USB 64Go miakatra hono dia tsy mandeha amin’ écran plat ? 😱Marina izany, ary izao ny fanazavana feno nefa fohy ...
25/11/2025

Raha vao USB 64Go miakatra hono dia tsy mandeha amin’ écran plat ? 😱
Marina izany, ary izao ny fanazavana feno nefa fohy vakiana.

Ny ankamaroan’ olona dia mieritreritra fa simples daholo ny USB : ampidirina → mandeha.
Fa misy zavatra tsy dia fantatrao angamba momba ny formatage no tena mahatonga an’io olana io.

🔍 1. Mety mandeha daholo ny USB… raha FAT32

Ny écran plat (TV, écran média…) dia natao hifanaraka tsara amin’ny format FAT32.
Io no format “universel” ka vakian’ny fitaovana rehetra.

❗ 2. Fa ny USB 64Go miakatra dia tsy FAT32 intsony

Ny mpanamboatra flash dia mametraka NTFS na exFAT par défaut ho an’ny USB lehibe (64Go, 128Go, sns).
Nahoana?

Satria heveriny fa hampidirinao fichier mavesatra (jeux, vidéo HD, programmes)

Ka tsy ampy intsony ny FAT32 satria tsy mahazaka fichier mihoatra ny 4Go

Noho izany dia NTFS/exFAT no apetrany ho azy.

⚠️ 3. Fa ny écran plat dia tsy mahay mamaky NTFS na exFAT

Izay no mahatonga ny USB 64Go tsy hiseho, na “unsupported”, na tsy misy reaction akory.

🛠️ 4. “Formatage Windows” tsy manome safidy FAT32

Rehefa manandrana manao format amin’ Windows ianao, dia ho hitanao:
➡️ NTFS
➡️ exFAT
… fa tsy misy FAT32 intsony.
Izany no antony tsy afaka avadika FAT32 mivantana ny USB lehibe.

Mila logiciel manokana vao afaka manova USB 64Go → FAT32 ka afaka mandeha amin’ écran plat.

💬 Efa tratran’io olana io ve ianao ?

Lazao ao amin’ny commentaire azafady fa mba ho hitako hoe firy no efa niaina an’io.

👉 Aza adino ny m’abonner ho an’ny toro-hevitra hafa
👉 Zarao amin’ny namana fa be dia be no mbola tsy mahalala an’ity

Fantatrao ve fa misy USB 2 Go kely fotsiny, nefa mahatafiditra film 20 ?Ary USB 16 Go lehibe indray, film 01 monja no ta...
18/11/2025

Fantatrao ve fa misy USB 2 Go kely fotsiny, nefa mahatafiditra film 20 ?
Ary USB 16 Go lehibe indray, film 01 monja no tafiditra aminy ?
Vakio hatramin’ny farany fa ho hazavaiko aminao ny Antony.
Tsy resaka flash fake akory ity fa samy mémoire réel nefa… ny iray mahazaka 20, ny iray mahazaka 1 monja. Ity no zava-miafina tian’ny mpivarotra tsy ho fantatrao.”

Rehefa miditra lalindalina kokoa isika dia izao no marina :
Tsy ny isan’ny films no mibaiko ny capacité an’ny USB, fa ny haben’ny fichier.
– Raha film 3gp 47 Mo, dia mety hiditra 20 ao anaty USB 2 Go.
– Fa raha film mazava be nalaina amin’ny torrent 13 Go eo ho eo, dia mety hahafeno USB 16 Go amin’ny 1 na 2 monja.

Izany hoe : ny kalitaon’ny film no tena manapa-kevitra, fa tsy ny isa.

Izay tiana ho lazaina dia tsotra :
Aza variana manontany hoe “mahazaka films firy ity USB ity”, fa manaova test.
Ampidiro fichier mavesatra maromaro, dia ho hitanao eo raha tena capacité réel ilay flash.

17/11/2025

Ity misy astuce Kely Raha feno ny mémoire ny téléphone nefa tsy fantarao ino Antony

17/11/2025

Feno vé ny mémoire téléphone nao nefa tsy fantanai ny Antony mahafeno azy. Arahao hatramin farany Ary ny vidéo

Zava-dehibe fantarina rehefa manao formatage flash :Tsy tsara atao amin’ny téléphone ny formatage, indrindra raha téléph...
15/11/2025

Zava-dehibe fantarina rehefa manao formatage flash :
Tsy tsara atao amin’ny téléphone ny formatage, indrindra raha téléphone ambany RAM na version, satria moins performant izy raha oharina amin’ny ordi.
Izany no mahatonga :
– ela be ny formatage,
– mety ho tapahanao noho ianao leo miandry,
– ary ny ratsy indrindra : mety ho simba ny flash na carte raha tapahanao

Ny formatage tapaka dia mitovy amin’ny opération tapaka jiro :
tsy ho tafarina intsony ilay flash.

Raha nanampy anao ity fanazavana ity, zarao amin’ny namana fa mety ilainy,
ary aza adino ny mi-s’abonner.
Teneno ao amin’ny commentaire izay hevitrao momba azy.

Antony mahatonga ny clé USB tsy vakina écran platMaro amintsika no sahirana sy mitaraina fa tsy mandeha amin’ny écran pl...
13/11/2025

Antony mahatonga ny clé USB tsy vakina écran plat

Maro amintsika no sahirana sy mitaraina fa tsy mandeha amin’ny écran plat ny clé USB na carte micro SD, nefa rehefa ampifandraisina amin’ny ordinateur dia mandeha tsara. Tsy ny USB no simba amin’ireny fa misy problème amin’ny format-n’ilay flash.

Ny écran plat dia mamaky clé USB amin’ny format FAT32 ihany. Raha amin’ny NTFS na exFAT ny format an’ilay flash, dia tsy ho fantatr’ilay écran plat. Mitovy amin’ny vidéo izany: raha te hijery vidéo amin’ny téléphone touche dia mila 3GP, raha amin’ny lecteur dia mila AVI na MPG.

Raha ampitahaina dia toy ny manandrana mampiditra LMC amin’ny téléphone version 4: tsy hoe ny LMC no tsy mandeha, fa ilay téléphone no tsy manohana azy. Noho izany, tsy ny clé USB no ratsy, fa tsy mifanaraka amin’ny format takin’ilay écran plat.

Ary ianao? efa niaina olana tahaka izao ve? Soraty ao amin’ny commentaire ny olana amin’ny flash-nao fa vonona hanampy izahay. Aza adino ny s’abonner amin’ny page raha nahasoa anao ity publication ity ary zarao amin’ny namana mety mila azy

PAMMY SERVICE CONSEIL INFORMATIQUE ET TECHNOLOGIQUE-ITY PEJY ITY DIA NATOKANA HANAMPY SY HANORO HEVITRA MOMBA NY OLANA M...
12/11/2025

PAMMY SERVICE CONSEIL INFORMATIQUE ET TECHNOLOGIQUE
-ITY PEJY ITY DIA NATOKANA HANAMPY SY HANORO HEVITRA MOMBA NY OLANA MAHAZATRA AMIN’NY INFORMATIKA SY NY TEKNOLOJIA. ETO IANAO DIA AFAKA MAHAZO FANAMPIANA AMIN’NY RESAKA CARTE MÉMOIRE, CLÉ USB, FORMATAGE, FAMINDRANA FICHIERS MAVESATRA, ARY FANAMARINANA NY VRAIE CAPACITÉ AMIN’NY SUPPORT DE STOCKAGE.
IZAHAY KOA DIA MANAMPY AMIN’NY FAHALALANA SY FAMPIASANA NY INTELLIGENCE ARTIFICIELLE, TOY NY FISAFIDIANANA IA METY AMIN’NY RECHERCHE, FANAMBOARANA BOKY NA ASA HAFA AMIN’NY SEHATRA NUMÉRIQUE.
NY TANJONAY DIA NY HANAMPY ANAO HAHAFEHY TSARA NY FITAOVANA INFORMATIKA AMPIASAINAO SY HANAMPY AMIN’NY FANDROSOANAO AMIN’NY SEHATRY NY TEKNOLOJIA.

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PAMMY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share