Visonary Pdf Store

Visonary Pdf Store Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Visonary Pdf Store, Advertising/Marketing, Antananarivo.

05/03/2026

💡 Efa firy crĂ©dit no lany nijery vidĂ©o Facebook sy TikTok?

Isika mijery
 ny hafa mahazo vola.
Fa nahoana raha isika indray no mahazo? đŸ“±đŸ’°

đŸ”„ Poppo Live 100% GRATUIT
✅ Tsy misy vola alo
✅ Tsy misy frais fisoratana anarana

Manao live, mahazo gifts, avadika ho vola đŸ’”

👉 Raha te hanomboka ianao dia ataovy commentaire fa omeko fanazavana fanampiny 👇✹

Efa firy giga ny crédit lany teo amin'ny fijerena horonan-tsary TikTok sy Facebook fotsiny? Ny hafa mahazo vola, ianao k...
05/03/2026

Efa firy giga ny crĂ©dit lany teo amin'ny fijerena horonan-tsary TikTok sy Facebook fotsiny? Ny hafa mahazo vola, ianao kosa lany vola. Fotoana izao hanovana ny fomba fampiasanao ny findainao! đŸ“±đŸ’ž
INONA NO ASATRAO AO AMIN'NY POPPO LIVE?
Tsy misy zavatra sarotra! Ny asanao dia

1ïžâƒŁ Live Hosting: Miresaka amin'ny namana, mihira, na mizara ny talentanao (na dia mivazivazy fotsiny aza).

2ïžâƒŁ Interactive Tasks: Misy "tanjona" kely omen'ny app isan'andro (ohatra: mipetraka eo amin'ny seza "party").

3ïžâƒŁ Games: Afaka milalao lalao ao anatiny koa ianao hahazoana "coins"

Ohatrinona ny KARAMA? 💰
Miankina amin'ny fahavitrihanao io, fa misy mahazo:
$5 hatramin'ny $20 isan'andro (eo amin'ny 22.000 Ar ka hatramin'ny 90.000 Ar eo ho eo) ho an'ireo mazoto.
Ny tombony? Ny "Gifts" azonao dia dolara vao mipetraka, ary afaka avoakanao avy hatrany !

OLONA OTRANY AONA NO METY AMINY?
Tena mety amin'ny Vehivavy (satria malaky mahazo fanomezana sy "Host Reward").
Ho an'ny Lehilahy mpilalao "Games" na mahay mampihomehy amin'ny Party room.
Izay rehetra manana fotoana malalaka sy te hiala amin'ny fandaniana crédit fotsiny

TELEPHONE OTRANY AONA NO MAZAKA AZY?
Smartphone tsotra (Android na iPhone) manana RAM 3GB farafahakeliny.
Ny tena zava-dehibe dia ny Camera sy ny Micro mandeha tsara, ary indrindra ny Internet tsy tapaka (4G no tsara indrindra)

Ao amin'ny commentaires raha teisoratra anarana 👇👇


-tselika -trano

03/03/2026

💡 Tuto inscription ve ianao?

1ïžâƒŁ Misoratra anarana amin’ny Popo Live amin’ny alalan’ny code invitation Ako: 73225944

2ïžâƒŁ Raha efa ao, afaka manao live ianao, mahazo followers, ary mahazo vola aza varina madany crĂ©dit amin'ny Facebook ! Raha madany mĂ©ga 1000 ar isanandro ianao amin'ny Facebook ao popo live ianao mety adany mĂ©ga 1000 ar jour fa mapiditra vola 5000 ar farafakeliny
3ïžâƒŁ Araho ny tutorial amin’ny vidĂ©o eto ambany mba ho mora ny dingana rehetra.

🎉 Tongava ao amin’ny Popo Live, miala voly ary mahazo vola amin’ny fomba tsotra!

Ho alefako ao amin'ny commentaires lién

27/02/2026

✹ Tsy misy fahombiazana raha tsy misy ezaka.

Raha manana tĂ©lĂ©phone sy connexion ianao, ary vonona hanokana 2h isan’andro, dia misy sehatra afaka anehoanao ny talentanao sy hahazoanao valisoa arakaraka ny fahavitrihanao ao amin'ny Poppo Live.

Tsy asa mora, fa ho an’ny olona mazoto sy matotra.
Ny vintana dia ho an’izay sahy manomboka.

đŸ“© Raha liana dia soraty ao amin'ny commentaires (Lina)

Ry namana ato amin’ny page 😊Maro no miteny hoe “tsy misy vola ao”, “karama 1000 point/heure kely be”, “tsy misy frais fo...
26/02/2026

Ry namana ato amin’ny page 😊

Maro no miteny hoe “tsy misy vola ao”, “karama 1000 point/heure kely be”, “tsy misy frais formation”


Fa manontany aho kely đŸ€”
Raha misy mahavita 500$ par jour ao amin’ny Poppo Live, maninona zareo mahita fa ianareo tsy mahita?

Ny marina dia tsy ilay karama live fotsiny no jerena.
Rehefa mazoto miasa, manao live matetika, ary mametraka stratégie tsara, dia mitombo ho azy ny revenu.

Izaho tao anatin’ny 10 andro nahazo 22$ bonus.
Midika izany fa misy vola tena ao anatiny, fa tsy ilay 1000 point/heure ihany.

Tsy mila frais de formation.
Tsy mila mandoa vola hiditra.
Juste mila crédit sy faharetana.

Ary ho an’izay akaiky ahy eto, raha tena te hiezaka dia omeko wifi gratuit mihitsy rehefa invitĂ© Ako.

Business milay be ity, fa ho an’izay tena vonona hiasa

Ao amin'ny commentaires ao raha teisoratra anarana ianao👇👇

đŸ”„ MITADY olona liana amin’ny live streaming đŸ”„Misy plateforme atao hoe Poppo Live ahafahanao✅ Manao live 2h isan’andro✅ M...
21/02/2026

đŸ”„ MITADY olona liana amin’ny live streaming đŸ”„

Misy plateforme atao hoe Poppo Live ahafahanao
✅ Manao live 2h isan’andro
✅ Mandray gift avy amin’ny mpijery
✅ Manangona piĂšces arakaraka ny activitĂ©

đŸŽ„ Asa atao ao live:

Miresaka sy manao animation

Manao PK (duel)

Manao hira na challenge

Mampiakatra interaction

📌 Dingana:
1ïžâƒŁ TĂ©lĂ©charger ny application ao Play Store
2ïžâƒŁ Manao inscription
3ïžâƒŁ Vita verification
4ïžâƒŁ Manomboka live

Raha liana dia ao amin'ny commentaires ao Info 👇👇

🎉 MITADY VEHIVAVY TE HANAO LIVE 🎉Mitady vehivavy matotra sy vonona hiasa amin’ny finday aho hanao LIVE amin’ny applicati...
20/02/2026

🎉 MITADY VEHIVAVY TE HANAO LIVE 🎉

Mitady vehivavy matotra sy vonona hiasa amin’ny finday aho hanao LIVE amin’ny application đŸ“±

💰 Afaka mahazo vola isan’andro
🎁 Mahazo cadeaux sy bonus
đŸ”„ Misy fanampiana sy torolalana omeko manokana

Tsy mila traikefa be ❗
Ampianariko tsikelikely ianao.

Fepetra:
✅ Vehivavy
✅ Manana smartphone
✅ Internet stable
✅ Vonona hanao live matetika

Raha liana ianao dia:

đŸ“© Midira inbox
Na soraty hoe “INTERESSÉE” amin’ny commentaire 👇

Mba abonné eo page
30/01/2026

Mba abonné eo page

Tsy ny fotoana no tsy ampy, fa ny fifantohanaMilaza ianao hoe “Tsy manam-potoana aho”.Kanefa mandany ora maro mijery, mi...
15/01/2026

Tsy ny fotoana no tsy ampy, fa ny fifantohana

Milaza ianao hoe “Tsy manam-potoana aho”.
Kanefa mandany ora maro mijery, mi-scroll, mihetsika tsy misy tanjona.

Tsy very ny fotoananao.
Very ny fifantohanao.

Rehefa fehezinao ny sainao,
mihamaro tampoka ny ora,
mazava ny tanjona,
ary milamina ny eritreritra.

Rehefa fehezinao ny sainao,
mihamaro tampoka ny ora,
mazava ny tanjona,
ary milamina ny eritreritra.

👉 Fehezo ny sainao
👉 Alaharo ny laharam-pahamehanao
👉 Aza avela ho tantanin’ny hafa ny fotoananao

Ny olona mahafehy ny fifantohany no mahafehy ny hoaviny.

Raha tinao ity fizarana nataoko ity dia aza adino manisy ❀ ary amireo namanao

🎯 Te hahazo vola en ligne amin’ny 2025/2026 ve ianao ?Tsy voatery mila investissement be ❌Ireto misy 5 mĂ©thodes intellig...
19/12/2025

🎯 Te hahazo vola en ligne amin’ny 2025/2026 ve ianao ?
Tsy voatery mila investissement be ❌
Ireto misy 5 mĂ©thodes intelligentes efa ampiasain’ny olona maro 👇

đŸ”„ 1ïžâƒŁ Vendre ebooks digitaux
Manoratra indray mandeha ➜ mivarotra imbetsaka
💯 profit aprĂšs crĂ©ation

đŸ’Œ 2ïžâƒŁ Affiliation
Tsy manana produit manokana ? Tsy olana !
Manoro ebook na outil ➜ mahazo commission

đŸ€– 3ïžâƒŁ Contenu avec l’IA
ChatGPT, InVideo AI ➜ TikTok / Reels
Vues = ventes + affiliation + monétisation

📈 4ïžâƒŁ Freelance (Fiverr / Upwork)
✔ logo Canva
✔ description produit
✔ traduction
Astuce : manomboka kely ➜ avis ➜ mampiakatra prix

💰 5ïžâƒŁ Micro-investissement (avec prudence)
Na 20€/mois aza ➜ raha mianatra tsara aloha
⚠ Apprendre avant d’investir !

✅ Conclusion
Tsy ny capital no maha-samihafa

👉 Fa ny action rapide sy intelligente

💬 Raha te hanomboka ianao :
âžĄïž Soraty “ENY” en commentaire
âžĄïž na clique envoyer message



Isan’andro, miatrika ady mangina ny atidohanao.Ady amin’ny fanelingelenana, amin’ny fahabetsahan’ny vaovao,amin’ireo fam...
19/12/2025

Isan’andro, miatrika ady mangina ny atidohanao.
Ady amin’ny fanelingelenana, amin’ny fahabetsahan’ny vaovao,
amin’ireo fampandrenesana manapaka tampoka ny laharam-pahamehanao,
ary amin’ireo eritreritra izay tsy tena anao akory.
Efa lasa sehatra ady ny fifantohanao.
Mitaky anao ny efijery. Misintona anao ny tambajotra sosialy.
Te hanomana ny tontolo ao anatinao ny tontolo ivelany.

Kanefa manana hery ianao: mamerina ny fifehezana.
Afaka manapa-kevitra ianao hoe aiza no handehanan’ny herinao.
Afaka misafidy izay jerenao, izay ianaranao, ary izay hahatongavanao ianao.

Azonao avadika ho fitaovam-pahombiazana ny atidohanao, na ho fonja.

👉 Esory izay mandany hery anao.

👉 Mifandraisa indray amin’izay manorina anao.

👉 Arovy toy ny harena sarobidy ny fifantohanao.

Satria ao anatin’ny tontolo izay samy te hahazo ny sainao rehetra,
ny harena tena izy dia ny mitazona ny fifehezana ny eritreritrao.

Aleo jerena izay tsara đŸ„°
18/12/2025

Aleo jerena izay tsara đŸ„°


Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Visonary Pdf Store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share