Alexe meilleur

  • Home
  • Alexe meilleur

Alexe meilleur Asio kalo2 sy Vazy2 Lesy bro

Gaon'Antsianaka; Voky vary
09/08/2026

Gaon'Antsianaka;
Voky vary

09/08/2026

Mba nanao Ludo de jereo ny adalany

Manembona ny any Tanana lero à!Iza avy lay mbola tavela aty Ankatso tss Vacances
09/08/2026

Manembona ny any Tanana lero à!
Iza avy lay mbola tavela aty Ankatso tss Vacances

06/08/2026

Tiko be ny fiainako
abonné ny pejy

06/08/2026
Mba hanarahanao ireo ZAVA-MIHAFINA sy MAHALINA sy TOROHEVITRA ary  ZAVAKANTO de araho Alexe meilleur  Araka ny fanasokaj...
30/04/2026

Mba hanarahanao ireo ZAVA-MIHAFINA sy MAHALINA sy TOROHEVITRA ary ZAVAKANTO de araho Alexe meilleur Araka ny fanasokajiana ara-jeografia sy siantifika (International Cloud Atlas), miaraka amin'ny anaran'izy ireo sy ny haavony amin'ny atmosfera:
Ireo avy ireo karazan'ny RAHONA:

🌥️ 1. RAHONA AMBONY (Nuages élevés) : Mahatratra eo anelanelan’ny 6.000 m – 13.000 m antsohina hoe:
- CIRRUS (Ci): manify sy mitsoriaka toy ny volon'ondry
- CIRROSTRATUS (Cs): manify mitambatra, manome halabolana (halo)
- CIRROCUMULUS (Cc): somary boribory kely, mifanakaiky, toy ny vatofisaka kely

☁️ 2. RAHONA ANTONONY (Nuages moyens)
Haavo: 2.000 m – 6.000 m na ko hoe:
- ALTOSTRATUS(As): manify, manakona masoandro nefa tsy be orana
- ALTOCUMULUS (Ac): boribory sy mikitroka kokoa, toy ny vozon’ondry be.

🌫️ 3 RAHONA AMBANY (Nuages bas)
Haavo: 0 – 2.000 m
- STRATUS (St): fotsy na fotsifotsy, manakona tanteraka
- STRATOCUMULUS (Sc): mitambatra sy miolikolika be, matetika amin’ny hariva vao hita
- NIMBOSTRATUS (Ns): rahona mavesatra sy mitondra orana maharitra.

⛈️ 4. RAHONA MITSANGANA (Nuages à développement vertical)
Mety miainga amin’ny 500 m hatrany amin’ny 13.000 m
- CUMULUS (Cu): rahona boribory be, “puff” mitovy amin’ny lamba fotsy
- *CUMULONIMBUS (Cb): rahona be loatra, lava mitombina, mitondra orambe, kotro-baratra, tselatra ary sometimes havandra.

📌 Fanamarihana:
- Ireo rahona mambabo toy ny Cumulonimbus no miteraka rivodoza sy tafio-drivotra mahery.
- Ny Cirrus no mahita lavitra indrindra, mambabo maso.
Sarah ary aza adino mikitika ilay anarana eo ambony mba anaranao ny pejy.☝☝☝

Ny TANTARAN'i VAZIMBA:  🎎Hanisany maro ny olona no tsy mino sy manao tsinotsinona ireny voary ireny: Ny Vazimba dia hani...
30/04/2026

Ny TANTARAN'i VAZIMBA: 🎎Hanisany maro ny olona no tsy mino sy manao tsinotsinona ireny voary ireny:
Ny Vazimba dia hanisany noheverina fa mpanelanelana ny fanahy ny maty sy ny velona,.na mifandray amin'ireo izay manana fahefana sy manompo azy ireo, ary manaja azy sy mankato izay fady hapetrany.

👉Izany hoe angatahina amin'ny alalany Joro izay hatao amin'ireo tany noheverina fa misy ireo VAZIMBA na zava-masina rehetra toin'ny (Dohany sy Vato velona, na vato lahy, sns.... )
🙏Mangataka ny olona mba ho totontosain'ireo fanahy izay mitoetra eo aminin'ny zavatra izay noheverina fa fitoherany sy fiantsona azy ireo, mba ho enon'i Razana izay mitahy ny velona arakany maha malagasy eo aminin'ny ny joro sy antsa izay hatao,

🎎NY ANJARA ASANY EO AMININ'NY VOHARY: natokana iharo sy no heverina fa miambina ireny toerana mbola masina sy manakaren-kibontany ireny ireo Vazimba ka sarotra hoan'ny olona ny ahitahita foana ireny harena sy voary ireny. Manafay izay mikiry biby sy manao tao foana amin'ireo olona izay manimba sy manitsaka ny asin'ny voary sy ireo izay noheverina ho zava-masina kosa nefa izy ireo. Afaka miseho amininy alalany nofy na tsindry mandry amin'ireo olona izay mbola madio tsy nanota fady ihany koa ireo VAZIMBA, mba ahafan'ny mamela hafatra sy mampita zava-tsoa na ratsy na mety hitranga eo aminin'ny fiarahamonina.

TOETRA ANAN'i VAZIMBA: -🔥Tsy mikoso maso amin'ireo izay mandika ny fadin-tany izy ireo,
-🔥Mety anana toetra tsara na ratsy, ary tsy tia misehoseho foana,
- 🔥Tia miharo ireo harena kibontany, izay mbola misy fona hatreto.
🔥Azo angatahina tsodrano sy vady, fianarana, fitadiavana, sns...,ireo VAZIMBA amin'ireo toerana masina misy azy, ary omena Tantely sy ireo zavatra mety ilainy.

⛄⛄Noho izany na tsy mino ary ianao dia hajao ny fady sy fepetra eo aminin'ny tany nola mba tsy tonga amin'nao ilay hoe voan'ny TSINY,
Araho hatrany ny pejy
anarahanao ny ZAVAKANTO malagasy sy KoLontsaina malagasy,
👉 Alexe meilleur

Address

Andraisoro

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Alexe meilleur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Advertising & Marketing Company?

Share