Sera.Manager

Sera.Manager Facture NIF/STAT : Disponible sur demande

11/07/2026

đŸ—’ïžIREO ERREUR 08 MILA HALAVIRINA RAHA HANAO VENTE EN LIGNE

Zarainay amin'ity réel ity izany ka manasa anao hanaraka hatramin'ny farany.

Araho tsy tapaka ny pejy fa eto no hizarĂ na ireo astuces hifehezana ny Vente en Ligne sy ny Marketing Digital.

Ny tanjakin'ny pejy Facebook iray tsy refesina amin’ny isan’ny followers
 fa amin’ny fandraisan’anjaran’ny olona.👉 Raha ...
01/06/2026

Ny tanjakin'ny pejy Facebook iray tsy refesina amin’ny isan’ny followers
 fa amin’ny fandraisan’anjaran’ny olona.
👉 Raha vitsy aza ny mpanaraka, fa tena active ny pejy dia matanjaka kokoa ny pejy.

🔗Ireto misy torohevitra vitsivitsy afaka manampy anao amin'izao fiandohan'ny volana izao:

✅MamorĂČna "Contenu" tsy tapaka raha azo atao.
✅Ovaovao ny "Contenu" anao( Publication, rĂ©els, jeu, sondage,...)
✅Mandefasa "Story" isan'andro.

âžĄïžAraho tsy tapaka ny pejy fa hisy torohevitra maro ho atolotra eto.

“Fantatrao ve fa ny video izao no tena manintona olona eto amin'ny Facebook ?"âžĄïž CIE.Manager Marketing Digital Madagasca...
28/05/2026

“Fantatrao ve fa ny video izao no tena manintona olona eto amin'ny Facebook ?"

âžĄïž CIE.Manager Marketing Digital Madagascar dia manampy anao hahazo vokatra tsara kokoa eto amin’ny Facebook sy manampy anao hahafehy ireo teknika ahazoana izany.

âžĄïžRaha te hahazo torohevitra sy fanampiana amin’ny Marketing Digital ianao dia mifandraisa aminay dieny izao.

âžĄïžNy video dia fomba tsotra sy haingana hanintonana ny olona hanjifa ny vokatrao.
Mila video voafehy anefa izany, ka ny hifehezana izay indrindra no tokony hanarahanao ny pejy tsy tapaka.

✅ASTUCES PROFESSIONNELS BY CIE.MANAGER Une publicitĂ© efficace = 7 Ă©lĂ©ments clĂ©s bien pensĂ©s.🔑 Les 7 Ă©lĂ©mentsđŸ·ïž HOOK     ...
21/05/2026

✅ASTUCES PROFESSIONNELS BY CIE.MANAGER
Une publicité efficace = 7 éléments clés bien pensés.

🔑 Les 7 Ă©lĂ©ments
đŸ·ïž HOOK
Capte l’attention en 1 seconde.
Astuce : poser une question, créer la curiosité ou utiliser une promesse forte.

đŸ·ïžDISPLAY LINK
Astuce : activer l’option “Lien” pour augmenter les clics.

đŸ·ïžVISUEL FORMAT
Carrousel, Reel, image, slideshow.
Astuce : tester plusieurs formats pour voir ce qui performe le mieux.

đŸ·ïžURL WEB
Redirection vers la page ou le site du campagne.
Astuce : vérifier que la page est rapide, claire.

đŸ·ïžDESCRIPTION
Explique clairement l’objectif de la campagne.
Astuce : ĂȘtre concis, orientĂ© bĂ©nĂ©fice et ajouter un appel Ă  l’action.

đŸ·ïžCTA
Le bouton qui incite à l’action.
Astuce : choisir un CTA adaptĂ© (Contacter, Acheter, S’inscrire, En savoir +).

đŸ·ïžĂ€ LA UNE
PremiĂšre impression visuelle.
Astuce : ĂȘtre percutant dans les deux premiĂšres lignes.
---
📌 RĂ©sumĂ©
- Accroche forte
- Visuel impactant
- Message clair
- Lien visible
- Page optimisée
- CTA pertinent

📞 Contact : +261 38 34 200 16

MANKASITRAKA MIALOHA
03/05/2026

MANKASITRAKA MIALOHA

MISAOTRA BETSAKA MIALOHA ANTSIKA MPANJIFA HAJAINA🙏
30/04/2026

MISAOTRA BETSAKA MIALOHA ANTSIKA MPANJIFA HAJAINA🙏

  Raha tianao hahazo vokatra tsara amin’ny vente enligne dia ataovy mazava, manintona ary mora takarina ny hafatrao.”💡 T...
24/04/2026


Raha tianao hahazo vokatra tsara amin’ny vente enligne dia ataovy mazava, manintona ary mora takarina ny hafatrao.”

💡 Torohevitra :
‱Mampiasà sary manintona ny maso
‱Ataovy fohy, mazava ary mivantana ny hafatra
‱Asongadino mazava ny tombontsoa ho azon’ny mpanjifa
‱Ampiasao CTA mazava Contact, Commande, Livraison izao dieny izao.

📈 Tadidio :
Ny marketing mahomby dia tsy ny be resaka, fa ny mahay misarika, mandresy lahatra ary mampihetsika ny client.

Araho hatrany ny pejy dia hahita torohevitra maro ianao momban'ny Marketing Digital matihanina.

âžĄïžMISINTONA CLIENT... Efa hainao ve? Inona avy ny STRATÉGIE mila hahafantatra mba ahazoana client betsaka ? Ahoana no HA...
24/04/2026

âžĄïžMISINTONA CLIENT... Efa hainao ve?

Inona avy ny STRATÉGIE mila hahafantatra mba ahazoana client betsaka ?

Ahoana no HAHATAMANA ireo client efa azo, ka tsy hiovaova intsony fa hijanona aminao?

Ahoana no hamoronana CONTENU PROFESSIONNEL mba hanintonana ireo Client lehibe?

Efa mahay ny teknika fanaovana REELS manintona?

âžĄïžAraho tsy tapaka ny pejy fa hozaraina eto izany.

16/04/2026

📌IZAY HAHASOA ANAO ALOHA VAO NY ANAY.

Jereko amin'ity réels ity ny tombontsoa azonao raha manao boost ato aminay ianao.

âžĄïžApetrao amin'ny olona matihanina ny fampiakarana ny pagenao.

âžĄïžAntoky ny fampiroboroboana ny activitĂ©s en ligne ny famoahana contenu tsy tapaka. Ireto misy tombontsoa maromaro amin'...
09/04/2026

âžĄïžAntoky ny fampiroboroboana ny activitĂ©s en ligne ny famoahana contenu tsy tapaka.

Ireto misy tombontsoa maromaro amin'izany:

✅Plus de visibilitĂ© : lasa visible kokoa ny pagenao, manomboka lasa rĂ©fĂ©rence, tadidin'ny olona satria hitany matetika.

✅Plus de Confiance : Rehefa manao contenu matetika ianao, dia hitan'ny olona fa matotra sy tena misy ny Zavatra ataonao eto amin'ny tambazotra ary manao ezaka manintona ny hafa matoa aseho.

✅Plus d'audiences: Te hanao rĂ©action ny contenu havoakanao ny olona rehefa mahita anao miezaka manao contenu tsy tapaka, mitombo ny fahalianan'izy ireo amin'ny Contenu anao raha ataonao tsy tapaka sy manintona izany.

✅Plus d'algorithmes: Voasokajy ho page mavitrika ny pagenao raha manao contenu tsy tapaka ka hipoitra matetika eny amin'ny Tambazotra.

Araho tsy tapaka ny pejy fa misy torohevitra maro isan-karazany omenay eto, mba hahatonga anao ho matihanina amin'ny sehatry ny Marketing Digital.

Address

15 C 170 Antsinanantsena Antsirabe
Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 08:00 - 22:00
Tuesday 08:00 - 22:00
Wednesday 08:00 - 22:00
Thursday 08:00 - 22:00
Friday 08:00 - 22:00
Saturday 08:00 - 22:00
Sunday 11:00 - 22:00

Telephone

+261383420016

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sera.Manager posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Sera.Manager:

Shortcuts

Share