07/10/2023
Bonsoir daholo🥰
Ho fanokafantsika ny pejy Dia andao asiantsika LALAO AHAZOANA tsara bé surprise avy aty @ Un peu de tout by Merveille
Fa mialohan'zany Dia andao asiantsika jeu kely,izay mahita n'y chiffre roa farany crédit ity no mahazo ity crédit Ty aloha❣️
1_ Asio j'aime n'y pagen'i "Un peu de tout by Merveille" de asao n'y namana hanisy j'aime n'y page ihany koa
2_ soraty ao n'y chiffre roa takona
3_ Partagena en mode "Public "ity publication ity
Dia rehefa feno 500 abonnées n'y page Dia sarihantsika ilay DRAP🥰
Nb: araho tsara ilay fepetra fa izay manaraka n'y fepetra ihany no mahazo ilay crédit sy ilay drap raha voasarika ianao😊
Tafiditra ao anaty fisarihana daholo na nahita ilay chiffre roa n'a tsy nahita ❣️
Mazotoa daholo Ary oh😘😘