MY OAY

MY OAY Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MY OAY, Telemarketing service, Tomboarivo-Antsirabe, Antsirabe.

My Oay! | The unexpected finds. 🛍️

📍Selection d'articles atypiques.
📍Tranon'ny haingo sy ny kojakoja tsy voafetra.
📍"Style" sy "Pratique" mitambatra ho iray.
🚀 Azo itokisana, miavaka.
💌 MP raha hanao famandrihana.

Hello les passionnés ! 👋 Bienvenue chez My Oay! 🛍️✨Tasse tsara kely indray no arrivage-tsika ❤️Tena mora be fa aza tara ...
16/04/2026

Hello les passionnés ! 👋 Bienvenue chez My Oay! 🛍️✨
Tasse tsara kely indray no arrivage-tsika ❤️
Tena mora be fa aza tara ary 🏃‍♀️😍

📍16000Ar raha maka iray
📍15000 Ar raha maka roa
📦Livraison possible/ gratuit raha maka mihoatra ny roa
📞 0389677575

14/04/2026

Hello les passionnés ! 👋 Bienvenue chez My Oay! 🛍️✨

Ahoana ny vola lany amin’ny serviette jetable isam-bolana ao😄?
📍Ity aloha misy vahaolana ee.
Serviette lavable tena tsara izy ity sady mampihena ny dépense isam-bolana satria, indray mividy ihany. 🩷
Misy 7-10 pièces be izao ny ao anatiny. Mitazona hamandona tsara ary tena confortable be.
Mety amin’ny taille rehetra ary efa misy presse kely mihazona azy tsara ka tsy atahorana hilatsaka😅
❌️Mbola disponible SUR COMMANDE foana aloha.

📩 Manasa anao ary hiditra MP raha liana
☎️0389677575
Araho hatrany ny page MY OAY

Hello les passionnés ! 👋 Bienvenue chez My Oay! 🛍️✨Ela ela tsy hita.Efa mangatsika ny andro dia ho asina akanjo mafana h...
12/04/2026

Hello les passionnés ! 👋 Bienvenue chez My Oay! 🛍️✨
Ela ela tsy hita.
Efa mangatsika ny andro dia ho asina akanjo mafana ho an’ny ankizy🧥
Ensemble tsara kely.
2 Couleurs disponible🩷🟤

sur COMMANDE❗️

❌️Uniquement pour les filles 4-8 ans ❌️

Prix 80000 Ar- Acompte obligatoire.
📩Mp ny commande
📦Livraison possible Antsirabe sy any amin’ny faritra

☎️ 0389677575

Hello les passionnés ! 👋 Bienvenue chez My Oay! 🛍️✨Hanome Cadeaux 100000 Ar ny Admin raha feno 100K ny abonné mandrapa r...
01/04/2026

Hello les passionnés ! 👋 Bienvenue chez My Oay! 🛍️✨

Hanome Cadeaux 100000 Ar ny Admin raha feno 100K ny abonné mandrapa rapitso 😅

POISSON D’AVRIL 🐟 😅
Fa aza adino ny manaraka ny pagen-tsika fa efa ho avy ny arrivages manaraka aaann🥰

🖇CONDITIONS MY OAY🖇 📌JP en commentaire + Confirmation en message privé 🍀Ataovy foana ny JP satria izay mandefa acompte i...
24/03/2026

🖇CONDITIONS MY OAY🖇

📌JP en commentaire + Confirmation en message privé
🍀Ataovy foana ny JP satria izay mandefa acompte ihany no mahazo ny article.
🍀Omena fotoana ianareo(5-10 minutes)andefasana coordonnées sao dia mbola misy sary hafa ataonareo JP.
🍀Aoka tsy hasina reponse na fafaina ny commentaire raha tsy efa vita ny Confirmation.
🍀Mba ialana amin’ny JP WERAWERA dia izay manao Confirmation dia tsy maintsy mandefa acompte 📍OBLIGATOIRE📍
📌 Rehefa vitanao ny Confirmation dia ianao no misafidy ny date hanaovana ny livraison( iray andro aorian’ny Confirmation ataonao foana vao manao livraison izahay, ankoatra izay ianao no misafidy ny fotoana).
🍀 Tsy misy livraison Dimanche.
🍀Raha ilaina maika ny entana dia afaka alainao ety Tomboarivo terrain de basket 🔻
📌Faritra : Alefa daholo ny vola rehetra mandritry ny commande avant 16h.
🍀 jerena tsara ny taille satria tsy misy retour ny any amin’ny faritra.
📌Ataovy tsara vérification raha mbola eo ny livreur.
🍀 Tsy mandray retour intsony rehefa vita paiement ny entana.
🍀 Tsy mampanao au choix. Na récupéré aza ny entana dia izay nataonao JP ihany no alainao ety Tomboarivo.
📌 Tsy afaka miandry elabe ny livreur rehefa tonga eo amin’ny toerana nifanaovana satria mbola maro be ny livraisons mila enjehina azafady indrindra 🙏

📌 AUTRES :
🍀 Jerena tsara fa efa miaraka amin’ny article tsirairay ny details rehetra.
🍀 Miteny izahay rehefa misy défaut ny article.
🍀 PRIX FIXE avokoa.
🍀 Raha maka maro ianao dia gratuit ny livraison.

Raha mbola misy tsy azo tsara na fanontaniana hafa dia afaka mandefa message privé foana🥰
MISAOTRA BETSAKA ANAREO MISAFIDY an’i MY OAY 🫶

☎️ 0389677575 / 0333175406

Hello les passionnés ! 👋 Bienvenue chez My Oay! 🛍️✨Aiza daholo ary fa tonga ny arrivages pour hommes 😉 👖📌MERCREDI NY FOT...
23/03/2026

Hello les passionnés ! 👋 Bienvenue chez My Oay! 🛍️✨

Aiza daholo ary fa tonga ny arrivages pour hommes 😉 👖
📌MERCREDI NY FOTOANA HAMOAHANA AZY
Fa mialohan’izay hasina kilalao indray azahona credit 5000Ar
➡️ IRETO ARY NY CONDITIONS :
📌 Manasa ny namanao hanaraka ny page MY OAY sy hanisy reaction ilay commentaire anao
📌 Manao partage anaty groupe 3
📌 Izay betsaka reaction no mahazo ilay credit
Lasa ary isika 😍
📌Mercredi amin’ny 10 ora maraina no mifarana ny LALAO

Hello les passionnés ! 👋 Bienvenue chez My Oay! 🛍️✨Ahoana raha hasina Articles pour hommes indray 😉Araho hatrany ary ny ...
21/03/2026

Hello les passionnés ! 👋 Bienvenue chez My Oay! 🛍️✨

Ahoana raha hasina Articles pour hommes indray 😉

Araho hatrany ary ny page MY OAY 😘

Hello les passionnés ! 👋 Bienvenue chez My Oay! 🛍️✨Article 1 avy sisa disponible fa tongava aingana 🤩❤️Dia misaotra tami...
14/03/2026

Hello les passionnés ! 👋 Bienvenue chez My Oay! 🛍️✨

Article 1 avy sisa disponible fa tongava aingana 🤩❤️
Dia misaotra tamin’ny fahatokisana ny MY OAY 😍
ARAHO HATRANY NY PAGE 👍

Hello les passionnés ! 👋 Bienvenue chez My Oay! 🛍️✨Misaotra betsaka foana manohana ny MY OAY Araho foana ny page fa efa ...
14/03/2026

Hello les passionnés ! 👋 Bienvenue chez My Oay! 🛍️✨

Misaotra betsaka foana manohana ny MY OAY

Araho foana ny page fa efa ho avy ny arrivage manaraka 😍❤️

Hello les passionnés ! 👋 Bienvenue chez My Oay! 🛍️✨ZOOTOPIA FANS 🥺❤️❤️❤️❤️
11/03/2026

Hello les passionnés ! 👋 Bienvenue chez My Oay! 🛍️✨

ZOOTOPIA FANS 🥺❤️❤️❤️❤️

Hello les passionnés ! 👋 Bienvenue chez My Oay! 🛍️✨Mahafaly anay erÿ ny mahita ny retour ataonareo toy izao anie ee ❤️❤️...
10/03/2026

Hello les passionnés ! 👋 Bienvenue chez My Oay! 🛍️✨
Mahafaly anay erÿ ny mahita ny retour ataonareo toy izao anie ee ❤️❤️❤️

Mbola misy disponibles ny Articles antsika aann🤩

Hello les passionnés ! 👋 Bienvenue chez My Oay! 🛍️✨Articles disponibles de suite❤️❤️Details sur chaque photo ⬇️AZA ADINO...
07/03/2026

Hello les passionnés ! 👋 Bienvenue chez My Oay! 🛍️✨

Articles disponibles de suite❤️❤️
Details sur chaque photo ⬇️

AZA ADINO MANARAKA NY PAGE 😍

Address

Tomboarivo-Antsirabe
Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MY OAY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share