07/03/2026
Aza miteny intsony hoe 'C'est très bien' na 'C'est parfait'..." 🤫
Te hiteny toy ny tena Frantsay ve ianao?
Misy teny iray ampiasain-dry zareo rehefa misy zavatra vita tsara sy madio tanteraka... nefa tsy ilay teny efa mahazatra anao io !
Jereo ity vidéo ity! 👇
̧aisenligne