07/10/2024
❗TOLOTR'ASA ho antsika monina eto FIANARANTSOA SY NY MANODIDINA 🎤
Ho anao izay eo am-pitadiavana asa matotra sy maharitra 💰
📥Natokana ho an'ireo :
✅Feno 18 taona no mihoatra
✅ Liana sy mazoto ary mahafe ny serasera ara-barotra
✅ Mahazaka ny asa "sur terrain"
Izahay dia mandray:
📂COMMERCIAUX SUR TERRAIN LAHY NA VAVY 25 ISA no ho raisina 🔥
Tongava mivantana eny amin''ny BUREAU AGENCE TEBOKA AMBALAPAISO AMBONY (AO AMIN'NY BÂTIMENT LA CHAUDIÈRE) manatrika ny ENTRETIEN,,
📒NY ALAKAMISY 10 OCTOBRE hoavy izao, Manomboka amin'ny 09 ora maraina 🕘 Ka hatramin'ny 12 ora atoandro🕛.
❗Tsy misy taratasy homanina akory fa efa misy "FICHE D'INFORMATION"📜 fenoina eny an-toerana.
☎️☎️Antsoy ny 034 60 737 51 raha mila fanazavana fanampiny.